PASITERA

1. lako ( 19/03/2009 13:15)
Aôna ny hevitrareo ny @ le pasitera Lala Rasendrahasina??
Tena tezitra be mitsy mantsy le miaramila niteny fa lainga ny filazany fa nampisotro pipy azy zany!!
Ary niteny mitsy le miaramila "fa raha tena pasitera marina ianao; maninona no mandainga!!"
Tena nalahelo mitsy za nahita titre t@ gazety nefa naheno indray fa tsy marina zany!!
De inona fotsiny koa zany no ilana ireny vaovao reny raha lainga be sahala @ zany eee!!
novalian'i fijo ny 19/03/2009 21:46
2. yuka ( 19/03/2009 13:29)
Ny hevitro ??
Amin'ny maha raiamandreny ampanahy azy dia mino izay voalazany aho.
Maro loatra ny habibina nasehon'ireo capsatana ireo,ka mazava hoazy fa tsy
manahirana azy velively ny nanao izany. :D
3. xxx ( 19/03/2009 13:48)
Samy tsy nisy nanatri-maso isika ka moramora ho an`ilay MIARAMILA mpanao torture indray no hanasoketa an`i Pasitera ho Mpandainga . Angamba tsara ihany ny Pasitera maka Certificat medical ary mametraka plainte aloha amin`izay ratra mety nahazo azy ! Ny zavatra azo antoka aloha dia ny daroka sy ny fanompàna ny Pasitera raha niainga avy eo Antanimena , satria hono zany tezitra mafy ireto RAJAKO MPIOKON`NY CAPSAT ( Ex-RESEP hono) kely loha sy MATIM-BOLA ireto . Na dia izay fotsiny aza dia efa ampy hilazàna fa mahavita mampisotro maloto olona ireto fatin`olon`ny CAPSAT ireto . Eto dia efa mampilaza ny tenanay ho an`izay manana havana amin`ireny CAPSAT ireny fa aza mandehandeha irery tsy mitondra basy intsony hono hoe fa tsy hilamina intsony io !!!!
4. andrywui ( 19/03/2009 13:55)
O ry Tim mbola ho aseho ndray ve ny fangadiana ireo sary osilahy tanimanga sy osilahy volamena ireo ??? de ny fanadiovanareo tena dia oe natao teny fotsiny ireo !! ny tany nadiana sy ny goudron novakiana ary ny ciment novakiana nisy anireo ve de oe natao teo fotsiny ireo !! sady amzay de mpanao gazety amampolony ,olona tsotra sy vahoaka , miaramila no niara nanatrika ny famakiana ny ciment sy tany nisy ireo ody ireo !! de mbola homba azy ihany ve hianareo ??? sa hodiana tsy re ny feon'ny fieritreretana ?? sa menatra ? sa de manao coup de tete fotsiny ?? sao de mba tokony haka saina tsara aloh rey olona nareo Tim reto fa efa hita masobe teo daholo ny ody ratsy nolalaovin'ny ra8 de hodiana tsy hita sy re foana ve ?? ovay amzay ty fisainana manaiky lembenana sy miara-maty amin'ni toi tsisy miala amin'ni toi ty ry zalahy Tim a!!! aoka izay !! demony be io ,sao hitodika any aminareo mpanohana eo ndray anie le demony be rehefa tia azy nareo e!!

:evil: :evil: :evil: :evil: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :evil: :evil: :evil: :evil:
5. xxx ( 19/03/2009 14:00)
andrywui:

HORS SUJET !!! ANGAHA MISY MIRESAKA GRIS GRIS ETO FA TSY FAKANA AN-KERINY SY FAMPIJALIANA !!!
6. xxx ( 19/03/2009 14:04)
hano hatramin'ny bàkiraron'i pasitera e! tsy izy no tompoina fa i Jesosy , dia mieritrereta fa ny fiangonana ho an'olondrehetra fa tsy an'i pasitera
Izany ianao no misy saina ??
totofy ny maimbo ataon'i Pasitera fa homaimbony koa ny fanahinao indray andro izay vao tonga saina nefa efa tara loatra dia ianao no tompon'andraikitra :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
7. xxx ( 19/03/2009 14:05)
Asa nareo raha mba naheno ny interview n'reo pastera mambran'ny birao foibe tao @ RDB androany atoandro. anakiroa ry zareo nantaniana tao. nanintona ahy ny filazan-dry zareo reo. lay anakiray nilaza, fa ny daroka no nahazo ny prezidà, nifandray hatrany zahay ozy. ny anakiray ndray, dia fampianarana no nataony, raha azoko tsara dia to midika oé "aoka handray ny valin'asany ny ts11". zareo no niteny an, mitatitra ny henoko aho.

