Tsy tokony himenomenona ny pro Ra8

1. essera ( 18/03/2009 08:25)
Tokony tsy himenomenona ry reto nareo a. Ny antony dia tsotra :

- Novidian'i TGVny miaramila sy ny etc. Iza no nanomboka an'io zavatra io raha nisy raha tsy efa tany am Ratsiraka nitohy Ra-8 ka dia hita fa fomban-javatra izay tsy hita izay naharatsy azy.

- Mpandroba TGV. Ary ny harena norobain'i Ra8 ankolaka sy mivantana teto rekany nga tsy mody nanapi-maso isika mianakavy. Ireo tanin'olona nobodoina, ny orin'asan'olona nakatona amin'ny tsy rariny, etc...

- DJ no hitondra firenena. Ary Ra8 ange efa nitondra ronono tamin'ny bisikileta ireny kanefa azo inoana daholo ny zava-drehetra rehefa tonga amin'ny fotoanany.

- TGVendrana, Terrorisme Gans Voyou. Ny TIM ireo ange ka betsaka no Arema, MFM, Afm namadika palitao dia lasa hoe Teo Ihany no Miverina e.

- Capsat no mpandroba sy ny mpanao loham-boto etc. Fa naninona ny emmonat tamin'ny nampijaly sy nitifitra tsy jiolahim-boto. Naninona tamin'ireny 7 febroary ireny no tsy mpamono olona no sady ara-dalàna ny famonoana. Ny mahatsikaiky dia ny mpitondra nanome baiko nitifitra indray no "hitory ary hanao fanadihadiana manokana". Aiza ary nareo zany. Juge et partie. Sady maty ny fianakavianao no mbola ianao indray no higadra avy eo no didim-pitsarana mivoaka.

FEHINY : Rehefa tsy tianao atao aminao ny zavatra iray dia tsy tokony nataonao tamin'olona. Ny zavatra rehetra nataony ihany ange ireo averin'ny olona aminy ireo. Ary minoa ahy fa ny groupe TIKO izao no ho tratran'ny tsunami "CONTROLE FINANCIER - L'ARME FATALE" voalohany eo. Tonga dia efa mihomana ihany ry zalah fa mety handoa be.
2. Oay ( 18/03/2009 08:31)
essera:

Izay mbola manana havaly amin'izao fanazavana ataon'ny mpampianatra essera izao d mba mamlia d ataovy mazava tsara toa izao ny fampitahana.
Saotranao M'sié le profesora.Tsiky dia Ampy

3. essera ( 18/03/2009 08:40)
Ts'isy fisaorana les Oay fa dia enga anie ity teteza-mita ity mba tsy ho toy ny teo ihany koa fa efa be loatra ny fahadisoam-panantenana teto amin'ny tanana.

nanomboka za vao teraka ka hatram'zao, mbola tsy nisy mpitondra marina mihitsy rehefa namaky boky sy etsetra aho.

4. TIMTIKO ( 18/03/2009 08:49)
RAHA GIDRAINAREO ZAY DE AKATONAY DAOLY NY ORINASANAY DE ROAHANA NY MPIASA DE FALY NAREO DE FALY KO ZAY SATRIA TSY MIZARA VOLA TSONY
KITIO NY EMPIRE TIKO DE BETSAKA NY TSY AN ASA
8) 8) 8)
5. Oay ( 18/03/2009 08:51)
essera:

Ts'isy fisaorana les Oay fa dia enga anie ity teteza-mita ity mba tsy ho toy ny teo ihany koa fa efa be loatra ny fahadisoam-panantenana teto amin'ny tanana.

nanomboka za vao teraka ka hatram'zao, mbola tsy nisy mpitondra marina mihitsy rehefa namaky boky sy etsetra aho.

