Fahasalamana
ydifas
(
16/09/2011 05:21)
Miarahaba antsika rehetra,
Marary avy nodidiana, mitady maika rà sokajy 0- (0 Négatif).
Antsoy ny 033 12 178 07 na 032 49 689 92 (eto Madagasikara ilay marary, ao amin'ny HOMI Soavinandriana)
Misaot...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:32
Summer
(
14/09/2011 17:59)
Salama daholo,
za dia somary matavy. 1,62m a de 69kg.Ngezangeza ihany izany.Efa nanao regime aho nanao ilay 804 iny, fa de eo ihany fa avo aza lsa otrany mivoraka izany idray, nnao sport za isa-maran...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:07
gyau
(
12/09/2011 07:24)
inona kay ny fanafody "emoraida"
...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:48
karinah
(
09/09/2011 13:19)
Miarahaba ny namana rehetra,
manana olana aho, mikasika ny règles-ko izay nisy fotoana 6 mbolana tsy tonga, marihako fa tsy behevohoka za tamin'izay fotoana izay satria tsy nisy olona niaraka tamiko...
tohiny
novalian'i arialy ny 23/10/2011 09:02
miarana
(
03/09/2011 07:47)
la graine de sésame
- Riche en Vitamine A, B1, B2, B6, C, Calcium
- Oligo éléments, Magnesium, Potassium, Fer, Cuivre
- Aide mémoire
- Nutritif, Rajeunissant
- Equilibrant du système nerveux
- P...
tohiny
novalian'i miarinkery ny 03/07/2015 11:23
Rntsif
(
02/09/2011 12:46)
Slt! izaho mba mangataka toro-hevitra fa ny molotro dia somary marron natoraly nefa izaho tsy mifoaka sigara nefa mba tiako mba ho menamena kely marihina nefa fa izaho tsy tia mampiasa rouge à lèv...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:13
zandry01
(
01/09/2011 19:42)
Mila torohevitra avy aminareo namana isany; tsy mety misakafo ny zanako 3 taona, efa 2 volana izy zao no tsy nisakafo afa-tsy ronon-jaza lait de croissance, efa noentiko tany amin'ny dokotera izy, efa...
tohiny
novalian'i manampi67 ny 02/09/2011 13:26
NDINDY
(
23/08/2011 14:45)
INONA NY FANAFODY TENA MALAKY MAMPANIRY VOLO SOLA (NATUREL NA CHIMIQUE NA ZAVATRA HAFA...) ?...
tohiny
novalian'i ndysa ny 21/12/2018 12:00
guant
(
23/08/2011 07:34)
bonjour,
inona kay ry zareo ny fika amin'ny kambo-tenda
...
tohiny
novalian'i vale ny 05/09/2011 10:35
Rntsif
(
10/08/2011 10:13)
Slt !ahona kay ny fanalana rivotra anaty vavony raha mba misy mahalala . merci d'avance...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 18:54
Rntsif
(
10/08/2011 10:11)
Ahoana ry reto ny manala rivotra anaty vavony...
tohiny
NDINDY
(
09/08/2011 14:22)
ARAKA NY VOALAZA DIA MISY BROME NY MANDARINE. INONA NO FIANTRAIKANY BROME @ TOE-PAHASALAMAN'NY OLONA ( RATSY NA TSARA )...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 12/11/2011 00:07
jirosoamamy
(
03/08/2011 07:24)
Miahaba antsika namana rehetra.
Mitady toro-hevitra momba ny fanalàna ny hodim-potsy amin'ny tava.
Iza no mahalala,
Misaotra indrindra e;...
tohiny
novalian'i jirosoamamy ny 04/08/2011 08:42
mbola185
(
17/07/2011 06:09)
Salama daholo tompoko.
Io Tabaseky io dia karazan'aretina mpahazo ny olona any @ faritry betsimisaraka iny, aretin-koditra izy io, sady mangidihidy no marary indray2. Misy hitovizana @ micose ve iz i...
tohiny
novalian'i mmmhh ny 29/07/2011 06:12
guant
(
04/07/2011 11:25)
bjr!
mba misy afaka manazava ny phenomène spasophilie ve?
d inona ny antony? ny fitrangany ary ny vokany amin'ny fahasalamana sy ny fiaraha-monina
merci!
...
tohiny
novalian'i nameno ny 01/08/2011 13:17
rurik
(
25/06/2011 17:02)
Manahoana daholo!
saika mba hanotany kely anie azafady
sao mba misy olona na mahalala olona mivarotra fauteille roulant anie azafady e?
aty madagascar no itadiavako misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i naritsimba ny 28/06/2011 15:04
guant
(
21/06/2011 05:43)
bjr!
inona no tsara hanina raha te hanangeza vatana?
manao aona ra ireny proteine reny no hanina? d aona ny atao?
misaotra mialoha!...
tohiny
novalian'i mirananirina ny 23/06/2011 08:22
guant
(
14/06/2011 05:26)
misy fanafody hanina nga mapijanona ny fihitaran'ny volo sola azafady!
misaotra betsaka!...
tohiny
novalian'i annick ny 07/03/2014 01:28
nilex
(
08/06/2011 05:34)
Miarahaba antsika rehetra ny tenako,saika mba hanontany kely aho ho an'izay mahalala fa izao no olana.Iray volana teo izay dia somary misy marary ao amin'ny lohakiko gauche ao rehefa miforitra na mado...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 16/06/2011 18:21
guant
(
27/05/2011 09:19)
miarahaba!ono oa misy ifandraisany ve ny rapport sexuel sy ny aretina sinusite fa otran refa manao za nefa tsy matetika d otran mora mihitsika le aretina!
d inona no traitement atao amin'io sinusite i...
tohiny