Fahasalamana

ravals ( 16/05/2011 06:33)
Slt daolo sao mba misy mahalala tokony atao na fotsaboana jambe lourde,efa leo mihinana fanafody vazaha nefa za Merci... tohiny
novalian'i ravals ny 27/06/2011 11:38
ravals ( 16/05/2011 06:30)
Slt daolo Sao d mba misy afaka mahafantatra ny tokony atao na fitsaboana momba ny jambe lourde Mankasitraka sahady ho an zay mamaly e... tohiny
guant ( 12/05/2011 14:20)
inona no fanafody maha ngeza rapide azafady! ... tohiny
novalian'i fafa75 ny 13/05/2011 20:04
guant ( 05/05/2011 15:57)
aona ny atao ny atao am olona voan'ny alzheimer(84 ans) mba tsy hifohafoha fona am alina!zady tsy mahatazona pipi! ... tohiny
novalian'i guant ny 25/07/2011 07:20
arialy ( 19/04/2011 11:58)
miarahaba ny rehetra indray hono hoa misy aminareo ve no efa nisy hagadrano? fa tena manirikiry ahy lay izy, tsy haiko fa toa nisy hagadrano tampoka izany ny lohako, mangihidihidy be tsy laitra, nohev... tohiny
novalian'i soanja ny 10/05/2011 01:28
blou ( 04/04/2011 13:36)
Miarahaba antsika rehetra, Mb saika hila fanampiana na fijorona vavolombelona avy aminareo zay manana havana na zanaka, manana an io cas io, "hypothyroidie" na ko mafantatra Dr specialiste momba an i... tohiny
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:37
soanja ( 04/04/2011 02:44)
Hono hoy aho sao misy mahalala inona avy ny fikambanana na toerana mampianatra momban'ny fanabeazana aizana ao Madagasikara? Ireto misy fanontaniana vitsivitsy tiako azahoana valiny raha mety. 1-I... tohiny
novalian'i soanja ny 07/05/2011 04:39
kamongo ( 10/03/2011 15:42)
Samala, Saika mba hanonontany aho oe mamparary v ny misotro rano @ robinet any france. Misaotra mialoha @ valiny. Bises daôly. a+... tohiny
novalian'i bichette ny 09/05/2011 15:36
vale ( 08/03/2011 16:18)
Bjr dhl, mba saika hanontany ange sodé mba misy mahalala coupe faim, natoraly nareo namana ato?! za tsy te hangataka any @ dokotera fa na ilay "mediator" nalaza be iry aza moa izao lasa niteraka res... tohiny
novalian'i cyril ny 22/03/2011 09:37
NDINDY ( 05/03/2011 08:10)
INONA NO FANAFODY TENA MAHOMBY SY TSY LAFO LOATRA @ ZAZA MIPIPY AMPANDRIANA ?... tohiny
novalian'i guant ny 05/05/2011 13:30
arialy ( 21/02/2011 11:25)
Ony hoaho iza izay mba mahalala fanafody aretin'aty mahomby, fa tena manana olana aho amin'izao é. misaotra mialoha an ... tohiny
novalian'i Zetibe ny 06/08/2016 14:30
zouzou ( 19/02/2011 11:17)
zouzou - 19/02/2011 12:14 manao ahoana daholo, saika mba hanotany aho hoe aiza, iza no hafaka hanoro hevitra ahy. Mitady fomba fanaovana didi-poitra eto amin'ny région parisienne mba tsy handoavam-... tohiny
novalian'i arialy ny 24/02/2011 09:03
kamongo ( 16/02/2011 15:59)
Misy zavatra tena mahagaga, misy namako zai tena madio ary mampiasa produit koa nef dia mbol maimbo helika fôna. Inona no torohevitra ho azy?... tohiny
novalian'i Ratoa ny 25/03/2011 20:10
Summer ( 15/02/2011 06:49)
salama daholo, Izaho dia olona tia mihira.Nampandihy mihitsy ary aho teo aloha fa nijanona t@ 2005.T@ mois de mai teo aho nifindra taty diego de nanomboka teo a lasa marary tenda lava asa maninona, di... tohiny
novalian'i niryna ny 08/03/2011 21:10
bunny ( 01/02/2011 16:11)
mety efa niseho teto ngambany ity resaka ity fa haveriko ihany, inona no fanafody na menaka fanasorana tasy am tarehy sy tanana, mba nampiasa mpadio sy mpandalao fa toa tsisy fekaitrany e dia mitady ... tohiny
novalian'i Brune ny 11/09/2011 15:23
arialy ( 10/01/2011 18:02)
Fanampiana namana manana reny tsy salama mitady trano na studio ahofa mandritry ny 1 na 3volana ao andranomadio antsirabe raha misy mahita. Isaorako mialoha... tohiny
YDIFAS ( 15/12/2010 11:28)
Bonjour, Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie... tohiny
vonynive ( 24/11/2010 06:10)
miarahaba antsika, toa tsy dia voateny loatra eto Mkara ny fikarakarana sy fitsaboana (soin-traitement) saina; fa izaho mahita hoe ilain'ny Malagasy izy io satria tsy vitsy ireo tsy salama saina (tsy ... tohiny
novalian'i vonynive ny 16/02/2011 06:51
bichette ( 22/11/2010 15:03)
lasa ny eritreritro manontany tena hoe inona marina ny farehitra ? ravin'inona ary inona no anarany amin'ny teny vahiny ? ... tohiny
novalian'i vonynive ny 24/11/2010 06:55
AndriambyII ( 06/11/2010 22:16)
Asa na efa nisy nanasa maso isika , famoahana ny voamaso tanteraka @ toerany ary fanadiovana ireo loto tafiditra ao anaty grotte occulaire .Ny effet secondaire ny fanaovana izany no tsara ho fantarina... tohiny
novalian'i niryna ny 21/01/2011 17:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1363