MANOMBOKA SAHADY NY HOE" HO HITAN'IALAHY TSARA ARY"

1. TEGEVE ( 18/03/2009 02:14)
anaka isany voaray an-keriny moa izany fitondrana,fa mody nolalorana demokrasia fotsiny,ka sahirana izahay ato @ foibe mizara andraikitra fa samy miady toerana daholo ry zalahy mpandroba (l) (l) .tantara mitohy
novalian'i xxx ny 18/03/2009 06:08
2. xxx ( 18/03/2009 02:32)
Io le akoukely notsipazana fotsim-bary faly hoe azoko le sezamihodina ,hantsoy prézida zah e! ,fa sahirana fa tonga @ zay ary mpampikarama ,maty aho TGVendrana
3. patrick2002 ( 18/03/2009 03:13)
TEGEVE:

anaka isany voaray an-keriny moa izany fitondrana,fa mody nolalorana demokrasia fotsiny,ka sahirana izahay ato @ foibe mizara andraikitra fa samy miady toerana daholo ry zalahy mpandroba (l) (l) .tantara mitohy


dadabe TEGEVE vita izay ny mission nampanaovina anao ,tato @ foibe fa mandehana amim'izay manao mission hafa nampanaovin'i TIM anao dia ny fizarana basy ho an'i TIM handeha hanankorontana sy handroba eran'i Madagasikara.
4. pikatti ( 18/03/2009 04:25)
Aleo leity dadabe TEGEVE hilaza ny zava-misy ao @ foibe ao fa elah ve mitady ny sezany é! Lery teny ampihandohana ary dia efa nikôzy fa sinemà dôly ireny mody hifanaraka ireny fa seza ihany no ady eo, ary tena marina zany raha dinihina, ary noterena hanao sonia daholo ny misakana tsy ahatongavany eo le seza marina, lazao anay ny manaraka dadabe TEGEVE a :-D :-D
5. xxx ( 18/03/2009 04:32)
Avohay eto daholy dadabe TEGEVE ny sekren'ireo ao @ foibe ao hampinananay azy tsara refa samy hanao loham-boto ihany klé :-D :-D :-D
6. kasimodo ( 18/03/2009 05:43)
TEGEVE ô; tsy aleo ve mangina am'zay eh!!!! Sefo ange efa K.O eh; @ fifidianana manaraka manarina sy mampihatra ny mahabe isa sa ahoana?
7. xxx ( 18/03/2009 06:08)
Mandrapahatonga le fifidianana alo de miomana hiantrana am-bava basy sy tery vay manta @ zay, indrindra ireo TIM ireo izany.
Zahay olon-tsotra mitazana sisa, i Ra8 no nantenaina nefa izy ity lâche, VOASARON'NY ONJA TANTERAKA DAGO, izay vao tena tolona le FIAINANA ary NY RATSY NO HANJAKA, BASY SY S NO MIKOZY eto!
Andraso fa efa eny an-dalàna zao Sophie, MIOMANA RY GASY!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0459