moa nahita an'ty resaka ty koa t@ gazety, dé nampifandraisiko ny resaka.
asa inn marina no tena zava-niseho tany é?

mampieritreritra lay izy, fa aoka tsy hisy handray antendrony fotsiny é. aoka mba vaovao marina foana @zay no ho heno.

raha ny gazety omaly, nanao lohateny goavana an'io resaka fampisotroana pipi io mantsy, amiko dé tafiditra ao anatin'ny fitadiavam-bola ihany ny lohanteny.

zay lay efa demokrasia nodradradraina éé. ny gazety ngé, raha diso, mora aminy ery ny miala tsiny é. fa mba hainy V ny portée n'ny zavtra navokany.
ampitoviziko @ny tompokovavy radiomada, nanoro ny fomba fanaovana cocktail molotov. zao na bandy kely vo 6ème aza zany, dé efa mahay manao cocktail molotov.
asa ré!!!!!!!!!!
8. tsiafoi1 ( 19/03/2009 14:15)
Mampahery an'i Pasteur Lala Rasendrahasina. Fisedrana daolo tompoko zany rehetra izany. Mafy tokoa raha @'ny maha-olombelona, fa ny ampaherezana anao de izao tsy ampahafirin'ny zavatra nentin'i Jesoa Kristy izany, fa Izy aza zanaky ny Avo Indrindra, novelesina karavasy, nosatrohin-tsilo, nororaina, notevatevaina, nofatsihina fantsika, nampisotroina vinaingitra tao anatin'ny fangirifiriana, ... Kanefa ankehitriny de eo ankavanan'Andriamanitra Tsitoha. Tsy iza ireo nampitondra fangirifiriana ny Tompo, fa ny fanjakana Romana, izay hiorenan'i Vatican ankehitriny, koa aza atao zava-mahagaga antsika izany toe-javatra izany, fa vao maika kosa tokony hampijoro ny finoana ho mafy orina.
9. xxx ( 19/03/2009 14:22)
..... ka ity bokin'ny apokalipsy ity izany no hakàna lesona , ity bokin'ny apokalipsy ity izany dia soratra masina nentina nanoherana sy hiaretana ny fanjakazakan'ny ratsy ara-mpanjakàna ........noterena ny olona hivavaka sy hiankohoka tamin'ny adàlan'ny amperiora

ARY SAO DIA TERENA KOSA NY OLONA HIVAVAKA AMIN NY FANJAKAZAKAN I PASITERA SY HIANKOHOKA AMINY ARY I RA8 DIA IZY NO AMPERIORA KAY ? :lol:
10. botakely92 ( 19/03/2009 14:32)
zaho kosa aloha dia maniraka an'ilay faux pastera hoe ndehana mibebaka fa ho mafy lavitra noho izany ny any @ afobe, raha izay dia efa tsy zaka sahady, mbola aiza re ny valin'ilay fanolorantsaina nitifirana ny olona teny Ambotsirohatra e! ho hadinina aminy avokoa ny ran'ireny maty ireny, ny fivavahana sy pôlitika rangahy ity aza afangaro mihitsy a! mpitaribato vilambava
11. xxx ( 19/03/2009 14:33)
ireo vahoaka nanaovany didy jadona no ampahoriany , izy no mi-cree tension sy epreuve de force , any ampiangonana koa ve dia hiteny izany , ny ondry izay nasaina notandremany rehefa mitabataba dia anjarany no mandamina fa tsy mampikitrana indray , ka rehefa tsy mahay io aloha izy dia asaivo miofàna e ! tsy maninona ! Jesosy mbola tsy nanilika an'iza an'iza
12. xxx ( 19/03/2009 14:38)
hano hatramin'ny bàkirarony oa ry botakely a! fa dia ianao ve mino fa tsy manota noho ny hafa ianao, inona avy ny atao hoe fahotana ?? inona no nahafaty an'i Jesosy teo @ hazio fijaliana ? ary raha ny mitia ny ondry nasaina nandrasany aza tsy vitan'ingahy pasitera aiza moa no hahafahany miaritra ireo niharetan'i Jesosy voalaza etsy ambony etsy ndrao dia manao fijery mitanila ianao ????? fa efa fahotana koa izany oooo !!! :idea:
13. soanja ( 19/03/2009 14:40)
Amiko dia efa simba hatrany ampiandohana ny zava-drehetra. Tsy tokony nifampidimpiditra tamin'ny raharaha politika ny fiangonana. Zar lasa fitaovana daholo ka ny mahanofo sy ny firefarefana manjaka ao aminy no mivoitra. Ny tena mampalahelo amin'ity raharaha ity dia tsy vitan'ny mizarazara ny firenena fa any fiangonana sy ny mpino koa aza tafahitsoka amin'izany.