Tena marina rahalahy izany, ny mampatahotra ana fa tsy afeniko d izao ny tenin'i dadanay "io leroa mbola hifandimby eo daholo ny devoly" fa na ny zafikeliko aza mbola tsy ahita an'ilay marina.
Novaliako moa izy nataoko hoe "efa mba tokony hotonga saina @ izay kosa ry dada ry zalahy mpanao politika satria efa hitandry zalahy izao fa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto d ozy izy hoe "ataovy tsara ny fianarana fa hohita eo izany!"
6. Mirananirina ( 18/03/2009 09:28)
Izay mbola manana havaly amin'izao fanazavana ataon'ny mpampianatra essera izao d mba mamlia d ataovy mazava tsara toa izao ny fampitahana.
Saotranao M'sié le profesora.Tsiky dia Ampy
Novidian'i TGVny miaramila sy ny etc. Iza no nanomboka an'io zavatra io raha nisy raha tsy efa tany am Ratsiraka nitohy Ra-8 ka dia hita fa fomban-javatra izay tsy hita izay naharatsy azy.

Izay indrindra,mitovy daholo izay eo.Anjaran'i tgv indray izao no mampinany fatiny ny Malagasy
- Mpandroba TGV. Ary ny harena norobain'i Ra8 ankolaka sy mivantana teto rekany nga tsy mody nanapi-maso isika mianakavy. Ireo tanin'olona nobodoina, ny orin'asan'olona nakatona amin'ny tsy rariny, etc...

Anjarany tgv indray izao no manaraka io fomban'ny gasy io.Izany hoe :mitombo indray ny mahantra.
DJ no hitondra firenena. Ary Ra8 ange efa nitondra ronono tamin'ny bisikileta ireny kanefa azo inoana daholo ny zava-drehetra rehefa tonga amin'ny fotoanany

Samy ambany izany ,dia mitadiava olona manana expérience sy tena politicien,tsy mangalatra fitondrana.
TGVendrana, Terrorisme Gans Voyou. Ny TIM ireo ange ka betsaka no Arema, MFM, Afm namadika palitao dia lasa hoe Teo Ihany no Miverina e.

Ka tsy matotra ,ny akamaroany tgv koa anie ka TIM,AREMA namadika pataloha,fa tsy palitao
Capsat no mpandroba sy ny mpanao loham-boto etc. Fa naninona ny emmonat tamin'ny nampijaly sy nitifitra tsy jiolahim-boto. Naninona tamin'ireny 7 febroary ireny no tsy mpamono olona no sady ara-dalàna ny famonoana. Ny mahatsikaiky dia ny mpitondra nanome baiko nitifitra indray no "hitory ary hanao fanadihadiana manokana". Aiza ary nareo zany. Juge et partie. Sady maty ny fianakavianao no mbola ianao indray no higadra avy eo no didim-pitsarana mivoaka.

Izy no responsable voalohany????????Ireo nandefa azy niditra ny zone rouge.
FEHINY:Aza mba vendrana lalaoviny mpanao politika,fa raha azony ny toerany ;veloma ianao.
NY MAHANTRA mahantra ihany,ary ny MPANANA manana ihany.IZA no afaka HANOVA io????????????????TSY MISY,Vao maika mihabe ny mahantra,sahy migaranty an'izany aho
7. Oay ( 18/03/2009 09:44)
O ry Mirananirina a!
1°Tsy ny olona rehetrarehetra no lasa mpitondra fa voafetra ihany noho izany ohatra d tsy maintsy iray ny prézida d ny ambiny minisitra sy vahoaka entina noho izany tsy mitombina ny hoe vendrana ataon'ny mpanao politika kilalao ny tena vendrana d ny fiheverana fa hisy fiovana kanefa tsy misy ninn atao (na ady hevitra no atao (antenimiera entimbahoaka) na fidinana andalambe rehefa tsy misy mihaino any Frantsa any zao rahampitso d hihetsika ny mpiasa d mety hisy ny aratra na ny zavatra simba fa tsy maintsy atao ilay izy hanovana zavatra.
2° Ny hoe Mahantra sy Mpanana :"tsy misy afaka hilaza mihintsy hoe hofoanana ny Mpanankarena sy ny Mahantra fa ny zavatra mba tadiavina sy ezahina d ny hoe mba tsy hohita loatra ny elanelana eo @ mpanakarena sy ny mahantra mbola ohatra @ izany ny any Europe any raha samy eny andalana ohatra d tsy hitanao avy hatrany hoe an'iza io fiara io satria saika samy afaka mividy ny fiara izay tiany ny olona manana asa.
Mba jereo daholo ny tantaran'ireo firenena mandroso ireo fa nisy korontana foana noho izany ny mpitondra d lasa matahotra ka mba mihaino bebekoakoa ny vahoaka.
8. essera ( 18/03/2009 09:57)
Tsy tafita tany amin'i Miranirina ilay hafatra fa noraisiny tamin'ny akaiky kely.

