Mankatoa ny TGV ve ny firenena hafa
1. essera
(
20/03/2009 05:37)
Lasa resabe io ka aleo mba hilaza ny hevitro aho. Raha nahatadidy tsara ianareo tamin'ny 2002 dia tsy nisy firenena tonga nanantona haingana ny fitondrana vao nijoro.
Tamin'ity dia naninona no tonga teny amin'ny Andry Rajoelina ny fikambanan'ny masoivoho vahiny teto amintsika omaly. Tsy handeha eny mihitsy ireo raha tsy hi-reconnaître eny na dia indirectement sy tsy nisy déclaration navoaka aza.
Tsy azony atao koa io satria tsy mbola nisy investiture. Ka asakasakareo raha hino ianareo na tsy fa dia ady hevitra ny antsika.
Raha mamaky an'ity ianareo dia jereo tsara fa adikako amin'ny fomba fijeriko :
Io ilay lazaiko hoe reconnaissance na dia indirectement aza fa tsy misy déclaration.
L'Union Européenne devrait etc (Tokony hampitovy ny sazy nampiarina fa tsy mbola nisy décision noraisina amiko no dikan'izao).

13H30 : Hier, en début de soirée, Andry Rajoelina a rencontré les corps diplomatiques et des représentants des organisations régionales et internationales
Io ilay lazaiko hoe reconnaissance na dia indirectement aza fa tsy misy déclaration.
01H15 : L'Union Européenne devrait adopter une position prudente identique a celle prise pour la mauritanie. L'union Européènne a suspendu ses aides à la Mauritanie
L'Union Européenne devrait etc (Tokony hampitovy ny sazy nampiarina fa tsy mbola nisy décision noraisina amiko no dikan'izao).
novalian'i naritsimba ny 20/03/2009 08:39
2. ifiona
(
20/03/2009 05:47)
fifandraisana ara diplomatika retsy io a, nga moa raha mifamangy dia midiaka hoe mifankasitraka e, iza no miteny aminao hoe ny nahatongavany teo dia ny hahafantatra bebe kokoa sy hahazo ny version an'i Andry, nga moa raha tonga eo izy dia hoe ankasitrahany zany, tsia, tsy manaiky an'izany aho.
01H00 : L'Union Européenne considère la prise du pouvoir à Madagascar comme un "coup d'Etat".
Le Sud-Africain Kgalema Motlanthei, a rappelé que la SADC "n'approuvera jamais, chez aucun de ses Etats membres, un transfert de pouvoir anticonstitutionnel aux dépens d'un gouvernement démocratiquement élu
15H51 : La Norvège a annoncé le gel de son aide bilatérale à Madagascar
20H00 : Les Usa jugent "non démocratique" l'accession au pouvoir de Andry Rajoelina et vont réévaluer leur relation avec Madagascar
18H20 : L'Afrique Australe sous la bannière de la SADC ne reconnait pas Andry Rajoelina comme nouveau président. La Sadc demande a l'Union Africaine et la communauté internationale de s'aligner sur sa position.
Dia zao koa, rehefa tsy maintsy hiresaka an'i Ravalo ihany na dia niniana atao aza ny tsy hiresaka azy ntsony satria ataon'ny sasany hoe pro ravalo na dia tsy miresaka momba azy ntsony aza, dia inty ny hevitro: marina fa ela ihany koa vao neken'izao tontolo fa prezida de la répobika malagasy izy, saingy tsy ny Frantsay mihitsy aloha no nikoropaka niarahaba azy, sady ny azy mbola azo asiana excuse hoe nisy ny FIFIDIANANA, zay vao nanery niakatra teo @ fahefana, fa nga i TGV mba nandalo fifidianana zany, ny tiako marihina dia hoe mahagaga ihany ireto Frantsay maika ery hiarahaba olona terroriste sady tsy voafidy. Raha mba elaela ôtran' ny sasany izy vao miaiky dia tsy koi zany.

3. essera
(
20/03/2009 06:04)
Ifiona a, sao dia tsy fantatrao fa hatramin'ny voalohany ange Ra8 dia efa tsy tia Frantsay e. Tany amin'ny firenena hafa izy no nanamafy ny fifandraisana.
Raha tadidinao dia noroahiny ilay ambassadeur frantsay farany. Misy ny milaza hoe efa namotika firenena afrikana maro teto iny alohan'ny nahatongavany teto amintsika. Mety tsy mandà an'izany aho satria tsy manana tahirin-kevitra momba an'izay fa kosa ...
ireny no atao hoe "INCIDENT DIPLOMATIQUE GRAVE". Azo atao ny nanao izany ankolaka. Ireny ange n'inon'inona fanazavana dia midika hoe tapahiko ny fifandraisanay amin'ny laFrantsa e. Ny frantsay no natahotra satria betsaka ny frantsay monina sy miasa eto ankoatra ny fampiasam-bola ataony amin'ny sehatra maro. Eny na dia ianao mipetraka any France io aza ange amin'ny profil-nao ka mety tonga dia nasainy nody koa raha tena tezitra ry zareo e, dia mba mifampiarahaba eny rehetra eny isika. Sa ahoana ?
Ilaina ny mahay mifandray aman'olona eny na dia fahavalonao aza. Izay no lesona azo tsoahina, ary ity efa resaka fifandraisana amina firenena samihafa fa tsy fifandraisana eo amin'ny fokontany intsony.

