Mitandrema isika

1. saranga ( 19/03/2009 07:28)
Asa na tsy matotra na be vazivazy na tsy alehany fa tena misy mpanely tsaho gaigy be eto amin'ity serasera ity. Mba matotra razoky a ! Enao io mihitsy no teneniko eto, enao mamaky an'ity hafatra ity
novalian'i TIMTIKO ny 19/03/2009 08:14
2. TIMTIKO ( 19/03/2009 08:14)
ela ry ambany saranga mba mangina fa anisan ireo saranga ef ho veruy ialaha zao
tsy hitaany masoben ela ve reo atsangatsamanorana mpinambola efa tafajoro reo e
hitan ela eo tsara fa hiakatra daolo ny vidimpiainana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1664