Coup d'état indray hoy ny firenena mainty rehetra,dia ny fot

1. badboy ( 17/03/2009 07:26)
Coup d'état indray hoy ny firenena mainty rehetra ny hetsika ataon'ny vahoaka!! Ireo mpilaza io anefa dia ireo mpitondra izay naka ny fitondrana t@ basy sy tafondro ary tsy nisy vahoaka nanohana azy tao aoriany!!

Ireo no akamandRavalomanana sisa fa ny sisan'izay, izany hoe ny européanina sy ny amerikanina, ny fotsy @ ankapobeany, dia miandry ny hitsitonganany sisa!!

Tsy natao anatra ny nitranga t@ 2002 fa nihevitra ny tenany ho Ravalomanana ilay tsimatimanota!!

Ravalomanana any tsiafahy no tanjona!!!!!! :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i mibalika ny 17/03/2009 10:05
2. xxx ( 17/03/2009 07:36)
marina izany badboy an www.redtube.com :-D :-D :-D
3. xxx ( 17/03/2009 08:01)
Coup d'état izao ry sakaiza,ary ny 2002 ry akama dia fifidianana sy safidim-bahoaka ,samy hafa izany,ary ny européanina sy ny Amerikanina dia dia manaja ny sata ny ONU sao tsy fantatrao fa tsy hanaiky na oviana na oviana ny mpitondra fanjakana niakatra tamin'ny alalan'ny fampiasan-kery indrndra fa fanoganam-panjakana impliqué ny miaramila,vakio ny voalazan'ny UE omaly 16.03.09, ialaha anefa firenena mahantra dia TADIDIO fa tsy TSIAFAHY intsony no hiafaran'ielaha fa FONJA HOAN'IELAHA IMADAGASIKARA IRAY MANONTOLO.
4. mibalika ( 17/03/2009 10:05)
miarahaba ny rehetra,
malahelo ny tena mahita ny gasy am'izao fihetsika izao,fa na inona nataondRavalomanana na inona nofidiana araky ny lalana izy ary ny fanalana azy ankeriny dia atao hoe COUP D'ETAT ,izaho dia malagasy fa MANAMELOKA NY FOMBAN'ny rajoelina sy ny akolitany,raha tianareo ny firenena ekeo ny referendum!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2637