Fahasalamana

voromailala ( 03/02/2014 09:25)
Inty misy oronantsary fampiseho fijery iray momba ny fahasalamana. [url=http://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=6Zt0dCQ9NSI]on est ce qu'on mange[/url] ... tohiny
usherrr22 ( 07/01/2014 04:57)
bjr daholo mba mila fanampina reto a. za misy hemoroida kely de inona no tokon ataok akotran manantona dokotera.... tohiny
novalian'i faed16 ny 30/06/2016 07:03
voromailala ( 20/12/2013 14:59)
Salama daholo Inty misy Kdo de Noel hoantsika rehetra mpisera eto. Famintinana an'i boky [url=http://www.amazon.fr/gp/product/2501089391/ref=as_li_qf_sp_asin_tl?ie=UTF8&camp=1642&creative=6746&creati... tohiny
Maranatha ( 25/11/2013 11:46)
Miarahaba antsika rehetra. Misy namana voan'io aretina Kyste pilonidal io mba mitady vahaolana amin-tsika sao misy mahita soson-kevitra mba homena azy Toy izao amin'ny sary izao izany https://www.goog... tohiny
novalian'i Ratoa ny 06/05/2015 13:45
voromailala ( 22/11/2013 09:41)
Salama daholo inty misy rohy ahitanao oronantsary fampisehoana nataon'i Dokotera amerikana Brian Clement izay talehan'ny [url=http://www.hippocratesinst.org/]Hippocrates Health Institute[/url] ahafa... tohiny
voromailala ( 12/11/2013 14:34)
Nisy oronantsary izay nivoaka tamin'ny cinéma teto Frantsa ny 16 oktobra lasa teo, mitondra ny lohateny hoe [url=http://www.allocine.fr/film/fichefilm_gen_cfilm=184664.html]La santé dans l’assiett... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:13
takona ( 12/11/2013 13:48)
Mila fanampiana avy aminareo aho ,toy izao ny olana . 7 taona izao ny zanako ,sarom-piterahana aho taminy, nosintonina t@ ventouse izy avy eo koa elaela vao nitomany ,normale tsara izy fa ny olana dia... tohiny
novalian'i MITIA7 ny 06/08/2015 11:04
fafanyaina ( 12/11/2013 07:02)
Ndao mba hifampizara, ato ny momba izay ho reny amin'ny 2014.... tohiny
novalian'i booboo ny 15/11/2013 10:03
zozou ( 28/10/2013 08:47)
manaona daholo! aiza ry zareo no misy toeram-piterahana azo antoka eto antananarivo: mandray marary tsara mitsabo ara dalana fa ts le mamilafila sy mikitakita reny de calme sy madio de zay mba heveri... tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 21/11/2013 07:13
velah ( 17/10/2013 14:25)
Miarahaba antsika namana rehetre indray e. mba atoroy ze mahay fomba fampienana kibo fa be kibo za ka refa misotro rano be de vao maika mitombo nefa ts maits misotro rano. de mirary soa ho antsika reh... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:16
voromailala ( 25/09/2013 12:24)
Salama daholo Misy tranonkala ity ahafahana manamarina raha mahasalama na tsia ilay sakafo hohaninao. Misy kinova finday ihany koa izy io. Olona manana traikefa amin'ny resaka sakafo sy fahasalamana ... tohiny
shala ( 21/09/2013 05:18)
salut!dhlo e!mb mila fanapina ret f tn sairan mits @ti ts ampy metatr ti ka sao mb mis azonareo anapina azafad. za sipa22ans nf d tn foy loatr ni ol rht mten f diso foy,z nf mb mis endrik ian f i... tohiny
novalian'i vale ny 13/10/2013 12:25
Ulrich10 ( 15/09/2013 08:04)
Varotra fanafody, azo antoka (générique ou spécialité), moramora kokoa. afaka manao commande ihany ku. Alefaso ny hafatrao.... tohiny
shannie ( 11/09/2013 03:37)
miarahaba antsika rehetra! za re mba mila fanampina an, mijaly mintsy fa rehefa matory za dia mampiady nify, lasa simba mintsy ny nifiko, tanatin iray volana zay in-3 namboarina ny nify iray. nefa dia... tohiny
novalian'i shannie ny 11/10/2013 18:00
olivar66 ( 01/09/2013 09:23)
Miarahaba antsika rehetra, Nanao vankasy tany Madagascar zà, 3 taona lasa izay: Nijanona 3 andro tao Tamatave izahay, avy eo nijanona 10 andro tany Sainte Marie. Niverita tao Antananarivo izahay, nij... tohiny
novalian'i rytantely ny 25/03/2023 07:47
jomalala ( 28/08/2013 05:45)
manaona daolo,saika mb anotany ry retooe efa misy Dr manao anireny mère porteuse eny v etoamitsika ?ten mb mila valiny maika reto fatena mila fanampiana,misaotra betsaka... tohiny
novalian'i ora ny 27/05/2014 12:20
voromailala ( 23/08/2013 13:48)
Ohatra iray mivaingana mampiseho fa manena ny hery sy ny hozatra ny fisian'ny Wifi ao antrano. Andramo anie e: ny tananao iray hapetrao eo amin'ny [b]box Wifi[/b], na[b] routeur wifi[/b] dia henjano ... tohiny
shannie ( 22/08/2013 18:03)
miarahaba oh! inona oa no mba fanalàna ireny mony ireny eh! miezaka iany misotro rano be sns.. nefa indraindray dia misy mony be maharary eo @ tarehy. sady eny @ tena ita maso be eny izy no mipetraka... tohiny
novalian'i tanora14 ny 28/10/2014 17:47
bichette ( 12/08/2013 07:18)
Misy amintsika ve mahalala olona gasy daltonien ? ao madagasikara ? dia ahoana ny fandraisana azy ireo , any ampianarana sns ? connu ve io anomalie io ? ... tohiny
novalian'i bichette ny 21/08/2013 15:28
maya26 ( 08/08/2013 08:26)
Miarahaba antsik rehetra. Ra mba mis mahafantatra mpivarotra [i][u]huile de pepin de pamplemousse[/u][/i] re nareo tompok d mba ilazao aho f tena zavadehibe no ilako az noho n aretin amahazo ahy. Any ... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 13/04/2015 17:19
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5932