Blasphème

1. xxx ( 19/03/2009 15:16)
Zao e,

Pasitera, generaux 3 niara naita ka mila resahina izy 3 de ita we iza no mandainga fa na izany aza ity misy fanamarihana. Inona no antony tsy nahatao an Mr Razanakolona nefa raharahampirenena no resahina? Sa ireo iany no tokony hiresaka anzany mba tsy hilazako hoe premedite io de ny catholique miombon'antoka amin'io.

Ra mpiombon'antoka izy dia izao no dikany :
- Tena marina izany ny lazain secte : fa ny papa no 666 ary représentant ny diable izy et pour instituer son pouvoir il lui faut faire du blasphème : frapper, et lui faire avaler de la pisse et cela pour consacrer le prochain régime car Ra8 ne répondait pas à la demande des catholiques.

ka zao, n'inon n'inon lazain miaramila alou dia voaota fady le pasitera. Noho izany tokony ho soloina izy na diovina fa tsy lasa e! Ary ra mpandainga izy araka ny nolazain miaramila de aleo hisolo e!

Zay e!
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:34
2. pikatti ( 19/03/2009 16:18)
maniaco-dépressif ve nareo zany é, aza manao resaka taingina zany leity a,nareo ndray zany no mitady hisolo azy!!

3. fijo ( 19/03/2009 21:34)
tsssss odon wa tsy katolika.saraho ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1843