tsy sahy referendum i ravalo
1. mpandalina
(
16/03/2009 07:44)
Miandrasa fifidianana rangahy a !
Maninona tokoa ry TGV (terreur goka violeur ) raha miandry fifidianana a !
Raha miandry fiVidianana mantsy ianao ry lucky luke dia izao no zavatra hiseho :
1.Tsy izay mamim-bahoaka rehetra akory no ho lany fa izay mahay mangala-bato. Raha vao midina ny pourcentage ny vaton’ny mpitondra (ao amin’ny ministera fanisana vato )dia hidina (fermer) indray io fa hoe misy fahatapahan-jiro dia voaina afaka andro iray dia miakatra indray ny pourcentagen’ny filoha am-perinasa . Miracle mon ami!
2.Ny ordinateur ampiasaina (sy ny logiciel) ao anatin’ny ministeran’ny ati-tany dia « par le plus pur des hasards » dia ny olona ao amin’ny fitondrana no nahazo ary mbola hahazo ny marchés rehefa natao/hatao ny appel d’offres
3.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana helicopters (avec un s) qui fait/fera/feront le tour de mada en 10 jours (tonga hatrany amin’ny fokontany tsy mbola fantatrao hatramin’izay niaiananao nefa ianao efa 25 taona , exp : fokontany Marka , region anosy)
4.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana milliards (encore avec un s) ho zaraina sy ampiasaina . t-shirts, vary, ronono, school milk. Mety manana milliard enao ry tgv fa tsy haharaka ny azy mihitsy e! Izy anie tsy mandoa hetra e! Na ny vola hetra tokony naloany fotsiny no efa mille milliards de mille sabords koa!!
5.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay mahavidy olona maro. Amin’ny 2011 ( fa tsy 2012 araka izay lazain’ireo mpandainga, 5 ans ny mandat iray ry Rina Rabetrano mpiasan’ny radio mada a! 2006+5= 2011, miracle e!), amin’ny 2011 izany dia mety ho tonga 200.000 fmg ny fividianana olona hifidy ny filoha am-perinasa. Ho milliardaire ny gasy amin’izany, raha misy olona folo ao antrano efa 2.000.000fmg!!! Enga anie hisy deuxième tour leaza!!!
6.hampiasaina koa ny fiangonana amin’izany 2011, ka raha tsy vice-président ny fjkm ianao ry tanora goaka voudy dia izao dia mialà fa mbola bitika enao e!
7.ny bileta inika (bulletin unique) tsy mbola ho ampiasaina fa manjary tsy maharesy ny olona eo amin’ny fitondrana raha mampiasa izany.
8.mbola ho ampiasaina ny karta elektera nefa karapanondro misy, raha voa fantatra mantsy fa hifidy tanora gaoka vooody ny olona iray dia tsy homena karta elekitera!
9.hisy indray ny fokontany, fivondronana fictif ka hahazo vato 90% ny filoha ao amin’io fokontany fictif io!!
10.any amin’ny toerana izay hita mazava fa resy ny filoha dia foanana ny vokatra ao ka lazaina fa nisy tsy nety tany!!!
FEHINY : na ny Malagasy 20.000.000 (tsy ny Malagasy rehetra akory no afaka mifidy) aza no tia anela ry dj tsy haharesy azy ialahy raha “fiVidianana” no resahina. Azafady fiFidianana kay lay izy!!! (ramandriaka@yahoo.fr)

novalian'i ravonjison ny 16/03/2009 08:48
3. Noue
(
16/03/2009 07:52)
toa tsy nahay nandalina indray zany mpandalina zany eee ! i Ravalomanana anie no nitaky hanaovana an'io référendum io eee ! raha hoy ianao oe tsy sahy i tgv dia marina zany!
4. mpandalina
(
16/03/2009 08:05)
amin'izay anie ny olona mamaky ilay post e!
dia rehefa avy namaky i ravatorano,noue dia ahoana hoy ianareo?

5. xxx
(
16/03/2009 08:06)
Ataovy ireo vahiny "Communauté Internationale" ireo mihintsy no arbitre + FFKM + HCC
ALEFASO ny REFERENDUM, izahay koa MITAKY IZANY satria ZAhay vahoaka ary tsy manaiky ny bontolo sy fampihorohoana lavareny izao e!
De rhf tsy lany Ra8, de iaraha-mahita eo ny candidatnareo TGV e?

