hivoaka tsy ho ela i coutiti sy gal fidy

1. xxx ( 19/03/2009 08:21)
avoaka daholo ireo lazaina fa gadra politika,izany hoe na dia mamono olona aza dia tsy maninona satria resaka politika daholo izany,dia efa miomana ela isany ry tsalo kely fa miala any coutiti liandra
novalian'i pikatti ny 20/03/2009 02:12
2. xxx ( 19/03/2009 08:22)
mitombo kosa izany ny equipe ny capsat hihihih
3. andrywui ( 19/03/2009 08:37)
Gal FIDY ekeko , fa iKotity tsy ekeko !!! ary ra miaramila ny capsat de maninnn ?? f'anga ra nanala anra8 mpanao ody gasy teo de mainnn zay !!! tena mety mits ra ny nataon'ireo miaramila ireo ra tsy zay novelomiy tam ody gasy teto ny Malagasy !! demony 8
4. xxx ( 19/03/2009 09:11)
ALEO VE MAGIE NOIR HO AN I TGV TOY IZAY ODY GASY

LE ODY VAZAHA ZANY METY @ FIVAVAHANA FA LE ODY GASY TSY MANDE LALANA
HAHAHA VOAZANAKA ARA TSAINA ARA PANAHY ARA BODY
=)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :snif: :snif:
5. fijo ( 19/03/2009 22:24)
ary i kotity avy dia generaly ao amin'ny capsat an.may ela anio ry vohitsara
6. tafondro ( 19/03/2009 23:19)
Hipoaka koa ny karandohany rehefa avoaka avy ao izy .Bala iray eo an- tampo-kandrina .
7. pikatti ( 20/03/2009 02:12)
tafondromaty no tonga de vita matavy ,ndana là mitsoka :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2813