Lapan'Ambohitsorohitra Sary vongana sy tapakazo nosokirina
1. badboy
(
17/03/2009 22:17)
Lapan'Ambohitsorohitra
Sary vongana sy tapakazo nosokirina
Nahitana karazan-javatra hafahafa marobe nokarohina tao amin'ny lapan'Ambohitsorohitra, omaly. Ny mpiandry no nahita azy.
Nivarahontsana avokoa, omaly tolakandro, ireo vahoaka tonga tao amin'ny lapan' Ambohitsorohitra raha nahita an'ireo karazan-javatra hafahafa toy ny sary vongana isan-karazany mbamin'ny tapakazo sy ny zava-maranitra nosokirin'ireo mpiandry tao an-toerana. Hita tao na sarina lohan'osy sy loham-biby hafa misy any ivelany any, ny mpanjaka ben'ny tany, ny ranomanitra, ny fonosana harona kely misy poti-javatra manitra, ny zava-maranitra misy zarany roa, ny peratra volamena, ny tabilao misy sarintanin'i Madagasikara ary ahitana ireo faritany dimy misy sarin'olona sy ny sarin'ny filoha Marc Ravalomanana eo afovoany ...
Ny sasany mba napetraka tao an-trano, natao toy ireny haingon-trano ireny na nampirimina tany anaty vata sarihana. Fa ny tena angano, dia ireo napetraka tany an-joron-trano sy tany ambany «estrade» rehetra tany, indrindra moa fa ny nalevina tany an-tokontanin'ny lapa tany. Ary dia nosokirina natao sava hao toy ireny polisy manao fisavana tranon'olona ireny sy nohadiana tsirairay mihitsy.
Misy dikany daholo
Zavon-tany ireo karazan-javatra hafahafa ireo no indray azon'ny mpiandry. Efa ho iray gony be mihitsy.
«Misy dikany daholo izao zavatra hita maso nafenina sy nosokirina tato izao. Ny peratra hita teo am-bavahadin'ny lapa mitory fanekena izay nametraka azy tao, ny osy mariky ny asan-devoly, ny sarin'i Madagasikara milaza ny hanjakazakana aminy ...Fanompoan-tsampy tsotr'izao ny hevitr'ireo ...», hoy ireo mpiandry izay nialoha lalana ny filohan'ny Tetezamita niditra tao amin'ity lapam-panjakana ity.
Ireo vahoaka nanatrika izany moa tankina tsy nisy nahateny. Ny afa-baraka hatrany no re teo am-bavan'ny rehetra !
Nopotehina sy nodorana teo an-tokontanin'ny lapa avokoa moa ireo karazan-javatra rehetra ireo rehefa vita ny fanompoam-pivavahana fohy notontosaina teny an-toerana.
Nirina Rakotoson
Date : 18-03-2009

novalian'i endrika01 ny 18/03/2009 11:09
2. fijo
(
17/03/2009 22:49)
hita sa "nanmpidirina tao???" mora ny mamorona rehefa tsy manatrik aeo ny tompon trano.
3. badboy
(
17/03/2009 23:05)
K atsy hay intsony hoe iza no tena milaza ny marina, fa ny zavamisy dia lasa fond de commerce ilay tapakazo contre fivavahana!!
:roll:
:roll:
7. xxx
(
17/03/2009 23:39)
ary mpisikidy koa angaha reto mpiandry reto no mahalala ireny zavatra tao ireny sao de mb zavtra nentiny avy any reny sa sikidy vaovao
tsrufff omeo dozy kely aloha handinihina izanyr etraretra zany

8. ainaheri
(
18/03/2009 04:57)
Za otrany tsy d mino loatra,raha nisy an'izany naninona no tsy nisy naka sary na niantso mpanao gazety sns ?? Mora ny manendrikendrika ............
9. xxx
(
18/03/2009 05:15)
ainahery: tena naseho Telé sy navoaka an-gazety io resaka io ary nisy maro ireo olona naka sary, efa ela no nandehanan'io resaka io ary ny tenako efa nilaza momba an'izany teto, anisan'ny tsy nino ihany aho tany am-boalohany saingy nisy olona iray izay tsy ho tononiko ny anarany natahoran'Ingahy Ravalomanana mafy ny nihaona taminy sy nifanatrika taminy satria anisan'ireo mpitondra fivavahana natahorana noho ny finoana ananany. Tamin'ny taona 2005 dia nilaza io olona io fa tsy maintsy hiposaka eto Madagasikara ny Mazava ary tsy ho ela izany.
Dia ho hitantsika eo ny fahamarinan'izany fa ho ahy aloha dia mino sy matoky an'Andriamanitra foana.
fijo: efa fomba fiady tsy mety io lazainao io hoe nampidirina tao ireo na efa nentin'ireo mpiandry tany anaty lamba ve hoy ianao? tadidio fa ny ankamaroan'ireny mpiandry niasa t@ ity dia ireo mpiandry niasa t@ fotoana nahazoan'Ingahy Ravalomanana ny fitondrana ny taona 2002 ihany. Maro @ izy ireo no fantatro sy nifandray tamiko na t@ 2002 na t@ 'ty 2009 ity.