Tsy misy ifanomezantsiny velively akory fa lalana alehan'ny tantara daholo izany. Tsy maintsy miana-desona amin'ny mafotaka sy ny maharary isika mianakavy nohon'ny antony maro samihafa.

Tsy Andriamanitra no mandamina ny fiainantsika fa isika ihany no manolotra izay tiantsika eo amin'ny fiainantsika. Efa nomeny antsika tany amboalohany ny fitaovana dia ilay Fanahy mahavelona.

14. xxx ( 19/03/2009 14:49)
NY FIJERINAO SY NY FIJERIN'I JESOSY DIA TSY MITOVY NY FAHENDREN'NY

OLOMBELONA DIA FAHADALANA EO ANATREHAN'ANDRIAMANITRA

NY FANAHY MAHAVELONA DIA HO AN'NY OLONDREHETRA FA TSY FANAHINIANA

HO TAMPENAMBAKA AKORY NY SASANY TSY IZAHO ALOHA IZANY E NA OMPAINA

NA OZONINA NA ENDRIKENDREHINA HIMEHEZAKO FOTSINY :lol:
15. xxx ( 19/03/2009 18:26)
MIRARY SOA HO AN I PASITERA
ANDRIAMANITRA ANIE HOMBA ANAO ANTRANY
HIARA HAHITA ISIKA FA HOLATSAHAN NY VARATRA @ ANDRO MAINA ENY AMPOVOAN DALANA ENY INY CAPSATANA INY
JEREO EO TSARA
FIAOUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUUU
:evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
:twisted: :P :twisted: :twisted:
ARY TSY TONGA ANY @ AFOBE INY DIA MIREHITRA
16. TIMTIKO ( 19/03/2009 18:27)
aza manonononompoana ny anaran ny avo fa i ra8 sy tgv zao no resaka aza ireo mody mpivavaka ireo zavatra vola no tena tadiaviny fa tsy inona akory
17. Landrymimi ( 19/03/2009 20:00)
Hitako fa tena entanin'ny fo mafana ny rehetra eto!
Satria pasteur no resahina, dia tsy maintsy miresaka fivavahana isika.
Amiko dia tsy tokony hitsara na iza na iza isika. An'Atra ny fitsarana, avelao Izy Tompon'ny zava-drehetra no hitsara fa tsy isika no hanao usurpation ka hanozona ny hafa hoe latsaham-baratra.
Ekena fa tena tsy tandrify an'I Pasteur ny zavatra nihatra taminy. Lozan'izay nanao izany. Kanefa kosa tena epreuve goavana ho an'I pasteur iny. Ao anatin'ny vanimpotoan'ny carème isika izao, izay ibanjinan'ny fiangonana ny lalan'ny hazo fijaliana. Nihatra tamin'I pasteur tokoa izay nihatra tamin'I Jesoa sauf izy tsy crucifié. Inona anefa ny reaction n'I Jesosy tamin'izay? Nivavaka izy hoe: mamelà ny helony fa tsy fantany izay hataony! Fanontaniana mipetraka dia mahay manao mise en pratique an'izany ve pasteur? Tena theologie pratique io? Izany no ethique kristiana! Mahay mitia hatramin'ny fahavalony. Baikon'I Jesoa io: Tiava ny fahavalonareo!!!! Tena mifanohitra amin'ny logique tsik olombelona ny logique n'Atra! Fa ny zavatra hita kosa dia mbola maro ireo mpandova an'I Petera ka te haka ny sabatra hamelezana ny fahavalo! Samia mandini-tena fa verite biblique no lazaiko fa tsy manana couleur politique velively
18. Landrymimi ( 19/03/2009 20:07)

19. Landrymimi ( 19/03/2009 20:17)

20. Landrymimi ( 19/03/2009 20:25)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1653