radio fahazavana

1. rabehevitra1 ( 16/03/2009 20:27)
miheno radio mada sur interent izahay dia manambara ireo GP eny iavoloha fa hiteny matetitetika ao @ radio fahazavana ry zareo en cas ou.Donc soa mba misy mahita liens azafady? na mba mitantara izay volaza fa tena mitebiteby be izahay aty lavitra aty
répondu par litika le 16/03/2009 23:47
2. Noue ( 16/03/2009 20:35)
:( :( :( henoko koa io fa notadiaviko fa tsy mandeha @ internet io radio io :(
3. xxx ( 16/03/2009 20:44)
fa misy in eny iavoloha fa zay tsy maharaka? :(
4. Andribe ( 16/03/2009 20:49)
mms://radio.lequotidien.mg/mada
io misy koa aloha ee
5. ifiona ( 16/03/2009 20:49)
eza kou zay radio mada mandé eo!
6. rabehevitra1 ( 16/03/2009 20:52)
mandeha ny radio mada fa winamp no telechargena dia eo henoina azy fa mandeha tsara
7. Andribe ( 16/03/2009 20:53)
mms://radio.lequotidien.mg/mada
io ee azafady fa diso le tetsy
8. xxx ( 16/03/2009 20:54)
Andribe:

mms://radio.lequotidien.mg/mada
io misy koa aloha ee

soa dia bombna koa io ry andrybe an


:-D :-D :-D
9. Andribe ( 16/03/2009 20:57)
bomba netotrooon ve :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. ifiona ( 16/03/2009 21:00)
tena tsy mety mandeha ny ahy ry reto nefa hatr@ zay tsisy blem @ io adiresy io! lety e

fa misy fitantarana mivantana ny zava misy eny Iavoloha nga ao sa hirahira fotsn?
11. xxx ( 16/03/2009 21:01)
efa betsaka ihany izay fausse alerte teto izay manko,iza no mahita :-D :-D :-D
12. xxx ( 16/03/2009 21:04)
ifiona:

tena tsy mety mandeha ny ahy ry reto nefa hatr@ zay tsisy blem @ io adiresy io! lety e

fa misy fitantarana mivantana ny zava misy eny Iavoloha nga ao sa hirahira fotsn?

marina izany misy problem io lien io saingy winamp mandeha henoina azy telechargeo

13. Andribe ( 16/03/2009 21:09)
mande windows media koa io ka
14. ifiona ( 16/03/2009 21:26)
notéléchargéko lé winamp fa mbola tsy mety ihany !!!


:cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

za rangaha ndé hatory fa xi eto fotsn


bey bey dol
15. kotobekibo ( 16/03/2009 21:44)
mandeha marina , vao teo izy no niantso ny rasil rehetra hilamina !
sôtra e!
16. Andribe ( 16/03/2009 21:49)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ny ahy le vazo dance be aloha no henoiko ee
17. litika ( 16/03/2009 23:47)
Sahalan\'izay famahana olana izany ny fitondran-dRa8. Fitapitaka fotsiny fampanatenana poa-katy ho an\'ny vahoaka fa ny hareny mitombo mitombo foana.
Tia tena loatra !! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0557