Merina misolo Merina mbola misy grevy any Ambanja
1. penguin
(
20/03/2009 06:04)
Mivadika ny tantara ary mbola misy grevy amin'ny faritra hafa. Resaka hafa mihintsy satria tsy manaiky izany Merina misolo Merina izany hono Ambanja ka mbola misy fitokonana any. Vao omaly koa nisy niantso avy Toamasina fa sahalahala izay ihany koa. Ho avy ny an'elah ry TGVendrana.
novalian'i fijo ny 20/03/2009 22:52
2. lasa
(
20/03/2009 06:12)
Aoka marina e!zao aza efa tsy hita zay ilazana azy,de mbola hasiana adim-poko indray ve????
3. mmmhh
(
20/03/2009 06:21)
Tsy misy an'zany aty Tamatave fa aza mandainga eo e,
maninona izao rah tsy mandranitra adim-poko eo?

4. penguin
(
20/03/2009 06:25)
Ho hitanao fa tsy mandrangitra adi-poko aho fa milaza ny telefona voaraiko ka asa raha mpandainga sahala anao ireo niantso ahy.
5. mmmhh
(
20/03/2009 06:32)
za aty Tamatave fa tsy misy n'inn'inn aty , milamina ny fiainanay aty,
ze iray zahay mpandainga fa milamina ny fiainanay ety izay no fantatro,
ny any Ambanja tsy dirako fa za tsy any no tsy mahafantatra olona any, fa rah ny aty Tamatave MILAMINA TSARA,

6. essera
(
20/03/2009 06:43)
Rehefa tsy nety ny plan A, dia natao ny plan B.
Mbola tsy nety ihany dia avadika plan C.
Plan C = fampiadiana foko eto Madagasikara.
Nahoana mihitsy kosa moa ry zalah nitondra hatramin'ny nisian'ny repoblika tsy Merina (Ratsiraka, Zafy Albert, Tsiranana...). Ny Ambaniandro tsy nanisy problème tamin'izany, dia maninona no ampiadian'ialahy forsé ny olona.
Tadidio fa ny olona tsy mitovy amin'ny amboa na ny akoholahy ka amporisihina dia hiady raha olona misaina koa fa mbola mandinika.

7. Oay
(
20/03/2009 06:45)
O ry reto a! avelao i penguin hivazavaza eo fa tsy hisy adipoko izany eto.
Firy moa ny Malagasy manana anterineto??? ka na hivazavaza adipoko eto aza tsy handre izany ny sarambabebahoaka,
Ny an'i penguin rediredy ny very seza sy very fananana ka d mandefa nofinofy hoe :"avotra ihany fa raikitra ny adipoko".
Penguin a! iza no sahy hijoro sy mbola hiaro ny tsy nety nataon'i Marc Ravalomanana, izy ary tsy hita hoe nankaiza???
D ataovy tsara ao andohan'i penguin fa matoa izy nasain'ny be kintana nitsoaka d satria hitan'ny be kintana fa ny fijanonany eo d handrava an'i Madagasikara ka raha rava i Madagasikara d very koa ny vola nampiasain'ny be kintana sy ny akamany rehetra eto Madagasikara.
Ny amabasadin'ny be kintana no olona farany nihaona t@ i Marc Ravalomanana;
Ny hany torohevitra omeko an'i penguin d izao "aza maika manonofy fa miomana tsara aloha" jereo fa lasa nanao vokansy i Marc Ravalomanana d jereo eo ny fiverenany fa toa ny fiverenan'i Ratsiraka t@ 1996.

8. lasa
(
20/03/2009 06:47)
Ny filaminana mihintsy zao no hirariana @faritra rehetra eto antanàna,f'efa be zay korontana zay. :*
9. Oay
(
20/03/2009 07:14)
Ka tsy efa mandroso amin'izany filaminana izany ve izao é!
io kosa aloha d tsy roa andro d vita é! ny zavatra maika tokony atao izao d ny fifidianana isampokontany, izany zavatra izany d tsy mila fandaniambola fa mivory ny isampokontany d milatsaka tsy mila atoko d atao ny tsangatanana d izay lany eo, d ireo olona isampokotany ireo indray no mifidy ny firaisana sns!
D milamina io avy eo! fa aza maimaika é! tsy midika akory izany hoe matoritory an! mihetsika d mandeha araka ny tokony ho izy fa tsy azo afangaro ny hafangainampandeha sy ny fahamaizana!

