Aiza ireo Mercenaires? manipulation? voasaron'ny Onja Dago!
1. xxx
(
18/03/2009 06:27)
Aiza ireo Mercenaires dradraina fa ho avy izay andrasan'ny MIARAMILA Malagasy. Atody tsy miady amam-bato fa misy farany ny zavatra rht.
Manaova ny MARINA fa efa voasaron'ny Onja mainty tanteraka i MAdagasikara.
2. essera
(
18/03/2009 10:08)
Fa iza ko ry sé no hampiditra mercenaire eto ka tonga dia atao mihanjahanja be fa sady amin'ny alina izy no asaina miasa ary ampiana saro-tava.
Tsy fantatrao marina ny ao amin'ny coulisse fa ny eto aloha ihany no hitanao.
Efa vonona ny capsat e
3. xxx
(
18/03/2009 10:14)
VOAFITAKA TANTERAKA IANAREO MPANARA DIA ANY TGV,IL VOUS A BAI-SER JUSKO FOND!JEREO NY 7 FEVRIER NATAO SORONA IANAREO!FANGALANA MINISTERA NATAO SORONA IANAREO!OCCUPATION EMMONAT MBOLA NATAO SORONA IANAREO!SANATRIA TOY IRENY ROBOT COMMANDé NAREO!OMALY DIA TSY MENATRA IREO MIARAMILA NISAMBOTRA SY NANAO FORCING ANY IREO GENERAL IREO SY NY PSDT FJKM!!!LAZAINA FA MISY NY TERRORISTE?????LAINGA D LAINGA RAHA NISY IZANY EFA MATY TGV!!CEMGAM et CAPSAT VOAVIDY VOLA:HO ANY TANINDRAZANA SA HO ANY ILAY SOSY BE NOMENY RAJOELINA???MANOMBOKA OMALY DIA FANTARO FA LAINGA SY ETAT POLICE NO FIANANAREO MALAGASY REHETRA MIARAKA@ io "FILOHA "MANIPULATEUR IO!!!MAHEREZA
Sokafy re olona ny MASO a!
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2571