Miafina ao @ METRO ANALAKELY RAVALO

1. salopard ( 20/03/2009 12:45)
Vao nidina tao aho izao , ary dia eo @ ilay rindrina ankavia , raha vao miditra, misy karazana trano fisoko vao namboarina.


Fa lakrimozena be aloha ny ao @ Metro e! e!

ka ho sarotra ny hahavoasambotra azy raha izany

snif...
tchouf....
novalian'i xxx ny 20/03/2009 13:43
2. xxx ( 20/03/2009 13:43)
Aiza alo no nasianlah anle kisoa lety ry Tafondro ??? sa efa notetehina nohanina ve ? sa mbola manafana kidoro ao ? :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0765