Tsotra lé izy ry sé a :

Rehefa ianao no misioka dia voromanga fa rehefa ny olona dia vorondolo.
TIM io tsara sioka be io.

Maro an'isa loatra no tratran'ny "attaque TIKO" (fanagejana, antsojay, faneriterena, sy fanararaotana ary fanambakana sns), tamin'ny sehatra maro (ministera, seha-pihariana sy ara-toekarena saika efa ho 80%).

Ka tsy vendrana be akory izahay ka ho taritin'ny TGV fotsiny fa manana ny antony anay manokana izahay fa ny an'i Andry Rajoelina mpitarika fotsiny.

Amin'ny sisa ry zareo. Aza mahay vava be loatra, aza manevateva eny fa na dia ny olona hitanao fa tsy hahatohitra anao aza fa ny fiainana ange kodiaran-tsarety e.

9. Mirananirina ( 18/03/2009 10:14)
O ry Mirananirina a!
1°Tsy ny olona rehetrarehetra no lasa mpitondra fa voafetra ihany noho izany ohatra d tsy maintsy iray ny prézida d ny ambiny minisitra sy vahoaka entina noho izany tsy mitombina ny hoe vendrana ataon'ny mpanao politika kilalao ny tena vendrana d ny fiheverana fa hisy fiovana kanefa tsy misy ninn atao (na ady hevitra no atao (antenimiera entimbahoaka) na fidinana andalambe rehefa tsy misy mihaino any Frantsa any zao rahampitso d hihetsika ny mpiasa d mety hisy ny aratra na ny zavatra simba fa tsy maintsy atao ilay izy hanovana zavatra.

Iza moa no miteny fa misy président maro?
Izay lany taminy fifidianana ihany no izy?Iza anefa no niteny anao hoe FIDIO RA8 taloha???????????Izy no lany dia izay.
° Ny hoe Mahantra sy Mpanana :"tsy misy afaka hilaza mihintsy hoe hofoanana ny Mpanankarena sy ny Mahantra fa ny zavatra mba tadiavina sy ezahina d ny hoe mba tsy hohita loatra ny elanelana eo @ mpanakarena sy ny mahantra mbola ohatra @ izany ny any Europe any raha samy eny andalana ohatra d tsy hitanao avy hatrany hoe an'iza io fiara io satria saika samy afaka mividy ny fiara izay tiany ny olona manana asa.

KA IO NO ILAINY VAHOAKA; HANANA vola,asa HIHINANA fa tsy HAHANTRA lalandava.
Ka raha tsy mahavita io tgv dia TOERANA no ilainy.
Mba jereo daholo ny tantaran'ireo firenena mandroso ireo fa nisy korontana foana noho izany ny mpitondra d lasa matahotra ka mba mihaino bebekoakoa ny vahoaka

