Aiza ireo Mercenaires dradraina fa ho avy izay andrasan'ny MIARAMILA Malagasy. Atody tsy miady amam-bato fa misy farany ny zavatra rht.
Manaova ny MARINA fa efa voasaron'ny Onja mainty tanteraka i MAdagasikara.
VOAFITAKA TANTERAKA IANAREO MPANARA DIA ANY TGV,IL VOUS A BAI-SER JUSKO FOND!JEREO NY 7 FEVRIER NATAO SORONA IANAREO!FANGALANA MINISTERA NATAO SORONA IANAREO!OCCUPATION EMMONAT MBOLA NATAO SORONA IANAREO!SANATRIA TOY IRENY ROBOT COMMANDé NAREO!OMALY DIA TSY MENATRA IREO MIARAMILA NISAMBOTRA SY NANAO FORCING ANY IREO GENERAL IREO SY NY PSDT FJKM!!!LAZAINA FA MISY NY TERRORISTE?????LAINGA D LAINGA RAHA NISY IZANY EFA MATY TGV!!CEMGAM et CAPSAT VOAVIDY VOLA:HO ANY TANINDRAZANA SA HO ANY ILAY SOSY BE NOMENY RAJOELINA???MANOMBOKA OMALY DIA FANTARO FA LAINGA SY ETAT POLICE NO FIANANAREO MALAGASY REHETRA MIARAKA@ io "FILOHA "MANIPULATEUR IO!!!MAHEREZA