Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RATOVOARY ( 20/03/2009 08:36)
Vaovao Pasteur Lala Rasendrahasina
Sendra hitako dia zaraiko eto aloha Naharay sms avy amin’i Pastora Lala Rasendrahasina ny mpamaky anankiray : « Kapoka sy vono, ompa no natao tamiko, ary norahonana ihinana ny malotoko aho, na... tohiny
rafika ( 20/03/2009 08:25)
tononkira
Mangataka tononkira tompoko Mpihira Mamy Ralaivita Lohateny Ratagnalahy Mankasitraka indrindra Tompoko ... tohiny
mosabe ( 20/03/2009 08:18)
TGV refusé par Union europenne
"Ce n'est pas une élection démocratique", a déclaré la présidence tchèque de l'UE à propos de l'arrivée au pouvoir d'Andry Rajoelina. Washington et l'Afrique australe ont également émis des ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 08:41
essera ( 20/03/2009 08:07)
Incroyable : fin contrat 18 mars ny pacte Ra8 et chiffre 7
Tsy mampino ahy ity fa document efa azoko 2 volana lasa izay dia indro fa tena nitombina ilay izy. Tsy minomino foana aho fa mahalasa saina ihany : 1/ Raha sendra nanopy maso tamin'ilay sarina ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 12:27
naughtyboy ( 20/03/2009 08:01)
Ny zv tsy mazava @ ty coup d'état ity sy ny misy anle8
lasa 155 isa izao ireo mpandroba safidimbahoaka erantany sy mpanao ankeriny fanjakana ary didy jadona era-tany,santionany @ ireny -Manuel Quintas de Almeida(rasily lieutnant São Tomé and Príncipe... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:47
xxx ( 20/03/2009 07:25)
Andao hametraka ny Fitondrana Tetezamita eny Mahamasina
Antso avo ho antsika vahoaka malagasy rehetra. Andeha isika hametraka ny Fitondrana Tetezamita amin'ny fomba offisialy rahampitso. Aza tara fa sao tsy mahita toerana eny intsony. Asehontsika ho hitan'... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 08:10
naritsimba ( 20/03/2009 06:45)
MAHAGAGA SADY MAHAVARIANA
Maro aminareo manoratra eto no mipetraka any Frantsa. Ny tena mahagaga ahy sady mahavariana dia maro ireo milaza fa ny Frantsay no tao ambadiky TGV, ekeko ho marina izay raha ny trangan-javatra miseh... tohiny
penguin ( 20/03/2009 06:04)
Merina misolo Merina mbola misy grevy any Ambanja
Mivadika ny tantara ary mbola misy grevy amin'ny faritra hafa. Resaka hafa mihintsy satria tsy manaiky izany Merina misolo Merina izany hono Ambanja ka mbola misy fitokonana any. Vao omaly koa nisy ni... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:52
ainaheri ( 20/03/2009 05:51)
RA8 SY IREO ORINASANY
Ahoana zany ireo orin'asan-dra8 reo?? Iza no hitantan'azy?? ..........Ary aiza izy @ izao fotoan'androny??... tohiny
novalian'i ainaheri ny 23/03/2009 19:43
essera ( 20/03/2009 05:37)
Mankatoa ny TGV ve ny firenena hafa
Lasa resabe io ka aleo mba hilaza ny hevitro aho. Raha nahatadidy tsara ianareo tamin'ny 2002 dia tsy nisy firenena tonga nanantona haingana ny fitondrana vao nijoro. Tamin'ity dia naninona no tong... tohiny
essera ( 20/03/2009 05:01)
Ny marina momba ilay fampisotroana maloto Pasitera
Mampahery ny filoha sy ny vahoakan'Andriamanitra ao amin'ny fiangonana FJKM tamin'ny zava-niseho tao amin'ny capsat iny. Ny mba tiako ampitaina eto kosa anefa dia izao, sao dia mba nisy diso na ny ... tohiny
tovolahy007 ( 20/03/2009 02:47)
Miaiky izao tontolo izao fa "Coup d'Etat"
"This was a coup d'etat, this was not a democratic election," said Czech Foreign Minister Karel Schwarzenberg, whose country holds the rotating EU presidency. Washington also criticised Rajoelina's... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:22
soanja ( 20/03/2009 02:17)
Atokako ho azy ny aliko androany!
Miloloha lanitra tokoa isika ka tsy maintsy lena Ary manitsaka ny tany ka tsy maintsy potraka N'iza n'iza izay teraka dia naman'ny hanao diso avokoa Koa dia ny aliko androany no hatokako ho anao r... tohiny
novalian'i soanja ny 20/03/2009 23:00
sitlo ( 19/03/2009 22:47)
fanantenan'i TGV sisa
Raha hanana poids mihoatra ny SADC i France sy ity hoe Libie amin'ny fivorian'ny Union Africaine rahampitso. Raha tsy izay koa dia veloma koa hoy ny Rosianina sy Nigeria. Raha hanana poids mihoatra... tohiny
novalian'i tota ny 20/03/2009 07:43
fijo ( 19/03/2009 21:31)
ramaroson
itako tamin'ny gazety midi homaly fa to anisy nandroba tao ko any tranon'i ramaroson tao andoharanofotsy???hummmm milay wa ity lalao ity... tohiny
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:18
xxx ( 19/03/2009 21:23)
MANOMBOKA NY CHASSE A L HOMME
SOURCE MIDI MADAGASIKARA L’ancien ministre de l’Economie, du Commerce et de l’Industrie, Ivohasina Razafimahefa, est la première haute personnalité de l’ancien régime à avoir pu quitter... tohiny
novalian'i TIMTIKO ny 20/03/2009 07:07
xxx ( 19/03/2009 20:58)
Tamatave- Antsirabe : Tafita tsara ny lesona jiolahimboto
17H35 : Tamatave : selon le Malagasy tonga saina de Rolland Ratsiraka, Mr Hermann Tsivahiny s'est proclamé chef Chef de région avec l'appui de Victor Hong (pro Tgv ). ( selon Sobika.com) Antsirab... tohiny
novalian'i endrika01 ny 20/03/2009 13:01
bazylou ( 19/03/2009 20:42)
ny tgv mandeha foana e!!
ny alika no mivovo eo!! na maizina , na usa , na norvezianina, tsy probleme izany fa lasa foana io , e, tsy aky andry marary sy izao ra8isat lany bala rehetra izao!!! GO LETSY RATGV!!!!!!!!! :lol: ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/03/2009 22:58
xxx ( 19/03/2009 20:32)
FJKM aho fa leo Lala Rasendrahasina Jodasy Mpamadika
Dia satria tsy nahomby ny tetika rehetra, dia mitady zavatra lazaina hanariana dia ny olona hoe izao e zao e ! Tia politika loatra ianao ka hadinonao zahay ondrinao, famaizana ataon'i Jehovah anao io ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2009 19:19
myari ( 19/03/2009 20:18)
tsy ny hampandroso velively no tanjona fa hanjanaka
Ny mahamaika an'i la frantsa dia ny hampiditra hangana dia haingana ireo sosiete stratejikany izay hitrandraka ny harenan-tsika fotsiny sahala @ ataony @ tany afrikanina rehetra ireny . raha tsy mati... tohiny
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 01:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6574