Merina misolo Merina mbola misy grevy any Ambanja

21. xxx ( 20/03/2009 11:20)
Mba aoka zay ty manely tsaho ty r'ireto fa nareo ihany anie no misafotofoto avy eo : ao ny tsy mahazàka, d mitroatra na te-hamono ohatran'ireo enjehiny avy eo : manao manipulation nefa tsy any madagasikara.. 8O
22. rasobakobako ( 20/03/2009 13:29)
Nareo variana ao Antananarivo ao ry TGViste, mety handroso tokoa ny ao, mety ho araka ny plan sy ny fanantenanareo. Fa mba saino ny mahazo anay merina aty @ faritra e, aty majunga zahay zao.
Ireo antokon'olona vitsivitsy, arahin'ny lehilahy ny ankamaroany, 15à25 ans eo daholo,mpanakorontana, nandroba fivarotana, nefa vitsivitsy, cinquantaine, ireo izao no tompon'ny fahefana aty aminay, miaraka amin'ny musulman. Izao ny zava-misy
- miantsy ady eran'ny tanàna ry zareo, fa azy hono izao ny fitondrana, ka izay mamofompofona an'lé taloha dia hihinan'ny ...
- notereny ny Maire handroaka directeur iray, satria tiandry zareo occuper-na ny place n'io, mety mba misy intellect ihany angamba ry zareo
- voatery ni-demissionina ny 2ème adjointe au maire, mikarakara ny état civil, metisy komoriana no napetraky ry zareo eo, MANAHY SAHADY AHO FA NY BUT AMIN'IZANY DIA FANAOVANA TARATASY SANDOKA HO AN'IREO KOMORIANA TE HIDITRA eto
- norahonan'izy ireo ny président fokontany Ambovoalanana fa mamofona tim hono,

ka ho anareo TGViste, ampitampitao any @ Filoha hajaina Andry Rajoelina fa ordre avy aminy ve zao rehetra izao sa tsia ? sinon tsy voafehiny ny mpanaraka azy
23. penguin ( 20/03/2009 13:44)
Izay fa milaza ny hiainany ny ao Mahajanga ary ho avy ny hafa. Tsy Merina no nilaza tamiko ny vaovao nosoratako io ary tsy mahazo tombontsoa amin'ny adi-poko aho ka handrangitra izany. Tsy sahalan'ny VIVA akory ka ampiasaina ny lainga ary faly rehefa maharesy fa mampita ny zavatra resahin'ny olona mivantana. Dia ho hitan-tsiaka eo raha hilamina izany io fa mivory ny biraon'ny FJKM ka asa na hanaiky hoteren'ny miaramila hilaza fa nandainga koa ny Pastora lehibeny.
24. fijo ( 20/03/2009 22:52)
hummm ka izay te hak ade mahazo izao ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1203