izao no vokany rehefa mitsapa ny herin'i tgv

1. xxx ( 17/03/2009 18:48)
ny voalohanteniko aloha dia mahaiza mionina isika mpanohana ny fitondrana,variana nivavaka isika,mitondra ambavaka ny fitondrana nefa mangalatra akoho alatsinainy,noheverintsika fa rehefa tsy tim dia dia avy amin'ilay ratsy,izao no resultat .Minoa fotsiny ihany fa ra8 efa lasa nikopakelatra hihihi
novalian'i xxx ny 18/03/2009 00:05
2. ifiona ( 17/03/2009 18:53)
xxx:

ny voalohanteniko aloha dia mahaiza mionina isika mpanohana ny fitondrana,variana nivavaka isika,mitondra ambavaka ny fitondrana nefa mangalatra akoho alatsinainy,noheverintsika fa rehefa tsy tim dia dia avy amin'ilay ratsy,izao no resultat .Minoa fotsiny ihany fa ra8 efa lasa nikopakelatra hihihi



Fa iza moa zao no mangalatra fitondrana, forcéna aby zao ny olona voatendrin'ny fahefana ara dalàna, iza moa no niseho tezitra be raha vao nolazaina hoe ho directoire militaire, nefa izy io ihany no niseho nivavaka be ery tanaty costard fotsy t@ alahady

3. xxx ( 17/03/2009 18:55)
ento ambavaka indray tgv hametrapialana e,io ihany no problem tim,ny resaka finoana perso fa tsy entina @ politika
4. vale ( 17/03/2009 19:03)
xxx:

ny voalohanteniko aloha dia mahaiza mionina isika mpanohana ny fitondrana,variana nivavaka isika,mitondra ambavaka ny fitondrana nefa mangalatra akoho alatsinainy,noheverintsika fa rehefa tsy tim dia dia avy amin'ilay ratsy,izao no resultat .Minoa fotsiny ihany fa ra8 efa lasa nikopakelatra hihihi



MANGALATRA AKOHO AMIN NY AHOANA?? FA IZA IZAO NO MPANGALATRA?? 8O 8O 8O
5. vale ( 17/03/2009 19:05)
XXX> mitsapa ny herin'ny TGV ahoana moa izany?? fa tsy TGV no mitsapatsapa te haka toerana?? sodé efa ho adala ity enao?? sa mivadika ny tany aman-danitra??? :twisted:
6. xxx ( 17/03/2009 19:16)
Dia Ratsirahonana irery ihany ve izany no tao ambadiky ny TGV tamin'izao tolona izao? Nahoana no izy no voalaza fa namindran'ireo Jeneraly (noterena) ny fahefana?
7. zandikely ( 17/03/2009 19:17)
Tena marina nitsapa ny heriny TGV Ravalomanana ka nahita, iza no tsy nahatady ny teniny hoe : Tsapao aloha ny Herinareo.
Nihevitra ny tenany ho Andriamanitra kely ange Ravalomanana fa nofaizin'ny Bandy kely.....ka nabaradaka
Ireo generaly sy ny Vice Amiraly mandohalika manoloana ny sous-officiers
Ny president miparararetra manoloana an' Meur le Maire


MALAKY MANDEHA BE ILAY TGV


8. xxx ( 17/03/2009 19:17)
navela hanao izay daniny kibony nefa nana occasion tsar hamelazana azy,tohizo fa tsara e ,ary aza be menomenona rehefa voa
9. vale ( 17/03/2009 19:29)
zandikely:

Tena marina nitsapa ny heriny TGV Ravalomanana ka nahita, iza no tsy nahatady ny teniny hoe : Tsapao aloha ny Herinareo.
Nihevitra ny tenany ho Andriamanitra kely ange Ravalomanana fa nofaizin'ny Bandy kely.....ka nabaradaka
Ireo generaly sy ny Vice Amiraly mandohalika manoloana ny sous-officiers
Ny president miparararetra manoloana an' Meur le Maire


MALAKY MANDEHA BE ILAY TGV




MAHALALAHA MENATRA FA EFA ATAON NY OUL RESAKA ATY IVELANY ATY NY ATAON ITY EX DISQUE JOKEY DE 34 ANS NAREO ITY MBOLA MI WAWAWA ETO IHANY NAREO MPANARADIA ANAZY IREO!!!
MBOLA TSY NI JETER EPONGE ANKORY NY FILOHA DIA EFA NIZESTA ERAKINY TANANA LEKELINAREO OE FILOHA ATAON NY OUL RESAKA ERAN IZAO TTOLO IZAO MBA MENATRA!!! MARINA EEE!!!

:-D :-D :-D :^)
10. aloalo ( 17/03/2009 19:43)
i Ronald Reagan aza comédien, koa inn no olana e !
11. xxx ( 17/03/2009 19:45)
bandy vendrana i tgv e ,3mois ihany io eo maxi
12. vale ( 17/03/2009 23:06)
Aloalo: izy aza mba comédien, fa ity papandihinareo?? :-D :-D tsy vitan'izany fa tsy ampy traikefa eee, vao iray ranon'orana!!
13. fijo ( 17/03/2009 23:14)
fa iza no milaza aminareo fa ratsirahonana no nomena nyfahefana????de mbol amitsaho ihany ve ndadia efa nandroba aza?
14. xxx ( 18/03/2009 00:05)
Félicitations!
Félicitations au peuple malgache de 20 000 personnes et de 100 soldats pour avoir porté au pouvoir un nouveau président. Les 19 880 000 autres personnes vous sont vraiment reconnaissantes pour avoir fait le choix à leur place.
Félicitations encore car c’est une bonne personne, il a mis à feu et à sang votre pays et s’est accaparé le pouvoir par la force.
Félicitations car il va tous surement vous rendre riche car il y aura beaucoup de travaux de reconstruction après tout ce qu’il a détruit. Une augmentation de salaire des fonctionnaires avec l’argent donné par le colonisateur, l’argent facile pour ceux qui l’ont eu facile. Et la pauvreté pour ceux qui ont travaillé dur.
Félicitations car vos ancêtres sont surement fiers d’être mort sur le champ de bataille en 1947 car cela a renforcé l’intérêt des colonisateurs pour votre pays.
Félicitations car on sait maintenant que chez vous il y a vraiment de la liberté
- les soldats n’ont pas besoin de suivre leurs supérieurs, il suffit de leur pointer une arme
- la population n’a pas peur de policier, il suffit de le bruler vif et le crucifier
- les jeunes n’ont pas besoin d’écouter les ainés, il suffit de les crier dessus ou de les faire peur
- la population n’a pas besoin d’élection, il suffit de tout prendre par la force
- la loi n’a pas besoin d’être suivi, il suffit de dire que c’est moi qui commande
Et oui, félicitations et je vous souhaite de tout mon cœur de vivre intensément cette nouvelle fierté car vous venez de montrer au monde entier que Madagascar est un pays juste, pacifique, respecte ses lois et respecte ses institutions. Le monde entier va avoir beaucoup de respect envers vous à partir de maintenant.
Nous, on n’a pas la chance de vivre autant de liberté en Amérique du Nord car ici il faut travailler dur pour réussir et respecter les autres et la loi.
Vous êtes chanceux!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8981