Ny zv tsy mazava @ ty coup d'état ity sy ny misy anle8
1. naughtyboy
(
20/03/2009 08:01)
lasa 155 isa izao ireo mpandroba safidimbahoaka erantany sy mpanao ankeriny fanjakana ary didy jadona era-tany,santionany @ ireny
-Manuel Quintas de Almeida(rasily lieutnant São Tomé and Príncipe)
Idi Amin of Uganda(champion boxe sy rugby ary rasily)
Rómulo Betancourt(rain'ny demokrasia venezuela )
Jean-Bédel Bokassa(lezoka frantsay lasa prezida central Afrika)
Blaise Compaoré(notohanany frantsay namono an'i Thomas Sankara izay nianatra tao @ ACMIL/Antsirabe tao amintsika ary lasa preziny Burkina faso)

novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:47
2. tota
(
20/03/2009 08:05)
Tsy nisy nanao COUP D'ETAT zany teto fa ny hananganana TETEZAMITA no natao teto. Izany hoe ny hanomana ny FIKAONANDOHAM-PIRENENA hamahana CRISE sy hametrahana VRAI DEMOCRATIE no misy ankehitriny. COUP D'ETAT = PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE REMPLACE PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE PAR FORCE. Rehefa misy fifidianana vao misy PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE zany hoe POSTE VACANT zany aloha ny PRESIDENCE.
Tsy mila hevitrin'ny avy any ivelany fa na hanampy izy na tsy hanampy un point c tout
Tsy mila hevitrin'ny avy any ivelany fa na hanampy izy na tsy hanampy un point c tout
3. jiimm
(
20/03/2009 08:31)
Fanonganam-panjakana io ry tota na tinao na tsy tinao a. Tamin'ny alalan'ny hery satria dia nambanana basy avokoa hametra-pialana ny mpitondra toy ny CEMGAM, Min. Defense,...
4. naughtyboy
(
20/03/2009 09:04)
mianara tsara ny dikanteny hoe fanongam-panjakana ry tota vao miresaka,tsy
transition izany fanagadrana manamboninahitra ao @ foloalindahy sy tafika sasany angalàna fahefana sy mividy ny ny hafa ao @ CAPSAT izay ampahany kely @ izy ireo...na ny rehetra hatrany ivelany aza dia tsy manaiky izany ho teteza_mita fa manondro tanana ho fanonganana mazava

5. naughtyboy
(
20/03/2009 09:36)
Ny nisintona ny saiko fotsiny @ zao rehetra izao dia i Frantsa izay mivandravandra fa efa ela no nanomana ary tsy miafina intsony mankasitraka izao fanitsakitsahana ny safidin'ny malagasy izao,porofo @ izany ny niatomboka t@ sondage politique noho ny fihetsiketsehan-antokon'olona déc 08 - mar 09 ary nohararaotiny andry votany ho bizna ho azy manokana,tsy nisy hafa ny tranga t@ Pedro Francisco Carmona Estanga notohanany bekintana hanongana an'i Hugo Chavez 2002 ny naha samihafa azy fotsiny dia niditra ny autorité civil niaro ny légalité,légitimité an'i H.Chavez sy namontsana ny 1/4 ny tafika izay voavidiny(izay tsisy hafa @ CAPSAT @ zao fotoana),nitsoaka tany miami(floride)moa ity farany.Ka mbola tsy very ny fanantenana fa nahoana i le8
no tsy nipoitra sy niseho hatrizao raha eo ambany fiarovan'ny bekintana ,ny natahorako dia voasambotra sy voatana ankeriny izy .Ny tena olana dia eo ampelantanany frantsa sy ratsy iraka indray ny ho avy raha tsy VOAFEHY NY TOEJAVATRA nakehitrio dia ny,
-Fandavany daholobe ity fangalarampafehafana ity , ary ny nampirosoana ny olona ho fatifaty foana noho ny fitiavan-tenan'olom-bitsy

