vola ve no hamadihan'ny polisim-pirenena ny tanindrazana???
1. manitinah
(
17/03/2009 03:43)
MAFY IZANY FITIAVAM-BOLA!!!! jamban'ny vola marina ny olona kan
novalian'i manitinah ny 17/03/2009 10:25
2. pika
(
17/03/2009 04:22)
tsy ny vola fa ny tsy fisihany fifampitokisana intsony no mahatonga an io
iny ilay hoe diso aho hoy ra8 fa olombelona ihany
te hampiditra mpikaramanady eo izao ny vokany
iny ilay hoe diso aho hoy ra8 fa olombelona ihany
te hampiditra mpikaramanady eo izao ny vokany
3. ifiona
(
17/03/2009 05:00)
fa pika ve ahoana e, efa nanao démenti ny ambassade Afrique du Sud oe tsy misy mercenaires eto Dago, mbola zany eo no averina
instructeurs no anaran'ireny vazaha be ireny
instructeurs no anaran'ireny vazaha be ireny
5. xxx
(
17/03/2009 05:38)
Instructeurs de guerre marina ireny ry Ifiona. Ataonao fa hisoratra ao @ passeport angaha hoe asa atao :Mercenaire :-D :-D :-D :-D
6. aloalo
(
17/03/2009 05:41)
ny filoham-pirenena koa mamadika tanindrazana @ io resaka vola io
mahonena, ny baiboly mody aroso ihany kanefa vola daholo ao ambadik'izany
mahonena, ny baiboly mody aroso ihany kanefa vola daholo ao ambadik'izany
7. rabaradaka
(
17/03/2009 06:28)
Dadatoa ny polisy ange efa mpanataka hatramin'izay ka tsy mahagaga e, nandritra ny fitondran-davalo de very fihinanana ry zalahy de zay no ivadihany. Fa ity dadatoa Organes ity no polisy tsy tiko indrindra
9. peta83
(
17/03/2009 07:32)
MAFY IZANY FITIAVAM-BOLA!!!! jamban'ny vola marina ny olona kan
Aza be taraina f'efa notenenina iany fa eeeeeeeeeee :P :P :P
10. ngoiha
(
17/03/2009 09:47)
Ka ny tafika eto am-tsika TAFIKA MPANDROBA SY MPANAO ANKERINY FA TSY TAFIKA NEUTRE (TSY ARAKA NY ANARANY HOE MPITANDRO NY FILAMINANA ,FA MITANDRO NY VOLA AZONY.