10. ainaheri
(
18/03/2009 05:42)
xxxxx>>Sarotra ihany ny hino na nalaina télé aza ,satria azo atao oe miditra mialou ao ny oul mametraka azy d refaveo alaina sary @ zay..........
Merci nizara xxxx aaaaa
Merci nizara xxxx aaaaa
11. moi
(
18/03/2009 06:13)
Ny ahy aloha ny hitako dia jamais izy nanonona hoe Jeso na Jesosy na Jesoa, fa Andriamanitra foana ...
Dia vao niala ilay cravatte mena dia izay no vita ny taminy (Nanomboka ny alahady raha ny fisehoana amin'ny vahoaka).
Raha tsy misy havanao tokoa ny mpanao gazety naka sary, na ny mpiandry niasa teny dia sarotra ny mino !

13. endrika01
(
18/03/2009 07:01)
Matoa mahalala ny dikany reny zavajavatra ireny koa ny mpiandry de tadidio fa efa nandalo anreny avokoa ny ray aman-dreny be taloha.Fa ity no nahatezitra ahy t@Ray aman-dreniko raha nivadika finoana izy ireo,tonga tany an-trano ireo mpiandry,nokapakapainy sy nohadihadiny tsisy tahotra na henatra ny voninkazoko namboleko(za mou tsy tany an-toerana tamzany) HASINA no anaranle voninkazo!Zava-boaharin Andriamanitra no zimbazimbainy,za aloha tena tezitra e!Angaha vitanizay,fa le mpanjaka beny tany,tehina ny Dadabenay t@fahavelony( 140taona teo ho eo izy no maty)sady fitondranay refa tratra alina ka matahotra,nodorany tsisy hatakandro!Tamizay koa de nesoriny doly ny sary Masina sy ny sapile de nodorany! Ny alaheloko zah tonga tany Madagascar tsy zaka zakaina! Ny sapile ko t@ Premiere communion,ireo sary masina fanomezana azoko t@zany andro lehibe zany! Fongana nodorana daholo!Ka zah dia manome tsiny tanteraka ireny olona rehetra miseho ho mpivavaka be ,manimbasimba ny fananan olona ireny! Raha ody gasy hanaovana ratsy namana tonga de ariana any anatiny maloto doly de zay iafarany any.Fa ny fananako tamy fiangonana ivavahako no potipotehina tsy nisy fierana tamiko de tsy MINO AHO FA TENA MPIVAVAKA IREO NANAO IZANY!!!!
14. endrika01
(
18/03/2009 07:02)

15. endrika01
(
18/03/2009 07:03)

16. endrika01
(
18/03/2009 07:04)

17. ravatorano
(
18/03/2009 07:13)
endrika01< izay indray aloha dia tena tsy izy mihitsy satria efa fanimbazimbana ny maha anao anao nefa moa nisy nanaiky nanao an'izay tao aminareo ka atao ahona fa efa tara izany satria efa potika sy voadora ireo hany mba nitokianao.
Momba ireo sampy indray dia "sarotra inoana ihany" nefa dia niara nahita tamin'ny tv niseho omaly izany .
fa ilay omby sa belier volamena iny v nodorana tao d hitsonika amin ireny afokely ireny.Tadidio fa ny Or na volamena dia mila hafanana be vao afaka mitsonika eo amin'ny 1 064.20°C ka raha izany ary raha tsy levona ilay izy iza no nitondra azy indray avieo reefa nangatsiaka ka azo noraisina ilay izy ?
Fanontaniana mila valian fa sao d ry mpiandry indray izay farany teo no nizara ny volamena kle :-D :-D :-D !
Farany mety hiaraka v ny fanompoana an'Andriamanitra sy ny fanompoana an'i Satana :?:

18. endrika01
(
18/03/2009 07:54)
ravatorano:Eny e! Rano raraka tsy azo raofiny iny,fa ny ratra ao am-po tsy azo sitranina.Gaga ny tena mahita antokom-pivavahana maro be tsy tambo isaina,ary feno hipokipoka am fotoam-bavaka,nefa jereo ireny fandrobana,fanapotehana,fandorana fananan olona ireny! Asan-devoly sy Satana doly ireny,fa sarotsaroniny sasany we,mahantra ny gasy e,noana de nandroba e, TSIA avy hatrany satry nahay nihonina izy ireny ,fa ny Devoly sy Satana no tao,nefa tsy hainireo mpiandry nanatevin-daharana teny ny nanala devoly! Le fivavahana anie tsy atao tao foana e!Zah alou tena mbola Alergique be hatraminzao e!
endrika01< izay indray aloha dia tena tsy izy mihitsy satria efa fanimbazimbana ny maha anao anao nefa moa nisy nanaiky nanao an\'izay tao aminareo ka atao ahona fa efa tara izany satria efa potika sy voadora ireo hany mba nitokianao. Momba ireo sampy indray dia \"sarotra inoana ihany\" nefa dia niara nahita tamin\'ny tv niseho omaly izany . fa ilay omby sa belier volamena iny v nodorana tao d hitsonika amin ireny afokely ireny.Tadidio fa ny Or na volamena dia mila hafanana be vao afaka mitsonika eo amin\'ny 1 064.20C ka raha izany ary raha tsy levona ilay izy iza no nitondra azy indray avieo reefa nangatsiaka ka azo noraisina ilay izy ? Fanontaniana mila valian fa sao d ry mpiandry indray izay farany teo no nizara ny volamena kle :-D :-D :-D ! Farany mety hiaraka v ny fanompoana an\'Andriamanitra sy ny fanompoana an\'i Satana :?:
19. endrika01
(
18/03/2009 07:55)

20. endrika01
(
18/03/2009 07:58)