4. penguin
(
20/03/2009 06:07)
Mbola ny samy Malagasy ihany aza dia efa re fa misy grevy amin'ny faritra hafa satria tsy mankatoa izany Merina misolo Merina izany. Ny zava-misy resahan'ny namana any Ambanja no soratako fa amiko ny Malagasy iray ihany. Na izany aza dia ho avy ny an'elah ry TGVendrana.
5. ifiona
(
20/03/2009 06:18)
Amiko kosa aloha soa ihany aza Ravalo nandaka an'ireo frantsay ireo fa tena ratsy saina, ary hita mibaribary zao ny faharatsian-tsainany, vao lasa Ravalo dia izy no miarahaba voalohany, sady raha mba niarahaba voalohany olona voafidy t@ fomba demokratika moa maninona, tsy omeko tsiny, raha resaka hoe "i tgv ankafiziko kokoa noho ra8", fa ry zareo mankasitraka zavatra tsy mety no maharikoriko ahy.
Oh man, I really want to say: hopefully we had Ra8 (Ra-eight :lol: ) to kick these French people out of Madagascar, they're only profiters and hypocrits, indeed everybody can now this is true, as you can see they were the first to congratulate tgv (??? I don't know the equivalent in english sorry, I could simply say: TRAIN? :roll: );well, if they prefered tgv to ra8, it's not a problem for me, if only tgv got president on a democratic way, but this isn't the case. So they're the first to encourage the Putsch.
Nisy narary kibo be tao hoe laozako miteny frantsay dia mba hanomezako fahafam-po azy dia ataoko teny anglisy :-D :-D :-D :-D

6. essera
(
20/03/2009 06:25)
3. Mpandefa : penguin [ Valio ] 20-03-2009 07:07:58
Lohateny : Re : Mankatoa ny TGV ve ny firenena hafa
Mbola ny samy Malagasy ihany aza dia efa re fa misy grevy amin'ny faritra hafa satria tsy mankatoa izany Merina misolo Merina izany. Ny zava-misy resahan'ny namana any Ambanja no soratako fa amiko ny Malagasy iray ihany. Na izany aza dia ho avy ny an'elah ry TGVendrana.
Salama lesy penguin. Efa hatramin'ny voalohany les elah no tsy nanome anarana be dia be ny hoe TGV. Tsy maninona izany.
Efa ela koa no nilazana hoe tsy misy tany mikorontana izany eto Madagasikara fa crise passagère nefa naharodana manda manoatra lavitra noho ny tsunami.
Ary farany, tsy maintsy ilaina ireny mpanohitra ireny raha misy koa ny atao hoe demokrasia fa rehefa tsy misy ny mpanohitra.... (Hay azafady fa diso aho). rehefa tapenam-bava ny mpanohitra dia izay no atao hoe autocratie.
Vocabulaire tsy dia mamely ry se ny anah iny fa tsy dia nandalina politika loatra aho fa azafady raha misy diso. Azonao atao ny manitsy fa ny sasany ihany ange no tsy nanaiky diso tamin'ny androny e.
7. xxx
(
20/03/2009 07:15)
Tsy nisy nanao COUP D'ETAT zany teto fa ny hananganana TETEZAMITA no natao teto. Izany hoe ny hanomana ny FIKAONANDOHAM-PIRENENA hamahana CRISE sy hametrahana VRAI DEMOCRATIE no misy ankehitriny. COUP D'ETAT = PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE REMPLACE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE PAR FORCE. Rehefa misy fifidianana vao misy PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE zany hoe POSTE VACANT zany aloha ny PRESIDENCE.
8. naritsimba
(
20/03/2009 08:39)
Ho ahy indray ny faitako an'io dia izao:
Ny communauté internationale dia mpihatsaravelatsihy izay no marina sy mahitsy. Manana ny fifanarahany izy ireo any ambadika any, ary tadidio fa ny tany manakarena dia mifampiharo daholo tsy toy ny tany mahantra.
Eto dia ankasitrahako raha toa ka tsy mihazakazaka be fahatany ny mpitondra hindram-bola any ivelany, betsaka ny harena eto Madagasikara ary firenena iza no tsy mitsiriritra azy, koa dia ny fitrandrahana an'ireo no tokony hifotoran'ny mpandraharaha malagasy na io mpamboly na io mpitrandraka fa ho hitanareo fa raha izay no tanteraka dia tafita Madagasikara. Tsy misy firenena faly mihitsy @ fahatafitan'i Madagasikara, ny hanjanaka anao no tadiaviny na frantsa io, na etats unis, na chine na iza na iza.
Ambava-homana am-po mieritreritra.