6. xxx
(
16/03/2009 08:10)
Tena mankasitraka ry Mpandalina fa milay be resaka ! tsy takatry ny sasany manko ilay izy ka dia manotany tena ry zareo!
Samy alika izy roalahy e!!!!!
Samy alika izy roalahy e!!!!!
7. xxx
(
16/03/2009 08:12)
na takatra na tsy takatra izy io dia efa izay no fandehany!! anga moa dia tena misy marina izany demokrasia izany fa fandrembidrebena saimbahoaka fotsiny izany!!
8. Noue
(
16/03/2009 08:13)
mpandalina:mamaky ny olona eee ! fa tsy nilaina ny namadiana ny fahamarinana! ny hany mba azoko lazaina fotsiny dia tsotra raha tena misy ny fitaiavan'tgv ny tanindrazana, raha tena misy ny fitiavan'i tgv ny malagasy dia manaiky an'io izy
amin'izay anie ny olona mamaky ilay post e!
dia rehefa avy namaky i ravatorano,noue dia ahoana hoy ianareo?
raha tsy misy kosa zany fitiavana zany dia tena voamarina tsara ny fanaovany sorona ny olona mba ahazahoany seza !
9. xxx
(
16/03/2009 08:14)
Misy tantara tena marina ity rey mpiserasera" Misy vazaha namako ary efa hatramin'ny fanjanahantany izy no niaina sy niasa nivelona teto M/CAR saingy taorian'ny tolona 1972 dia noroahin'ny gasy ireo ray aman-dreniny sy izy tenany moa izany lasa koa, ary hatramin'izao anefa dia noho izy teraka teto dia tiany dia tiany toy ny malagasy rehetra io M/car io ,tsy mpanao politika io vazaha io ary efa ankizy tanora izy tamin'ny fitondran'ny prezidà TSIRANANA ,ary izao no nambarany tamiko "TSY MBOLA NISY MPITONDRA AN'I MADAGASCAR NAHAVITA ZAVATRA BETSAKA SY NIEZAKA NAMPANDROSO IO FIRENENA MALAGASY IO AFATSY INGAHY RAVALOMANANA na iza no teo aloha na iza tao antin'ny fotoana fohy" koa miala tsiny aminareo aho ry akama sy gasy rehetra,fa raha "tary" Antananarivo aza tsy vitany fa politika sy fanapotehana ny firenena no ilazany fa izy indray no hitondra ny gasy sy mirehareha fa voafehiny izao sy izao, ary bala rora etsy sy eroa mamono ny gasy toa azy "azafady aloha fa i lery toa Vazaha an-taratasy ny ilany hono"dia ho anareo mpomba azy rehetra (tgv) io mpamadika tanindrazana sy mpampihinana malaoto ny gasy toa anareo ianareo,koa dia ny mbola tsy iharan'ny hatezeram-bahoaka ianareo (ao anatin'ny vahoaka io na ireo nifidy na tsy tian-andra8 fa mila an'i GASY MANDROSO SY MILAMINA Ssy fiainana mandeha tsotra izao fotsiny"dia ampitao ao amin'y VIVA ny tohiny tompoko!!!!
10. xxx
(
16/03/2009 08:31)
Ko zany izy hoe vazaha! tsy mahafantara izay zava-misy marina ! Ny fantatray dia hoe tsy nisy prezida nahay nangorok'arena toa an Dravalomanana hatrizay nahazaona fahaleovantena!
Ary moramora zandry sao tapaka eo ity lalandra a!!! :-D :-D :-D

11. nyavo2000
(
16/03/2009 08:42)
Inon no tian'i Mpandalina lazaina e! toa averimberina atsy sy ary ny hevitra !
mpandalina:
Miandrasa fifidianana rangahy a !
Maninona tokoa ry TGV (terreur goka violeur ) raha miandry fifidianana a !
Raha miandry fiVidianana mantsy ianao ry lucky luke dia izao no zavatra hiseho :
1.Tsy izay mamim-bahoaka rehetra akory no ho lany fa izay mahay mangala-bato. Raha vao midina ny pourcentage ny vaton’ny mpitondra (ao amin’ny ministera fanisana vato )dia hidina (fermer) indray io fa hoe misy fahatapahan-jiro dia voaina afaka andro iray dia miakatra indray ny pourcentagen’ny filoha am-perinasa . Miracle mon ami!
2.Ny ordinateur ampiasaina (sy ny logiciel) ao anatin’ny ministeran’ny ati-tany dia « par le plus pur des hasards » dia ny olona ao amin’ny fitondrana no nahazo ary mbola hahazo ny marchés rehefa natao/hatao ny appel d’offres
3.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana helicopters (avec un s) qui fait/fera/feront le tour de mada en 10 jours (tonga hatrany amin’ny fokontany tsy mbola fantatrao hatramin’izay niaiananao nefa ianao efa 25 taona , exp : fokontany Marka , region anosy)
4.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay manana milliards (encore avec un s) ho zaraina sy ampiasaina . t-shirts, vary, ronono, school milk. Mety manana milliard enao ry tgv fa tsy haharaka ny azy mihitsy e! Izy anie tsy mandoa hetra e! Na ny vola hetra tokony naloany fotsiny no efa mille milliards de mille sabords koa!!
5.tsy izay mamim-bahoaka no ho lany fa izay mahavidy olona maro. Amin’ny 2011 ( fa tsy 2012 araka izay lazain’ireo mpandainga, 5 ans ny mandat iray ry Rina Rabetrano mpiasan’ny radio mada a! 2006+5= 2011, miracle e!), amin’ny 2011 izany dia mety ho tonga 200.000 fmg ny fividianana olona hifidy ny filoha am-perinasa. Ho milliardaire ny gasy amin’izany, raha misy olona folo ao antrano efa 2.000.000fmg!!! Enga anie hisy deuxième tour leaza!!!
6.hampiasaina koa ny fiangonana amin’izany 2011, ka raha tsy vice-président ny fjkm ianao ry tanora goaka voudy dia izao dia mialà fa mbola bitika enao e!
7.ny bileta inika (bulletin unique) tsy mbola ho ampiasaina fa manjary tsy maharesy ny olona eo amin’ny fitondrana raha mampiasa izany.
8.mbola ho ampiasaina ny karta elektera nefa karapanondro misy, raha voa fantatra mantsy fa hifidy tanora gaoka vooody ny olona iray dia tsy homena karta elekitera!
9.hisy indray ny fokontany, fivondronana fictif ka hahazo vato 90% ny filoha ao amin’io fokontany fictif io!!
10.any amin’ny toerana izay hita mazava fa resy ny filoha dia foanana ny vokatra ao ka lazaina fa nisy tsy nety tany!!!
FEHINY : na ny Malagasy 20.000.000 (tsy ny Malagasy rehetra akory no afaka mifidy) aza no tia anela ry dj tsy haharesy azy ialahy raha “fiVidianana” no resahina. Azafady fiFidianana kay lay izy!!! (ramandriaka@yahoo.fr)
12. ravonjison
(
16/03/2009 08:48)

Ary toa ohatry ny verivery saina izany ianareo ry MPANDALINA ?