Lapan'Ambohitsorohitra Sary vongana sy tapakazo nosokirina

21. endrika01 ( 18/03/2009 07:59)
ravatorano:
endrika01< izay indray aloha dia tena tsy izy mihitsy satria efa fanimbazimbana ny maha anao anao nefa moa nisy nanaiky nanao an\'izay tao aminareo ka atao ahona fa efa tara izany satria efa potika sy voadora ireo hany mba nitokianao. Momba ireo sampy indray dia \"sarotra inoana ihany\" nefa dia niara nahita tamin\'ny tv niseho omaly izany . fa ilay omby sa belier volamena iny v nodorana tao d hitsonika amin ireny afokely ireny.Tadidio fa ny Or na volamena dia mila hafanana be vao afaka mitsonika eo amin\'ny 1 064.20C ka raha izany ary raha tsy levona ilay izy iza no nitondra azy indray avieo reefa nangatsiaka ka azo noraisina ilay izy ? Fanontaniana mila valian fa sao d ry mpiandry indray izay farany teo no nizara ny volamena kle :-D :-D :-D ! Farany mety hiaraka v ny fanompoana an\'Andriamanitra sy ny fanompoana an\'i Satana :?:
Eny e! Rano raraka tsy azo raofiny iny,fa ny ratra ao am-po tsy azo sitranina.Gaga ny tena mahita antokom-pivavahana maro be tsy tambo isaina,ary feno hipokipoka am fotoam-bavaka,nefa jereo ireny fandrobana,fanapotehana,fandorana fananan olona ireny! Asan-devoly sy Satana doly ireny,fa sarotsaroniny sasany we,mahantra ny gasy e,noana de nandroba e, TSIA avy hatrany satry nahay nihonina izy ireny ,fa ny Devoly sy Satana no tao,nefa tsy hainireo mpiandry nanatevin-daharana teny ny nanala devoly! Le fivavahana anie tsy atao tao foana e!Zah alou tena mbola Alergique be hatraminzao e!
22. xxx ( 18/03/2009 08:05)
Efa nilaza io zavatra hita tao Ambohitsirohitra io teto aho 2volan lasa zay !nisy ny nino nisy ny tsy nino !tsy misy zavatra vao ampidirinireo olona avy ety ivelany ireo fa tena avy ao tokoa no nofongarina ! mbola betsaka aza no tsy hita n'ireo mpiandry ! toy ireo nasisika amin rindrina sy nateliny ary ny amin'ny hazo rehetra ao andapa ! mbola be koa no horesahina fa rahariva aho mitantara ny tena marina eto ! sy ny zavatra rehetra zay fantatro momba io ! raha nisy olona nitondra ireo dia ho hitan'ny rehetra zay niditra teo satria olon dehibe tsy azo fitahina sy tsy jamba dahaolo no teo vao nanomboka niditra !
23. ratavao ( 18/03/2009 08:10)
Ity fivavahana ity anie amin'izao efa natao ho fitaovana anie e, natao hanaron-kilema izy ireny fa ho avy ny anareo i Pasteur Mayol fa nahazo vahana izy ny amin'ity fivavahana fa tsy ity FFKM ity ilay nolazainy fa fanom-poantsampy izy io fa Andriamanitra fotsiny no tononina ao anatiny hono.
24. ari.malala ( 18/03/2009 08:15)
ianareo milaza fa hoe ny osy dia misy ifandraisany @ devoly, de adala zany Andriamanitra nanao ny osy? sa hoe ahoana fa tsy azoko, de inona ny ifandraisan'ny osy @ devoly? sode mandray antendrony anle fanohrana momba ny ondry sy ny osy aza nareo :6D :-D :-D :-D
25. majakely ( 18/03/2009 08:19)
en tout cas tsy nandaitra zany io raha asan-devoly izany io satrai tsy efficace akory...hihihihihi,nefa asa aloha!!!ho hita eo ny manaraka raha tsy olombelona mihits yno hatao sorona pour faire le pacte avec qui déjà???hahaha
26. endrika01 ( 18/03/2009 08:30)
xxx:
Efa nilaza io zavatra hita tao Ambohitsirohitra io teto aho 2volan lasa zay !nisy ny nino nisy ny tsy nino !tsy misy zavatra vao ampidirinireo olona avy ety ivelany ireo fa tena avy ao tokoa no nofongarina ! mbola betsaka aza no tsy hita n\'ireo mpiandry ! toy ireo nasisika amin rindrina sy nateliny ary ny amin\'ny hazo rehetra ao andapa ! mbola be koa no horesahina fa rahariva aho mitantara ny tena marina eto ! sy ny zavatra rehetra zay fantatro momba io ! raha nisy olona nitondra ireo dia ho hitan\'ny rehetra zay niditra teo satria olon dehibe tsy azo fitahina sy tsy jamba dahaolo no teo vao nanomboka niditra !
Ny olona iray raha hilaza zavatra tena marina,de volou,tsy miafina ao ambadiky ny xxx fa aseho ny pseudo.Faharoa io lay fahavoazan-draMALAGASY raha misy zavatra iarahany manao any am-badimbandika any,ka misy interets ho azy mangina ny vavany,fa raha tahiny kosa ka lasa lavitra noho izy lay ra namana,de hoavy amizay lay patati,patata,wa,wa,wa.Nefa hatrizay fotoana elabe izay nahalala tsy nilazalaza.Zay lay we te ho dokafana na le we mila dix-neufs hoy ry zalahy.Hoatrany bandy pi-viole sipa io,refa nanao de nanao,fa tsy we za niova fa le zalahy zay,tena mbola mi-viole sipa foana de avoaka lay tsiambaratelo,am bobaka,naninona anefa raha niantsoana tiers olona iray,t@io cas Ra8 io zao tokony ny mpanala devoly no nasiana nifampiresaka taminy,de hita eo zay nolazainy fa tsy enao no midoka tena!Hafahafa ! Tsiky de ampy!
27. endrika01 ( 18/03/2009 08:31)

