ramaroson

1. fijo ( 19/03/2009 21:31)
itako tamin'ny gazety midi homaly fa to anisy nandroba tao ko any tranon'i ramaroson tao andoharanofotsy???hummmm milay wa ity lalao ity
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:18
2. xxx ( 19/03/2009 21:50)
fijo : sao de mba diversion ihany izany fa nalefa nafindra trano ny entana na nahazo sôsy be de nanolo fanaka ihany koa.
3. fijo ( 19/03/2009 21:52)
asa fa gazety no nahitako an'io ,ka izay no hanontaniako azy eto
4. xxx ( 19/03/2009 21:53)
tena nisy io fa ny hoe cinéma no tourné na no asa
5. fijo ( 19/03/2009 21:57)
rah aten anisy io,dia manomboka koa iznay ny gidraka anatiny ao.hummmm milay wa le tgv
6. Belami ( 19/03/2009 22:00)
fijo : izay nge no maha DJ any lery e, mahay mi animé, milay ka
7. fijo ( 19/03/2009 22:01)
izay mihintsy,dorotrano,fandrobana,daroka rapasy,hummm kilalao be izany ka
8. xxx ( 19/03/2009 22:07)
tokony mba mikosoka kapila kely i Tgv ao Mahamasina @ sabotsy zao ahitana raha mbola ao tsara
9. fijo ( 19/03/2009 22:08)
vilia ngamba izoa no hainy tsara
10. xxx ( 19/03/2009 22:10)
vilia vy any monja ve hihihi
11. fijo ( 19/03/2009 22:12)
ie,le avy any toliara fihinanan bageda ireny
12. xxx ( 19/03/2009 22:16)
=)) =)) =)) =)) =))
13. tafondro ( 19/03/2009 22:19)
Kiiiiy !
14. fijo ( 19/03/2009 22:20)
de asiana ranom balahazo.
15. xxx ( 19/03/2009 22:23)
de desera raketa avy eo ve
16. tafondro ( 19/03/2009 22:24)
Aleo amin'izay ary izahay mba hiteny ny zavatra tadiavinay ho an' ny tanindrazana :
_ Tsy mila mosqués amanarivony
_Tsy mila an- dRatsiraka sy ny firongony
_Tsy mila an' i pierrot rajaonarivelo
_Tsy mila an' i monja roindefo
_Tsy mila an' i ratsirahonana
_Tsy mila an' i Zafy albert
_Tsy mila an' iTGV
_Tsy mila an- dra8
_Tsy mila amerikana
_Tsy mila koreana
_Tsy mila frantsay
_Tsy mila japs
_Tsy mila vahiny mandra-pilamina ny toe-draharaha ao M/car
_Tsy mila investisseurs silamo na occidentaux na americain na asiatique na afrikana
_ Tsy mila an 'i sylla
_Tsy mila an' iza n'iza rehefa olona nilomano tao @ politika hatramin' ny 1960
_Mila ny malagasy handray ny andraikiny tsi 11 na dia tsy hisy filoha aza .Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka .
Mbola miampy an- dramaroson .
17. fijo ( 19/03/2009 22:25)
za alain ary fa avy dia revy be ,zom amagnifika foana
18. tafondro ( 19/03/2009 22:26)
tafondro:

Aleo amin'izay ary izahay mba hiteny ny zavatra tadiavinay ho an' ny tanindrazana :
_ Tsy mila mosqués amanarivony
_Tsy mila an- dRatsiraka sy ny firongony
_Tsy mila an' i pierrot rajaonarivelo
_Tsy mila an' i monja roindefo
_Tsy mila an' i ratsirahonana
_Tsy mila an' i Zafy albert
_Tsy mila an' iTGV
_Tsy mila an- dra8
_Tsy mila amerikana
_Tsy mila koreana
_Tsy mila frantsay
_Tsy mila japs
_Tsy mila vahiny mandra-pilamina ny toe-draharaha ao M/car
_Tsy mila investisseurs silamo na occidentaux na americain na asiatique na afrikana
_ Tsy mila an 'i sylla
_Tsy mila an' iza n'iza rehefa olona nilomano tao @ politika hatramin' ny 1960
_Mila ny malagasy handray ny andraikiny tsi 11 na dia tsy hisy filoha aza .Dia atao fitondrana faobe toy ny t@ andron' ny fahampanjaka .
Mbola miampy an- dramaroson .

Tsy mila an-dramaroson fanitsiana.

19. fijo ( 19/03/2009 22:27)
za wa alaina
20. tafondro ( 19/03/2009 22:30)
Alefaso aloha ny CV supra cond. dia ho hitantsika ny @ nao Fijo!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3202