Fahasalamana

maya26 ( 08/08/2013 08:26)
Miarahaba antsik rehetra. Ra mba mis mahafantatra mpivarotra [i][u]huile de pepin de pamplemousse[/u][/i] re nareo tompok d mba ilazao aho f tena zavadehibe no ilako az noho n aretin amahazo ahy. Any ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:19
mauricette ( 04/08/2013 06:00)
Salama daholo tompoko, Mba mangataka torohevitra reto zah fa tsy haiko we nohon'ny harerahan'ny tanako mitendry ordi sy manjaitra ve ,fa lasa misy ozatra mivonto eo @ tanako eo @ le vanintaolona hand... tohiny
novalian'i Baovolah ny 18/09/2013 21:06
maya26 ( 02/08/2013 14:11)
Bjr daholo, Tsy haiko na misy efa tratran'ity aretina hafahafa ity ianareo, rehefa ririnina otran'izao d ts mahazaka hatsik n ratsatongotra d mivonto sy mangidihidy, rehefa voaterin'ny kiraro d marar... tohiny
novalian'i maya26 ny 09/09/2013 06:23
cherametam ( 30/07/2013 06:14)
inona no atao fa tsy mety mitazona Calcium mihitsy ny vatako!! efa nihinana fanafody maro, Calcium, Magne B6, miezaka misotro ronono matetika, mandeha an-tongotra, misotro rano , isaky ny lany ireo fa... tohiny
novalian'i Vaks ny 20/07/2019 08:15
Nehemiah ( 19/07/2013 08:32)
Raha ambony ny tosi-dranao dia tsy mba ianao irery no tratran'izay. Ny loza mitatao ho an'ny olona manana tosi-dra ambony dia ny fahatapahan'ny lalan-dra. Rehefa hanasitrana an'izay ny dokotera dia ma... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 09/09/2013 07:25
shannie ( 17/07/2013 21:48)
miarahaba antsika rehetra! inona kay no tena mahatonga ny palpitation ? tsy aiko fa isaky ny avy misakafo atoandro aho dia tena tia hatory be, tia ikipy ny masoko na dia 1minitra iany aza. vao manaki... tohiny
novalian'i endriny ny 24/07/2013 16:26
hadji ( 17/07/2013 15:55)
mba homeo vaha olana ry namana mety ho sitrana ve ny cancer eo @ nono aiza no mety misy mpitsabo mahay... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:22
endriny ( 09/07/2013 06:07)
Ny vary ohatra dia sady manimba nify no mankarary vavony ary manintsana sokay, toa izany koa ny mangahazo. Ny anapatsa na anatarika ohatra dia sady be sokay no be vitamina saingy vitsy ny Malagasy mi... tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/04/2015 16:51
miorasitraka ( 02/07/2013 18:39)
Salama daholo reto an! za dia zazavavy manambady, 26 taona, efa nanala zaza indrainmandé fa votery nasorina noho ny antony ara-pahasalamana,dia efa ho 7 volana zao no nitady zaza indray izahay fa ts... tohiny
novalian'i randria67 ny 17/07/2013 17:54
saho ( 27/06/2013 12:10)
Raha mandinika za dia mahatsapa fa be dia be ireo Malagasy maty Tanora a partir de 40 taona sy eo ho eo 60 taona eo Ny antony mahatonga izany dia ny mbola andalampandrosoana ny fitsaboana misy any Gas... tohiny
novalian'i bichette ny 21/08/2013 15:34
shannie ( 23/06/2013 05:57)
tsy nahazaka ilay fanafody nomen'dokotera fa mahery be ilay izy, dia asainy manao fibroscopie, mba misy afaka manazava ve oe aôna ny tena fandehan ilay fibroscopie? ilay dokotera mantsy kizitina be s... tohiny
novalian'i shannie ny 24/06/2013 11:06
voromailala ( 19/06/2013 10:34)
Hoy ilay Dokotera Kardiôlôgy Frantsay iray hoe ianao ihany no fanafody tsara indrindra amin'ny aretina mahazo anao. Ahoana ny hevitrao? Inty ny rohy manazava ilay boky nosoratany momba izany: [url=... tohiny
mrlova ( 16/06/2013 11:12)
Inona kay ry zareo no mahafaka ny mena amin'ny maso. Mena foana mantsy ny masoko.... tohiny
novalian'i Ratoa ny 08/09/2013 19:42
velah ( 13/06/2013 15:19)
Inona kay no mety mahafaka fofombava tena mahomby?... tohiny
tiavanafi ( 09/06/2013 10:21)
bjr dia misaotra sahady @ pamaly hafatra; fa maninona anga no mahatonga ny règlako tsary mba mandeha ara-pitaona mihintsy atraminizay fa tonga aloha be fona ? ... tohiny
novalian'i randria67 ny 26/08/2013 17:38
jobiely ( 29/05/2013 12:14)
Fa inona ry reto no mahatonga ny hoe ny silan- doha fotsiny no marary fa tsy ny loha rehetra an, eo ambony masoko ilany eo zao vao nifoha aho maraina no narary. Efa nihinanana doliprane fa mbola tsy a... tohiny
novalian'i endriny ny 09/07/2013 05:45
nikah ( 17/05/2013 08:32)
Hono hoah azafady mba saika hanotany zay mahalala,Azo atao v ny manao progesterone 500mg injectable sahady am 1er mois de grossesse?????Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i 5laody ny 21/05/2013 16:46
tsihaiko ( 14/04/2013 20:54)
vonjeo, mitady fanfody mba tena mahomby fa tena very hevitra tanteraka... tohiny
manirii ( 13/03/2013 20:45)
"Mpaniratsira ny DIVAY ary mpitabataba ny TOAKA, koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry (Ohabolana 20:1)"... tohiny
novalian'i 5laody ny 23/03/2013 12:23
manirii ( 13/03/2013 20:31)
" Mpaniratsira ny divay,ary mpitabataba ny toaka,koa izay miraikiraiky azon'izany dia tsy hendry. (Ohabolana 20: 1) "... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0651