Tsy afaka hampitahana mihitsy ny VAZAHA sy ny GASY,
Migrevy isan'andro ny vazaha mitady vahaolana.
Taiza no nisy hoe iny fa handeha hanafika eny amin'ny MAISON BLANCHE dry OBAMA sy SARKOZY ny vahoaka?????????????????JAMAIS.Ary ny Gasy??????????????????
MITADY TOERANA FOTSINY
10. xxx ( 18/03/2009 10:14)
zay manko : marina ny anao ry Essera ! tsy hoe rhf tsy TIKO sy ny tariny d RATSY fa avelao hiasa ny mazoto sy nilaza fa hanome fiovàna ! d i TGV sy ny ekipa manohana azy zany miampy ny armée :lol:
Rhf tsy mety v tsy hitroatra indray ho ery @ 13mai :°)
11. Mirananirina ( 18/03/2009 10:21)
Tsy tafita tany amin'i Miranirina ilay hafatra fa noraisiny tamin'ny akaiky kely.

Ka namaly ny lazainao aho,
Rehefa ianao no misioka dia voromanga fa rehefa ny olona dia vorondolo.
TIM io tsara sioka be io.

tsy mandà izany aho.Taloha ny TIM io nisioka io,ary ankehitriny ny TGV io tsara sioka io.
Ka tsy vendrana be akory izahay ka ho taritin'ny TGV fotsiny fa manana ny antony anay manokana izahay fa ny an'i Andry Rajoelina mpitarika fotsiny

Ka ny mpitarika no mahazo seza fa tsy ianao?sa ianao no mety 1er ministre,na ministre?????Azo ny toerana baye baye my love
12. Oay ( 18/03/2009 10:40)
O ry Mirananirina a!
Ny demokrasia any amerika sy europe d efa anjato taonany fa miverena kely any @ nanombohana nametrahana izao fahalalahana hita any @ tandrefana any fa rà mandrika sy von'olona tsy ela akory no tiako hisarihana ny sainao fa 1963 JFK d maty nisy namono, Abraham Lincoln, ny guerre de sécession, 1968 tao frantsa, sy ny revolisiona frantsay sns...
Miteny indray ianao hoe ny Gasy tsy mitovy @ Vazaha valiny ianao no manaiky resy @ izany fa mba jereo daholo ny livre d'or ireny oniversité any frantsa ireny d hotsampanao fa maro ny Malagasy manampahaizana ary nivoaka sangany t@ ireny toerampianarana ireny fa ny olana d "Ny marina sy ny tena manampahaizana d mitavozavoza sy saro-tahotra ka ny mpangalatra sy ny mahasahy maty no mameno ny toerana"
13. essera ( 18/03/2009 11:28)
Hoy i Mirananirina
Ka ny mpitarika no mahazo seza fa tsy ianao?sa ianao no mety 1er ministre,na ministre?????Azo ny toerana baye baye my love

Tsotra ny zavatra tadiavina, tsy hitady ny sakafo rahampitso aho. Fa mba farafaharatsiny mihinana ara-dalàna.

Ity ange izao anontaniako anao tsotra e, raha tena tia tanindrazana Ra8, nahoana ny vidin'ny menaka no tao anatin'ny taona vitsy dia tena nidangana izay tsy izy. Tena ara-bakiteny ilay hoe "misaosy" satria misy menaka. Iza no mametraka ny prix, amin'izay mbola taxe 0%.

3 Frères, tsaroana. Bandy kely nivarotra lasopy sy goûter ho an'ny mpianatry ny Lycée Ampefiloha ireny no niandohany, dia nanita-kevitra nony nandeha nanao grossiste ary farany nanafatra menaka. Mora ny azy no menaka hitany ka dia namoronana dossier nidirany teny amponja.

Tandremo fa hay nadinina an'azy ireny ankitrio.

Ohatra io fa raha mahaliana anao dia azoko amoronana sujet iray mitondra ny lohateny hoe "Les victimes de l'empire Tiko Land". Minoa ahy ianao fa be no mbola hanao témoignage sy hanampy izay kely fantatro eo.

