Fahasalamana
niryna
(
24/04/2012 17:09)
Resaka rano no resahina eto,manampy ny fo,mety mahatonga ny olona ho voan'ny aretim-po tampoka ny tsy fahampian'ny rano ao anatiny ary zavatra maro ihany koa no vokatra azo amin'ny fisotroana rano.
...
tohiny
novalian'i BRIOCHE ny 10/10/2012 13:42
guant
(
30/03/2012 13:49)
manaona daolo,
mba atoroy fika amle proteine rapide am fanangezana vatana nefa ts lafo.
de mba atoroy fika amle fihinanana azy
misaotra anareo rehetra...
tohiny
novalian'i Ranyah ny 21/10/2012 21:08
miarana
(
21/03/2012 09:11)
Fa maninona kay no rehefa misy fianakaviko akaiky (zokiko, na vadin'ny zokiko, na olona ao an-trano) bevoka de izaho no ampijalian'ny areti-nify mila tsy ho zaka, indrindra ny alina. Ahoana no hialako...
tohiny
novalian'i bichette ny 19/04/2012 15:02
fiphie
(
21/03/2012 08:48)
Mila fanampina kely zah re olona fa ts'mety misakafo sy ts'dé minono firy ny zanako fa ts'fantatro miintsy oe maninona.Marihiko aloha fa efa tany @ pediatre zahay dé nomeny Tres-Orix, lany le fanafo...
tohiny
novalian'i fiphie ny 24/04/2012 21:51
niryna
(
10/03/2012 20:40)
Andao hanala sorisory kely indray isika: omeko anareo ny santionany dia avy eo ampiko fa ho antsika rehetra kosa no manampy izany.
Ny tokony atao sy ny tsy tokony atao mba hialana amin'ny firotorotoan...
tohiny
novalian'i niryna ny 24/03/2012 18:26
pomderenette
(
03/03/2012 09:48)
Izaho mitady psychologue eto Tana, sao mba misy afaka manoro azafady, dia raha mety dia aohatrinona ny honoraire?
misaotra mialoha ô!...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 14/03/2012 01:00
Ayris
(
29/02/2012 07:11)
Bonjour daolo!
Mba mila sosokevitra r'ireto azafady e!
Ankoatran'sport sy ny chirurgie esthetique,inona r'ireto no mba azo atao fa tena manana fesses plates za d mba tiako angezangezaina kely ilay iz...
tohiny
novalian'i Ayris ny 31/07/2012 07:03
pomderenette
(
06/02/2012 15:25)
inona ny fanafodin'ny nify madilo, efa avy tany @ dentiste, talohan'izay tsy nisy anizany fa rehefa avy any indray (herinandro aoriana) vao madilo.
@ herinandro aho vao nahazo RDV any, ka sao mba mis...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 12/02/2012 17:35
miavaka
(
24/01/2012 07:13)
misy Gynécologue ve ato fa misy olana ka mila fanampiana avy aminareo
misaotra inrindra ...
tohiny
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 06:27
fanour
(
23/12/2011 04:56)
Mampalahelo rey olona rehefa tsy manam-bola eto amin'ny Hopitalim-panjakana ah!!! Aiza ve ka olona efa hita marary zao dia andrasana @ taona vao2 vao afaka hodidiana satria hono ny Dokotera mbola hana...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 29/01/2012 16:37
guant
(
15/12/2011 08:45)
fanontaniana ho an'ireo efa nanana traikefa amin'ity raharaha ity:
aona ny atao ra tena hanangeza tena am sakafo!inona no produit ra misy ohatra proteine,na ankotrany de aona ny fomba fihinanan azy
mi...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 17/01/2012 19:00
made21
(
24/11/2011 14:55)
inona no aretina afakan'ny "MANDRAVASAROTRA"? Misaotra mialoheee!...
tohiny
novalian'i bichette ny 09/02/2012 08:07
Neal
(
22/11/2011 14:35)
inona ny foimba mahomby indrindra re te hiala sigara?...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 16:58
manitriniaina
(
19/11/2011 11:48)
Miarahaba antsika rehetra,
Mba mila toro-hevitra ny avy aminareo ny tenako. Nisy ho iray volana izay voan'ny donika ny "neveu" ako 3 taona any madagasikara. Efa vita vaksiny ara-dalana io zaza io. A...
tohiny
novalian'i manitriniaina ny 22/11/2011 21:59
made21
(
03/11/2011 15:12)
Miarahaba antsika rehetra eto ee!!
zaho saika hanontany fa misy namana voany cancer any anaty lava tsofina any! izy io t@ voalohany ny bouton de lasa nisy fery de @ farany lasa cancer.Amin'izao izy e...
tohiny
novalian'i kimna ny 01/02/2012 07:45
AndriambyII
(
28/10/2011 12:22)
Fantatro fa misy namana vitsivitsy niara-dàlana t@ Professeur Ratsimamanga tato @ serasera , (ohatra i soanja raha tsy diso aho ) .
Mba misy mahafantatra fanafody raokandro malagasy hiadiana @ areti...
tohiny
nilex
(
14/10/2011 08:59)
Miarahaba daholo.Mety misy olona afaka milazalaza momba ilay atao hoe trésor de mer ve ianareo.Biby ve izy io sa algue fa tena maro ny olona miompy azy ary misotro ny ranony.Tena mahasalama aloha ila...
tohiny
novalian'i shannie ny 09/10/2014 05:25
fahoria
(
06/10/2011 12:44)
Faly miarahaba anareo rehetra eto @ forum ny tenako,
HIresaka mikasika momba ny aretina fish odor syndrom aho, zai aretina tsisy fanasitranana nefa mahatonga ahy tsy handroso @ zay zavatra rehetra at...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/11/2015 23:28
Tendro
(
22/09/2011 11:18)
Miarahaba ny Namana rehetra eto,
Mba mila fanampiana avy aminareo aho, bevohoka 4 bolana aho izao, ao am Pavillion Sainte Fleur no misafo. Dr Fara no manara-maso ahy. Ny problème-ko, dia bdb no mit...
tohiny
novalian'i jesuisla ny 19/01/2012 16:54