28. xxx ( 18/03/2009 08:43)
zao é, efa tratra, dé tratra.
zà FJKM, ary mpiangona isan'alahady. tsy oé akory vice-president FJKM izy (ra8) dé tsy azo helohina. refa diso amiko, dé diso. samy tsy nisy nanampo an'izao zavatra zao, ndrindra reo tena nino. ary zany finoany zany no isan'ny tena nanohanany an'i ra8. kay tena lay alikalahy nitafy hodi-janak'ondry nedala.
voaporofo zao, lé filazana tao @gazety iray zay, milaza fa "fara-fahatarany, ny 19-03-09 no tapitra ny fahefan'ingahy ra8". mpahay sorabe avy any atsimo atsinanana any no nilza io.

ndrôôôô, reo mpiaro azy teny mavoloha iky! reo nilokalokany, fa hiara-maty @reo eo izy, fa tsy hiala! reo nolambolamboiny t@ fivavahana tao antempoly ny maraina! ndrôôôô,
Aoka lahy ny finoana an'A/tra sy Jesoa Kristy, tsy hatao toy ireny é. manam-petra ny fitondrana, fa saingy fitondran-devoly, ka nampiharin'A/tra taminy ny sazy faran'zay mafy. efa vosoratra ao anaty baiboly ngé ny oé "aoka tsy hanonona fona ny anaran'i Jehovah Andriamanitra" é. sy ny oé "aza manana Tompo hafa, fa Izaho irery ihany".

aiza tsiafoy lay fankaherezana fandefanao eto é? mila zany zao isika
29. ndenn ( 18/03/2009 10:17)

