Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i yakuza, milahatra araka ny daty
yakuza ( 24/03/2009 10:10)
Mbola misy ihany ireo tsy mikatona tsara ny loha maleminy
Asa izy ity raha atao kilalao ny firenena fa tsy haiko alou fa za mintsy ry pro R8 dia mipetraka tsara @toerana misy azy fa tsy manao fihetsika olona tsy nianatra ohatr'izao atao etsy sy eroa IRALEVAV... tohiny
novalian'i andrywui ny 24/03/2009 15:31
yakuza ( 19/03/2009 05:30)
Tapitra ny fampisehoana tantara vao2 be!
Mahereza ry ANDRY a! ataovy @le oui ny fitantanana ny Firenena mandritrin'ny 24 mois mino sy manantena izahay fa tsy andrarak'ilo mbi andoha enao Andriamanitra anie hanampy a... tohiny
novalian'i majakely ny 19/03/2009 07:54
yakuza ( 16/03/2009 08:46)
Mba rovina loatra ary no tapitra ty disadisa eto @ tanana ty
Tena leo be mintsy ny tenanay sa nareo tsy leo eo @ le fitadiavana mintsy no lasa misy blem be sady miha reraka ny vatana ny saina fa tsy ny fanahy alou e!... tohiny
novalian'i Noue ny 16/03/2009 09:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.007