Fahasalamana

guant ( 13/02/2013 08:19)
bjr, Hono oa azafady,midina ao am tendako ao ny rehoka.Aona ny fanalana azy fa miraikitra ao ts mety miala ho azy, indrindra rehefa mandry enao!torohevitra ankoatran'ny fanafody amin'ny pharmacie no ... suite
répondu par Maranatha le 22/04/2013 05:18
AndriambyII ( 12/02/2013 23:47)
Araka ny fahafantarako ny aretina atao hoe surcharge cellulaire sanguine , vokatry ny sakafo hanina mandavan-taona dia misy depôt microbiobacterologique tsy maintsy evacuer-na @ tenan' olombelona ! A... suite
répondu par AndriambyII le 12/02/2013 23:52
danzillon ( 11/02/2013 17:34)
fanafody tena mampidina ny siramamy mihaotra noho ireo efa mahazatra.Averina ny volanao raha tsy midina ny glycémie-nao.>bioformada.blog4ever.com... suite
lazaroa ( 08/02/2013 07:03)
Azo fantarina eto ve hoe inona daholo ireo fanafody tokony ho hita ao amin'ny tokatrano iray misy zaza. iany ireo fanafody tsy maintsy ilaina. misaotra e!... suite
répondu par sipagasy le 09/02/2013 20:09
guant ( 10/01/2013 10:50)
Mba misy afaka manazava ny antony( ara-tsiantifika) mahatonga ireo tsy azo ampiarahana hanina ? fa mahafaty hono!... suite
répondu par pulm le 15/03/2013 13:51
fifalinax ( 18/12/2012 12:54)
mba mangataka torohevitra ry reto a! misy tasy ny tareako!taiparasy ny tena marina d in kay n atao analana azy?tena manaratsy endrika be mitsy! msotra... suite
répondu par ikalamiry le 26/09/2013 12:58
tinah54 ( 18/12/2012 12:11)
slt dôl mb mil conseil kel ry reto a ny hernie v ts maints didiana vao afaka f ny zanako mants ref mitoman na mikohak d mis mivonto eo akaikin sexe-ny?... suite
répondu par athenah21 le 08/01/2013 13:08
AMIG0 ( 13/12/2012 18:44)
Marary ny vavoniko 7 andro be izao, efa nade dokotera ihany fa mbola marary. Mba hampio kely inona no azoko hatao?... suite
répondu par AMIG0 le 02/01/2013 19:20
fiphie ( 07/12/2012 14:21)
Slt ! Ny zanako vavy kely ry treto 19 mois tsy mety milalao kilalaom- behivavy reny miintsy fa dé kilalaona bandy kely reny ihany no tiany. Ataoko fanahy iniana mihintsy ividianako saribakoly sy dine... suite
répondu par Ratoa le 14/12/2012 22:24
tinah54 ( 23/11/2012 07:50)
salam daolo za ry reto tsy te hanao fanabeazn aizan f misy tension d le manisa andro n tiko atao de ze mb mahalala le tena efficace de mb teneno... suite
voly ( 15/11/2012 09:39)
slt , inona met manafaka ny zazakely 5 mois tsetsina fona n orony d avy lasa mikoaka mis reoaka f makamo b ilay fanafody lava merci... suite
répondu par athenah21 le 07/01/2013 13:46
tiavanafi ( 08/11/2012 13:35)
miarahaba ny namana rehetra saika mba itady hevitra kely re raha misy manana anampina anay fa mba te ananjanaka mafy mihintsy fa dia mbola tsy mety mahazo é ! za zao 25 taona telo taona niraisako tr... suite
répondu par fiphie le 07/12/2012 14:04
hery ( 06/10/2012 13:03)
Efa henonareo ihany angamba fa misy ankizy kely herintaona sy tapany marary nanaovana antso avo hifanampiana. Amin'izao fotoana izao dia mila rà maika indray ilay zaza koa manentana antsika izay afak... suite
répondu par hery le 10/10/2012 12:10
Kakely ( 27/09/2012 04:37)
Salama dahl, te hositran amn' aretim-bavony zaho de nataoko ilay saribao kininia, natahotra indray nefa za sao de hisy fiatraikany amin zaza ato ankiboko, zaho mako bevohoka. Mety hisy ifandraisany ve... suite
répondu par arialy le 13/11/2012 10:42
Maranatha ( 11/09/2012 07:45)
Misy karazany maro no mety hahatonaga ny aretim-bavony fa ireto misy karazany roa miaraka amin'ny tokony hatao. Raha misy rivotra ny vavony: Mety mitongilana ilay vavony dia izay no mahatonaga ny riv... suite
répondu par manitrandry le 26/06/2020 17:13
tsysalama ( 22/08/2012 14:04)
Azao dia tovolahy 20 taona, mpanao masturbation fona nef mbola ts nanao firaisana ara nofo mints, efa ela iany no nanaovako an'io zvt noteneniko teo aloha io, zao anef d ts aiko fa mangidihidy b fona ... suite
répondu par arialy le 13/11/2012 10:47
VVSihany ( 17/06/2012 12:44)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef... suite
répondu par kiriah le 09/07/2012 11:55
Ninih80 ( 07/06/2012 06:47)
miarahaba antsik rht ! saik mba anontany hoe inona ny sakafo mampiakatra tension aingana ! misaotr mialoha !! ... suite
répondu par Jessimi le 01/10/2013 12:29
fiphie ( 24/04/2012 22:03)
Sao mba misy mahalala allergologue sy dermatologue kay isika namana eto azfd !?... suite
niryna ( 24/04/2012 17:09)
Resaka rano no resahina eto,manampy ny fo,mety mahatonga ny olona ho voan'ny aretim-po tampoka ny tsy fahampian'ny rano ao anatiny ary zavatra maro ihany koa no vokatra azo amin'ny fisotroana rano. ... suite
répondu par BRIOCHE le 10/10/2012 13:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1123