Ao vé ?
14. Mirananirina ( 18/03/2009 11:46)
o ry Oay a!tsy raharahantska izay anjato taonany any ,fa ny ankehitriny no banjinina.
Miteny indray ianao hoe ny Gasy tsy mitovy @ Vazaha valiny ianao no manaiky resy @ izany fa mba jereo daholo ny livre d'or ireny oniversité any frantsa ireny d hotsampanao fa maro ny Malagasy manampahaizana ary nivoaka sangany t@ ireny toerampianarana ireny fa ny olana d "Ny marina sy ny tena manampahaizana d mitavozavoza sy saro-tahotra ka ny mpangalatra sy ny mahasahy maty no mameno ny toerana"

Tsy niteny mihitsy aho hoe:tsy mahay ny gasy,azafady,tsy hanaratsy ny mpiray tanindrazana.
Fa ny tiako tenenina amin'io tsy mitovy io dia ity:ny fomba fisainana no tsy mitovy.
Ny vazaha raha misy ilainy sy tadiaviny dia migrevy,ary atao izay hahazoana valiny(misy ireo jiolahim-boto manararaotra "EMEUTES"io).Fa vita hatreo,tsy misy manongana fanjakana.
Ary ny gasy:zara aza misy an'io :hangalaranasy hahazoana fananana;izay tsy hanomezantiny azy ireo fa mafy ny fiainana.Dia nampirisihina izy ireo HANDROBA sy HIDITRA ny ZONE ROUGE(tsy fantany akory ary angamba ny dikany izany ,matoa izy niditra)
15. Mirananirina ( 18/03/2009 11:53)
Ity ange izao anontaniako anao tsotra e, raha tena tia tanindrazana Ra8, nahoana ny vidin'ny menaka no tao anatin'ny taona vitsy dia tena nidangana izay tsy izy. Tena ara-bakiteny ilay hoe "misaosy" satria misy menaka. Iza no mametraka ny prix, amin'izay mbola taxe 0%.

essera:tsy mbola nanatsara na nanaratsy andra8 anie aho e,betsaka koa ny zavatra tsy mety sy tsy tiako nataony.
Ka izay indrindra no tokony hatao izay mety fa tsy hanongana fanjakana ity no atao.
Raha arakao ny tantara dia valifaty ny an'i Andry tgv fa tsy fitiavana tanindrazana mihitsy.Izay no halako aminy,
16. majakely ( 18/03/2009 12:00)
Tian'i tenanay kokoa ny fijerin'i Mirananirina nohon'ny analyse ny sasany...Tsy tian'ny tenanay mantsy ilay hoe "valin'ny fingika=fingaka" satria tsy mampandroso ny firenena tompoko io toe-tsaina io...

"Mirananirina" ho présidente nay eee,sode mba DJ aki njy io ????...hehehhehehehhe...sa aona akiii???? :lol: hahahhahahha :twisted:
17. ravonjison ( 18/03/2009 14:11)
Miombonkevitra @ Mirananirina aho , saingy mbola ampiako kely ilay hevitra:

- efa hita hatrany ampiandohana no mahatonga an¨i Andry hanao fisainana jiolahimboto : na izy saribakoly, na misy disadisa eo aminy sy Ravalo.
Raha misy diasadisa eo @ izy roalahy dia tsy tokony hafangarony @ ny raharaham-pirenena izany, tokony ho ni-regler entre izy roa ilay izy fa tsy ny vahoaka no adalainy

- efa hita fa coup d' Etats ilay izy, dia mody sarontsaronana. Ny coup d' Etats matetika miverimberina ao Afrika, ary atao efa mahazatra. Tsy misy mihitsy anefa ny tombotsoa azo @ izany, ny olony maty, ny vahoaka miha-mahantra ihany

Averiko indray : fifidianana ihany no tokony ahazoana seza, fa ny fanonganam-panjakana dia tsy mamaha olana.Misy ohatra be dia be ao Afrika.
Tsy adala akory ny firenena mandroso izay mitandrina tanteraka mba tsy hampisy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6011