6. Nandra1
(
20/03/2009 09:36)
Tsy ampahany @ CAPSAT fa ny TAFIKA MALAGASY iray manontolo matoa izy sans réaction hatreto.
7. naughtyboy
(
20/03/2009 09:41)
tsia dia tsi ary N...... mbola ao ireo BANI,RFI sy ireo any andrenivohitra hafa manana ny heviny izay mila mpitarika azy koa
8. naughtyboy
(
20/03/2009 09:43)
Ny fananganana Authorité Civiles hanohitra ity fanonganam-panjakana ity ihany no ho vaha-olana dieny izao ary ho tohanany ireo ankanga maro tsy vakin'amboa mbola tsy niseho sehatra...ho valiny izao hetraketraky ny CAPSAT vitsy an'isa izao .Izany no antony ireny grevy isaky ny farintany ireny satria
TSY RARINY no tsy ARADALANA
TSY RARINY no tsy ARADALANA
9. ravonjison
(
20/03/2009 09:56)
Io ilay efa voalazako any aloha any fa efa hita fa manonganam-panjakana dia mbola sarontsaronana foana.Ny malagasy sasany dia mbola mieritreritra foana fa olona tsy nandia fianarany sy azo ambakaina ny mpifanerasera sasany ato. Tena maharikoriko mihitsy.
10. Radoo
(
20/03/2009 10:26)
na manao ahoana na manao ahoana de tsy hilamina zany tsony i gasikara satria coup d'etat no nisy teto: manambana basy mba hidemissiona, maka ankeriny filoha piangonana (otage), mampisotro pipy olona, fandrobana mangazay sy fandorana tranon olona, sns)
Noho izany de tsy maintsy hitrotra ny vaoka tia tanindrazana (ianao tsy anisany) : manainga ny reetra mba hijoro ny tenako @zany.
1) samborina ny miaramila avy ao @ capsat vao mande irery na roa ka ampisotroina amany de ampinanana tay avy eo dorana velona;
2) potehina hatramin'ny fakany zay zavatry ny frantsay reetra (orinasa, sns)
3) dorana ny quincaillerie 2000 ary vonoina ny tompony satria izy no anisany namatsy vola ny tgvendrana nanakaramaina ny miaramila tao @ capsat.
Ho an iireo tia tanindrazana : tohizo atrany ny fanetanana ny olona mba hanohitra izao fanjakan ny dahalo zao. de amparitao io hevoitro io @ reetra.

11. ravonjison
(
20/03/2009 10:54)
naughtyboy:
Ny nisintona ny saiko fotsiny @ zao rehetra izao dia i Frantsa izay mivandravandra fa efa ela no nanomana ary tsy miafina intsony mankasitraka izao fanitsakitsahana ny safidin\'ny malagasy izao,porofo @ izany ny niatomboka t@ sondage politique noho ny fihetsiketsehan-antokon\'olona déc 08 - mar 09 ary nohararaotiny andry votany ho bizna ho azy manokana,tsy nisy hafa ny tranga t@ Pedro Francisco Carmona Estanga notohanany bekintana hanongana an\'i Hugo Chavez 2002 ny naha samihafa azy fotsiny dia niditra ny autorité civil niaro ny légalité,légitimité an\'i H.Chavez sy namontsana ny 1/4 ny tafika izay voavidiny(izay tsisy hafa @ CAPSAT @ zao fotoana),nitsoaka tany miami(floride)moa ity farany.Ka mbola tsy very ny fanantenana fa nahoana i le8
no tsy nipoitra sy niseho hatrizao raha eo ambany fiarovan\'ny bekintana ,ny natahorako dia voasambotra sy voatana ankeriny izy .Ny tena olana dia eo ampelantanany frantsa sy ratsy iraka indray ny ho avy raha tsy VOAFEHY NY TOEJAVATRA nakehitrio dia ny,
-Fandavany daholobe ity fangalarampafehafana ity , ary ny nampirosoana ny olona ho fatifaty foana noho ny fitiavan-tenan\'olom-bitsy
Araka ny fandehan-javatra dia mety ho possible ny voalazanao, teny mety misy mitazona ankeriny Ravalo.
Ireo ohatra nomenao etsy ambony mikasika ireo mpanongam-panjakana, ohatra Blaise Compaoré ao Burkina Fasso, dia efa nandeha tatý Eoropa tatý ny document mikasika ireny @ antsipirihiny, efa fantatra daholo ny marina manodidina izany. Efa hita fa ny Frantsay dia ratsy mihitsy ny politikany mikasika izany.
Izaho aloha dia tena tsy tiako mihitsy ilay resaka fanonganam-panjakana
Ireo olona sasany mankasitraka an\' io dia ho hitantsika fa ho tonga saina ihany izy ireo afaka fotoana fohy.
@ ankapobeny dia mino aho fa tsy hanaiky an \' io ny vahoaka malagasy, tsy adala akory izy ireo. Io dia azoko ampitahaina @ ilay hiran\' Levelo hoe :
....vero kely itoream-pody
milefotra ambany tsy folaka akory....
Ny vahoaka malagasy na dia adalain\' ny olona vitsy an\' isa toy io ( Andry sy ny tariny= fody), tsy midika velively izany fa very saina tanteraka izy ireo.
@ izao fotoana izao mantsy afaka mifanakalo hevitra @ olona any ivelany ny vahoaka, noho izany afaka manao fampitahana izy. Ka raha misy olona midradradradra sy mandainga ao Dago, ny SASANY tsy mahazo ny dikan\' izany dia mba afaka manontany sy mifanakalo hevitra @ atý ivelany.
12. Belle
(
20/03/2009 11:26)
naughtyboy>> f'angaha moa mampivaky loha anao indray izao zava-misy vokatry ny fitakianareo sy ry badboy izao? Tsy ny efa notadiavinareo ve no tanteraka, ka aza mody mihatsara ivelatsihy fa manafintohina e! Mifalia sy miravoa fa to izay nirinareo!!!
13. rasobakobako
(
20/03/2009 12:53)
Aiza tokoa ary Ra-8 ? dia tsy hampita vaovao ve ny vady amanjanany hoe tsy hita izy raha izany no marina ? tsy te hieritreritra an'izany aho
14. naughtyboy
(
20/03/2009 13:40)
belle > ny zv notakiako de tsotra ny anajanonany le8 ny monopolisation ny
économie firenena malagasy ,ka ampitsaharana azy @ asany fa tsy ny fanonganam-panjakana .Misy fahasamihafany be izany @ tany manaja ny rariny sy hitsiny ...tsy ampiana izay no tsy analàna fa mazava tsara

