cancer
![](https://avatar.serasera.org/d6c3f519e6216f297be357cea13e73f9.jpg)
1. made21
(
03/11/2011 15:12)
Miarahaba antsika rehetra eto ee!!
zaho saika hanontany fa misy namana voany cancer any anaty lava tsofina any! izy io t@ voalohany ny bouton de lasa nisy fery de @ farany lasa cancer.Amin'izao izy efa mitsabo @ fanafody vazaha ary ny stade efa second!inona re ny fanafody malagasy mba mety hiady @ le aretina na eo aza ny fanafody vazaha de mba tsara ihany koa ny any malagasy?izy kosa mbola tsy natao operation...misaotre.

novalian'i kimna ny 01/02/2012 07:45
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
2. vale
(
03/11/2011 15:43)
mampalahelo koa izany, tsy mahalala fanafody Malagasy aho, fa raha sendra mahafantatra dia lazaiko ianao, mahereza!
![](https://avatar.serasera.org/1821c8a94aaae2c96faf7da5de624ef3.jpg)
3. fahoria
(
04/11/2011 13:28)
Salama daholo,
Tsy dokotera aho fa nisy olona nahenoako oe misy ravinkazo atao oe " FATSIMBALA" zay mahasitrana cancer hono. Atao rano fisotro lé izy 3 verre/j eo tsy haiko oe ds combien d tps ny traitement fa dia nisy olona efa saika hatao chimio d nanandrana an io pdt qlq mois dia tsy natao ndrai hono. Mi se renseigner-va @ mpivaronkazo reny, fa fanafodinjavtr hafa io aloha fa oe mahasitrana cancer koa hono.
Mirary faherezana ho an ny namanao!

made21:
Miarahaba antsika rehetra eto ee!!
zaho saika hanontany fa misy namana voany cancer any anaty lava tsofina any! izy io t@ voalohany ny bouton de lasa nisy fery de @ farany lasa cancer.Amin'izao izy efa mitsabo @ fanafody vazaha ary ny stade efa second!inona re ny fanafody malagasy mba mety hiady @ le aretina na eo aza ny fanafody vazaha de mba tsara ihany koa ny any malagasy?izy kosa mbola tsy natao operation...misaotre.
![](https://avatar.serasera.org/28a9850f8880f7911551e07c0b7a4383.jpg)
5. manampi67
(
09/11/2011 19:13)
Bonjour,
Ny cancer ORL dia "cancer très rares" et assez compliquer, na aty an-dafy aza tena spécialiste no miandraikitra ny fandidiana an'io.
ohatra ny cancer-na sinus dia matetika ny olona mpandrafitra matetika amin'ny vovon-kazo no tratrany = cancer très rares aussi.
Ny tena grave dia ny cancer du nerf acoustique satria mety ho lasa jamba ilay olona.
Raha ohatra Cholesteatome = bout de l’épiderme qui pousse à l’intérieur de l'oreille = tsy cancer nefa mety ho lasa cancer, indraindray miverimberina ary mila arahina maso, nefa mety ho sitrana koa.
Cancer cartilage, des os de l'oreille.
Tena cancer ve sa choléstéatome ?
Mirary fankaherezana ho an'ny namanao aho, any anaty sofina tsy dia tsara ampidirana zavatra loatra.

6. made21
(
10/11/2011 10:13)
tsisy fisaorana re! le izy koa tsy mba fantatro marina nifandehany fa teneniny fotsiny hoe fa miverimberina le izy...de ataony ry zareo hoe cancer...misaotree!
![](https://avatar.serasera.org/28a9850f8880f7911551e07c0b7a4383.jpg)
7. manampi67
(
10/11/2011 11:13)
Matetika ny cancer ORL, ou autres dia manomboka amin'ny "saignement".
Pour détecter un cancer ORL, beaucoup des examens à faire, prélèvement, etc......

![](https://avatar.serasera.org/1a08c859899ffdb654cf946b38b7dadc.jpg)
8. jesuisla
(
17/01/2012 18:26)
misy hery maro-karazany mifanintona eto antany. Lay pasteur mpay fahagagana no nilaza fa nisy sida hono izy.Sitrana, ary mbola velona. Dernière solution, manatona mpivavaka, d asaivo manao sacrifice @ fifadinkanina lay marary. betsaka ny aretina mety afaky ny fifadinkanina
![](https://avatar.serasera.org/d6c3f519e6216f297be357cea13e73f9.jpg)
9. made21
(
19/01/2012 10:22)
misaotra @ le torovehitra jesuisla! hitako fa tena marina zay teneninao..jesosy kristy namelona ny maty aza,ary nanao fahagagana maro vo mainka zavatra kely ty ve de tsy hohainy..fa mila tokoa mifady hanina ary manolo tena tokoa eo anatrehany...misaotreee...
![](https://avatar.serasera.org/c696402bb7dd2c8e0de21f8c3f693642.jpg)
10. kimna
(
30/01/2012 11:54)
Tsy haiko raha efa nanaona ilay marary fa zà zao vao membre eto ka mba mizara izay fantatro aho sao d mahasoa anao. Misy mpiandry manana fanomezam-pahasoavana izay ao Antsirabe ao, maro ny efa sitrana ary tena tsy mampino, dokotera no fiantson ny olona azy rehefa mankao aminy, tsy mihinana n'inona n'inona rehefa raisiny, ny lohan-tanana no horiny, d tsy mametra @vola izy fa izay foy, saingy somary milahatra ny mankao aminy an. Mankanesa any fa nisy olona voan ny cancer teo @maso, efa naita fahatsarana @zao.
Izay fa mirary soa.
Izay fa mirary soa.
![](https://avatar.serasera.org/1a08c859899ffdb654cf946b38b7dadc.jpg)
12. jesuisla
(
31/01/2012 17:28)
ahoana ny fomba ahitana azy fa tsy mazava? Iza no anarany, aiza no aleha rehefa tonga ao atsirabe?
![](https://avatar.serasera.org/c696402bb7dd2c8e0de21f8c3f693642.jpg)
13. kimna
(
01/02/2012 07:45)
Rehefa tonga ao antsirabe d mankanesa ao Ambavahady mangatsiaka ka rehefa tonga eo @Manoro Hotel d mnanontania olona oe aiza ikay rangahy mpanotra @lohan-tanana fa tsy misy tsy mahalala azy ao.