Mba hirao kely anie ilay hiran' i Bessa hoe :
Ny andriamanitra inoako ,dia Andriamanitra fitiavana ,
.....
Fa izy no fitiavanaaaa !
Ny zavatra tiako ho tenenina dia efa hatramin' ny andron 'i Tsiranana no efa nitoeran' ny mpimasy mahery hitondrana an' i M/car ny palais Ambohitsirohitra io ,ary ny olona tena nanana olana goavana teo @ fiainany no nitondra ireny sorona ireny tao an- dapa araky ny teny nomen' ireny mpimasy ireny, mba hisorohana ireo olana nianjady tamin' ireo olona mangataka ny fanampian' ny mpitondra fanjakana .
Fa raha ny fahitako ilay reportage t@ fandorana ireo fetiche aloha dia tsy dia mino aho fa midika zavatra firy . Raha mba fantatrareo tokoa mantsy ny olona nitondra ireny zavatra ireny tao ambohitsirihitra dia ho gaga ianareo ,tsy hiresaka ny momba ny malagasy aho fa na dia ireo vahiny diplomates sy protocoles isan-karazany nandalo teto M/car hatramin' izay aza dia nisy maro be tokoa ny nanaiky ny herin'ireny herimiafina ireny.
Paradoxe kely fotsiny ity ho teneniko ity fa ny tena mpimasy nahery vaika indrindra dia nametraka ny vahatra ( vahamaty ) tao @ Rova may iny !
Ary ireo izay manafoka izany dia mbola tsy azoko vinaniana ny hahazo azy ireo eo @ fiainana..

30. endrika01 ( 18/03/2009 10:33)
xxx:
zao é, efa tratra, dé tratra. zà FJKM, ary mpiangona isan\'alahady. tsy oé akory vice-president FJKM izy (ra8) dé tsy azo helohina. refa diso amiko, dé diso. samy tsy nisy nanampo an\'izao zavatra zao, ndrindra reo tena nino. ary zany finoany zany no isan\'ny tena nanohanany an\'i ra8. kay tena lay alikalahy nitafy hodi-janak\'ondry nedala. voaporofo zao, lé filazana tao @gazety iray zay, milaza fa \"fara-fahatarany, ny 19-03-09 no tapitra ny fahefan\'ingahy ra8\". mpahay sorabe avy any atsimo atsinanana any no nilza io. ndrôôôô, reo mpiaro azy teny mavoloha iky! reo nilokalokany, fa hiara-maty @reo eo izy, fa tsy hiala! reo nolambolamboiny t@ fivavahana tao antempoly ny maraina! ndrôôôô, Aoka lahy ny finoana an\'A/tra sy Jesoa Kristy, tsy hatao toy ireny é. manam-petra ny fitondrana, fa saingy fitondran-devoly, ka nampiharin\'A/tra taminy ny sazy faran\'zay mafy. efa vosoratra ao anaty baiboly ngé ny oé \"aoka tsy hanonona fona ny anaran\'i Jehovah Andriamanitra\" é. sy ny oé \"aza manana Tompo hafa, fa Izaho irery ihany\". aiza tsiafoy lay fankaherezana fandefanao eto é? mila zany zao isika
Ny mpivavaka a,tsy manao teny miaro fanesoana ankolaka hoatrany ataonao io!Fa mitondra am-bavaka hoanilay olona fantatra fa tsy mety ny ataony!(raha tena nanao na tsy fitiavana)Izy irery angaha moa hatramizay no nifezivezy taminio toerana io?Tao koa ny tsy tia.Firifiry ireo mpitondra ao la France ao ny manantona mpijery?Na mpivavaka izy na tsia.Ary asehon-dry zareo aminireny magazine misy horoscope ireny ny anarany,ny zvt mety hiseho,ary raha nanao izany i Ra8 secret-ny zany,tsy hidirana lalina,refa tsy voakitika ny fianakavianao!Ary na ny Filoha nifandimby teo aza ,raha mbola malagasy koa izy de nanantona mpijery!Ary raha nametra-pialana Ra8 dia FITIAVANA no nanaovany izany!Ny tohiny tantara no hitsarana izany!Tsiky fonafona de ampy!
31. xxx ( 18/03/2009 10:48)
N'inn2 hita tao, tsy zay no hitsaràna azy, fa andra8 sy ny Atra hinoany no mifanazava !
Isika milaza fa mino d mahay mivavaka mangiana ary tsy mitsara satria ho tsaraina daholo !

Endrika : raha tena lalimpaka ny fiarahanao @Atra d tsy ho voahonzongozona sy allergique ianao : tano ny finoanao d avelao ny fomban'olombelona tsy mahay miaina :wink:
32. endrika01 ( 18/03/2009 11:09)
Ny finoako tanako hatraminy farany kah.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0446