fanantenan'i TGV sisa
1. sitlo
(
19/03/2009 22:47)
Raha hanana poids mihoatra ny SADC i France sy ity hoe Libie amin'ny fivorian'ny Union Africaine rahampitso. Raha tsy izay koa dia veloma koa hoy ny Rosianina sy Nigeria.
Raha hanana poids mihoatra ny amerikanina i France ao amin'ny Nations Unies. Tsy kick ass ohatra an'i Bush sy Blaire moa ilay Obama ka mety ho tafa ihany.
Fa ny tranga aloha hatramin'izao dia tsy misy hafa tsy i France no manohana an'i TGV.
Ity indray odian'i TGV fanina tsy nolazaina ny vahoaka. Taorian'ny namoanany ny fifanarahana tamin'ny Daewoo dia nilaza ny Banque Mondial fa tsy azo iverenana ny contrat tamin'ny RIO ao Fort Dauphin.
Handeha hitokana any indray izao rehefa vita ny port fa hoe izy no nanao azy.

répondu par tota le 20/03/2009 07:43
3. tafondro
(
19/03/2009 22:55)
Tsy manaiky io koa aho ra sitlo !! mila resilier- na io contrat io !!
5. tafondro
(
19/03/2009 23:04)
Ka tsy misy sandam- bahoaka nosalovanina ve tao sa ahoana ? natao ankilabao angaha ny vahoaka ?
6. pikatti
(
20/03/2009 01:17)
fa angaha leity ry tafondromaty resilier-na fotsiny @ zao ny contrat fa aiza ary nareo zany misy clause leity io a,aiza ny vola hi dédomazenao an'io fa mba mieritrereta :-D :-D :-D
7. tota
(
20/03/2009 07:43)
Ny SADC ve rangahy no mba niseho milay teto hoe andefa miaramila raha ilaina izany. Ny firenena mpikambana ao le firenena miady an-trano daolo satria mpnagoron-karena daolo ny mpitondra ao. Mpitondra tsy mba mandoa hetra ny orinasany. IZAY NO MAHA MBOLA HAFA NY MALAGASY, tsy miray tsikombakomba amin'ny firenena sasany ao Afrika ao fa adalan'izay nanao izany. Fa maninona tsy ny firenena Afrikana rehetra no mpikambana ao amin'ny SADC? Anjarantsika tsirairay no manao fanadihadiana ny amin'izany.