15. Belle
(
20/03/2009 14:00)
Marina tsy misy laviko izany, nefa mba nanolotra sosokevitra ve ianao tamin'ny fomba nanalana azy? Tsia, fa nihoby sy nanohana an'i TGV foana. Ka nony izao ny niafarany vao hoe akory ity?
Maro ny fomba "pacifique" azo natao fa ny hanongana azy tamin'ny FOMBA REHETRA TSY MITSINJO NY VOKANY ihany no nahamay anareo.
Tsy momba ny atsy na ny aroa aho fa mandinika ny zava-misy fotsiny ihany.
Maro ny fomba "pacifique" azo natao fa ny hanongana azy tamin'ny FOMBA REHETRA TSY MITSINJO NY VOKANY ihany no nahamay anareo.
Tsy momba ny atsy na ny aroa aho fa mandinika ny zava-misy fotsiny ihany.
16. naughtyboy
(
20/03/2009 14:15)
mitsaratsara fotsiny v ianao ry belle sa mihevitra ho mahalala koko ny ato antsaiko? izaho no nilaza hatr@ voalohany fa empechement no lalana ahatongavana eo @ fanalàna anle8 tsisy romoromo,sao de adinonao ,ary efa voalazako fa tsisy ampina intsony ny ambiny
17. Belle
(
20/03/2009 16:08)
Tsy mitsaratsara anao mihitsy aho ary tsy milaza ho mahalala izay any an-tsainao fa araky ny efa nolazaiko dia ny zava-misy hitako no amaliko ny resaka eto. Tsy fantatry ny gasy "mpitolona" izany empechement resahanao izany fa ny fanohananao ny heviny amin'ny hialan'ilay olona ihany no fantany sy masaka an-dohany. Toy ilay mpanakanto manampy manao fampisehoana sy manangona olona hanabe isa ny mpanotrona ny mpifanandrina ihany io.
Ny tiako ahatongavana dia izao: raha tena marina io lazainao io dia tsy tokony ho nanohy nanoratra nitaky lava ny fialan'ny Filoha intsony ianao raha vatany vao nahita fa nibirioka tsy araky ny nampoizinao ny fandehany.
Miala tsiny fa lasa HS ilay resaka.