10. Bazily
(
20/03/2009 07:17)
mmmhh:
za aty Tamatave fa tsy misy n'inn'inn aty , milamina ny fiainanay aty,
ze iray zahay mpandainga fa milamina ny fiainanay ety izay no fantatro,
ny any Ambanja tsy dirako fa za tsy any no tsy mahafantatra olona any, fa rah ny aty Tamatave MILAMINA TSARA,
Io anie le efa nolazaiko tary hoe: izay hitanao sy hiainanao ao Tanà ao ihany tanterina eto fa aza amoronana ny aty @ Faritra e!
Tsy ianao no miaina ny aty ka ahita lazaina sy langaina eo, avelao izay mipetraka aty hilaza izay zava-misy aty.
11. xxx
(
20/03/2009 07:18)
ka nareo tambany vendrana ko aiza no tsy ho merina fogna no ekeo =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. xxx
(
20/03/2009 07:20)
aminay zalahy na merina io na inona dia gasy,fa ny problème fotsiny dia tsy olona voafidy ny vahoaka hitondra azy io,TRANSITION izany anefa raha ny mba kely takatrin'ny saina: dia tsy hisy raha hanjary na olana ho voavaha satria fahefana tsy aharitra noho izany :dia aoka tsy hanantena zavatra hiova na ianareo TGV hampanantena izao na izao fa resabe izany,pouvoir instable io tsy hisy ahatoky io,na mpamatsy vola na firenena mpanambola...,ka na merina io na ino io dia "tsy hilamina intsony aloha i Madagasikara satria atsy ho atsy dia :na ny mpanendaka sy izay be sandry na izay manambasy eny hatramin'ny dahalo aza mety sy afaka hanongam-panjakana sy hanao amborofo ny fitondrana sy fahefana izany hoe"izay jiolahy sahisahy rehetra é! satria tsy ilaina fianarana sy diplaoma avo lenta sy fandaniana andro manao resaka politika,fa atao kelikely izay takatrin'ny saina fotsiny dia NDAO HANDROMBAKA FITONDRANA? TENA TSY RATSY ILAY REVY!!MISAOTRA ANAO RY ANDRY RAJOELINA fa tena tsara ilay lesona nomenao BRAVO ,fa aza dia mikorapaka ianao ,rahefa mampihatra ny lesona ny mpianatra é!!!!
14. lasa
(
20/03/2009 07:27)
Zay mihintsy ry Oay a!alamino tsara ao e!maromaroa ny olona toa anareo ,de handroso tsara Gasikara,fa ny indro kely fotsiny de tokony mba hisy sehatra lehibe iray hahafahan'ny tsi11 maneho hevitra,mba misy ihany le hoe hevitry ny maro mahataka-davitra.
15. Oay
(
20/03/2009 07:34)
Ny zavadehibe indrindra d tsy azo atao ny manao "ririnina LASA tsy mba hotsaroana" noho izany d ny zavatra niadiana mafy d hoe avelao ny olona alalaka @ fanehoan-kevitra ka io amiko d miainga eny @ fokontany é!
Fa izao aloha an! raha tena mahay ry TGV d ny tokony ataony d mihaino izay lazain'ny rehetrarehetra an! fa ny angatahako @ TIM d hoe aza maika loatra fa diniho tsara aloha fa mbola mahamay be ny tsy fitiavan'olona anareo d avelao aloha ry zalahy anao eo.
Zavatra efa mazava anie fa ao anatiny ao koa efa misy mpanohatra é!

16. xxx
(
20/03/2009 07:39)
ô ry Oay a! taiza teto ambonin'ity tany ity no nisy fangalana ankeriny fitondrana"fanonganam-panjakana ka nilamina" jereo fa naongan'ny be sandry i Saddam tany irak milamina vé i IRAK izao? tsy fantatrao ny ao ambadik'izao,fa dia ny irariana fotsiny dia ny hisian'ny filaminana aloha,
17. naughtyboy
(
20/03/2009 09:56)
Arahabaina kalo i penguin bevava hatrizay teto ,refa vita matavy de mipetraka @ zay...
Oay,tsy milamina izany io fa aleo hazava satria zv nalaina t@ sandry fa tsy ampilaminana noho izany dia mila ravaina ny teti-dratsiny i andry sy frantsa ary ratsy iraka ka Haute Autorité Civile tena avy @ vahoaka fa tsy antoko kely mpanohatra avy nanongampajakana toa an'i andry noho hitantana eo ary tsy anle8 izay vao avy nandroba

18. Radoo
(
20/03/2009 10:27)
Ho an i oay : na manao ahoana na manao ahoana de tsy hilamina zany tsony i gasikara satria coup d'etat no nisy teto: manambana basy mba hidemissiona, maka ankeriny filoha piangonana (otage), mampisotro pipy olona, fandrobana mangazay sy fandorana tranon olona, sns)
Noho izany de tsy maintsy hitrotra ny vaoka tia tanindrazana (ianao tsy anisany) : manainga ny reetra mba hijoro ny tenako @zany.
1) samborina ny miaramila avy ao @ capsat vao mande irery na roa ka ampisotroina amany de ampinanana tay avy eo dorana velona;
2) potehina hatramin'ny fakany zay zavatry ny frantsay reetra (orinasa, sns)
3) dorana ny quincaillerie 2000 ary vonoina ny tompony satria izy no anisany namatsy vola ny tgvendrana nanakaramaina ny miaramila tao @ capsat.
Ho an i xxx : tohizo atrany ny fanetanana ny olona mba hanohitra izao fanjakan ny dahalo zao. de amparitao io hevoitro io @ reetra.

20. xxx
(
20/03/2009 11:18)
Mba aoka zay ty manely tsaho ty r'ireto fa nareo ihany anie no misafotofoto avy eo : ao ny tsy mahazàka, d mitroatra na te-hamono ohatran'ireo enjehiny avy eo : manao manipulation nefa tsy any madagasikara.. 8O