samedi rouge
1. xxx
(
19/03/2009 15:50)
:evil: :evil: :evil: doro trano ,vaky trano,fangalarana,gidraga be eny ahamasina
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:09
2. Oay
(
19/03/2009 16:08)
Ny an'i XXX kosa d efa lasa asan-devoly mirary ratsy sisa ni hany mba hainy klé!
Mafy ilay Fahoriana mihantra aminareo fa na izany aza d mahaiza mitraka d tsarovy fa "Tsy misy izay tsy ho kamboty fa ny kamboty fisainana farafahoriana"!
Mafy ilay Fahoriana mihantra aminareo fa na izany aza d mahaiza mitraka d tsarovy fa "Tsy misy izay tsy ho kamboty fa ny kamboty fisainana farafahoriana"!
3. TIMTIKO
(
19/03/2009 18:30)
mbola kely zany eee mbola avy ny vono olona fa aza taitra ze tsy mahay miala bala eo dia voatifitra avokoa
4. xxx
(
19/03/2009 18:38)
ny arema indray izao no hankorotana an'io fitondrana io ,efa betsaka ny voakarama hisompatra an'io fety eny mahamasina io samedi,ny masonay mihitsy no nahita ny fizarana koctail molotov sy bara mine hamakiana trano sy handorana
7. pikatti
(
20/03/2009 01:09)
aza mihantsy adim-poko elah ry tafondromaty refa tsisy lazaina fa efa nialan'i zafy ary zany kozy zany!!!