ramaroson
29. pikatti
(
19/03/2009 23:46)
avohay lesy ra fijo le akitifitra fa nareo zany be resaka zanak'ambositra fotsiny eto :-D :-D :-D
31. pikatti
(
20/03/2009 00:31)
fa ty lisitra fopla ty ty ry tafondromaty mba mora2 zao hahita angano eo :-D :-D :-D
32. tafondro
(
20/03/2009 00:36)
Io izy io ka atao hoe ahoana ? Tsy angano akory io fa revendication .
33. pikatti
(
20/03/2009 01:07)
angano lesy io ry tafondro a,tanataramaty sy tafondro maty hono indray andro izay..... =)) =)) =)) zany ve tsy angano é
35. pikatti
(
20/03/2009 01:20)
elah anie raha correct amiko dia correct aho fa ny hanaovanao ahy préjugement mora be ny manao an'izany ary pikatti manaraka anao foana raha ompainao :-D :-D :-D
36. tafondro
(
20/03/2009 01:34)
Izao no izy ra pikatti a ,mahaiza manavaka ny valiteny soratan'olona eto @ serasera fa aza dia entim- po tafahoatra , araky ny rohy -na porno nalefanao dia tadidio fa tsy ny olona rehetra no tia ireny ,nolazaiko fa ny acteur no okatry ny soavaly dia mahazo baiko ,( miaramila vatatay) , = tsy izay ilay noteneniko ? ianao tonga dia ompa no nomenao !
Amiko dia tadidio fa ny soratra mipetraka ,ary ny teny manidina !
Samy manana ny fiantraikany ny hetsiky ny tsi 11 eto @ ity tany fandalovana ity !!
Amiko dia tadidio fa ny soratra mipetraka ,ary ny teny manidina !
Samy manana ny fiantraikany ny hetsiky ny tsi 11 eto @ ity tany fandalovana ity !!
37. pikatti
(
20/03/2009 01:39)
diso elah ry tafondromaty tsy zah no mpandefa zany x elah zany ary efa efatra andro zah no tsy teto ary aza manendrikedrika fa ataoko mamay elah,raha zah leity reny efa voafafa tato ,fa zay le saina tsy ampy dozy zay alefaso any an-joridira miaraka @ io lohakelin'elah io =)) =)) =))
38. tafondro
(
20/03/2009 01:59)
Ndana matory ra poakaty ô ! Rehefa reraka ny vatana sy ny saina mila miala sasatra foana .
39. pikatti
(
20/03/2009 02:03)
aleo aloa hilalao kilalao tafondromaty fa tsy dangereux tsony tsy mipoka fa poakaty :-D :-D :-D
40. xxx
(
20/03/2009 09:17)
MIJALY LOATRA AMIN'ny FIAINANA RAFIJIO DIA ETO NO MIALAVOLY ENY MANGORAKA ANAO NY TGV MIANAKAVY tsy ampy fialamboly ianao