Tena ho fanjakan'ny Baroa marina raha izao no mitohy
1. Bazily
(
19/03/2009 06:44)
http://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=479626
répondu par fijo le 19/03/2009 22:36
2. ravatorano
(
19/03/2009 06:56)
ny mpandroba sy mpangalatra ve ho fay amin izay rokety e !
efa firy moa izay mpangalatra maty voatifitra izay fa toa vao maika nampitombo azy aza izany.Ny tena marina koa dia somary misy fahataraikany ihany ny fandraisana andraikitra eo amin'ny fanenjehana azy ireny satria efa nisy miaramila niambina tety ivelan'ny lapa tamin ireny fotoana ireny izay nandrava ny sakana nataon'ny mpomba an dRavalo nefa dia vaky ihany ny vitrine sy ny lapa.Maro tokoa ireo olona voasambotra ary hitany maso ao Andoharanofotsy ao ary tena mahagaga ny fahasahiana an !

4. ari.malala
(
19/03/2009 08:33)
Ankoatr'izay, http://www.madagascar-tribune.com/L-ancien-depute-Ramerci-prend-sa,11439.html :-D :-D :-D :-D tena hoe l'exemple vient d'en haut marina :-D :-D :-D
5. HeryLo
(
19/03/2009 08:51)
Simba ny fireneko marina mafy.
Hatramin'ny pasitera nihinany (efa fantatrareo).
Demokrasia marina angamba izany hoe samy manao ny tiany atao. Sao dia Anarchie kosa hoe ?
Tsy misy fanajana ny maha-malagasy izao rehetra miseho izao ary manahy mafy aho ny ho hotiny.
A suivre.....

6. TIMTIKO
(
19/03/2009 09:37)
hahaha mbola aiza eee raha tratra koa ny mpanoratra eto @ seraser et dia gadraina sy lakona ary vonoina daholo *
7. Bazily
(
19/03/2009 12:11)
Marihiko eto ampiandohana fa tsy fanosorampotaka fa zava-nisy:
Vaovao eto Majunga :
1°) Omaly nisy andianjatovo niditra ankeriny tao @ Biraon'ny FOkontany Ambovoalanana ( Mahajanga I ) ary nanesotra ny sefo Fokontany amperin'asa @ toerany satria tsy ilaina hono ny sefo Fokontany avy @n-dravalo. Tsy nisy anefa izay sefo fokontany naolony azy, fa dia mikatona fotsiny ny birao.
2°) N y androany atoandro koa dia mbola toy izay no niseho teny @ Fokntany Ambondrona, mbola adianjatovo ihany.
3°) Nisy nanafika koa ny Vitrine de Madagascar eny Amborovy ary samy nilanja izay zakany ny teny ( omby, osy, sy ny vokatra izay efa tao...)
4°) Mibananaka ny tsena eto antampontanàna satria tsy misy mpandrindra, ny mpivarotra efa mba nalamina tao @ Site-provisoire nanjary nivoaka ny arabe ary mameno iny zaridaina mamakivaky ny tanàna iny.
De ireo zany izao de mbola mariky ny Fanjakàn'ny Baroa ihany.