Fahasalamana

ANARIM ( 25/01/2010 11:39)
inona no tokony ataoko??? efa manify volo de nature izahay telo vavy zanak'i dada sy neny!!! tamin'ny nampinono ny zanako mianadahy aho toa tsy mba niongotra volo izany, nefa izany no henoko hoe mampi... tohiny
novalian'i Ratoa ny 10/02/2010 00:32
mimi ( 09/01/2010 08:16)
Resaka VOTSY no mba hametrahako fanontaniana eto hoe : Inona no mahatonga ireny votsy ireny dia inona no hitsaboana azy ? Fa efa tany amin'ny dokotera aho dia nodorany nefa hoatran'ny tsy hitako ny fi... tohiny
novalian'i sten-ryan ny 30/12/2013 09:50
jarifa ( 29/12/2009 09:18)
Aty Abu-dhabi za no mipetraka ary miara miaina amin'ireto Arabo ireto ary tena ratsy saina mihintsy r'ilay maty. sady naheno za fa hoe hisy koa ny recrutement ao Dago andeha aty Arabic tonga dia ma... tohiny
novalian'i jarifa ny 04/02/2010 04:59
mmmhh ( 16/12/2009 07:03)
\"rehefa tsy faly de mibontsina\" Ity vao tena we mibontsina ara-bakiteny, Nanao traitement ana allergie zah, nanao allergique be, efa ho tapa-bolana tsy nety afaka, ny hany herin\'ny dokotera de... tohiny
novalian'i jarifa ny 06/01/2010 04:47
Rakotofaly ( 08/12/2009 07:32)
Manahoana daholo ny mpiserasera rehetra, Hono a! mba saika hanontany sy hila hevitra aho, izaho dia constipé matetitetika (indraindray 4 jours vao misy kanefa mbola kely fotsiny ihany sady mijaly n... tohiny
novalian'i Ratoa ny 16/12/2009 15:36
bazylou ( 04/12/2009 19:14)
na vaksiny h1n1 hono no mba an'ny madg, de ahoana , atao atsapaka izany ny vaksiny sa 1 androa , ohatrany mividy siramamy tapany sy menaka 1000 fmg, :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2010 10:57
tinalove ( 02/12/2009 09:06)
Mba mila vonjy fa tena voan'ny aphte matetika miintsy izaho sy ny zanako.Efa nanandrana fanafody candid, sy ny sasana @ karbonetra fa tsy afaka fa miverina foana.... tohiny
novalian'i xxx ny 14/02/2010 21:35
arialy ( 24/11/2009 07:04)
ony oà ry ireto mba amevo astuces oe am resaka bain d'huile sy ny produits tsara fa ny voloko lasa maina be izany, manana après shampoing petit marseillais au beurre de karité et au miel , taloha ... tohiny
novalian'i arialy ny 04/12/2009 08:50
xxx ( 11/11/2009 05:38)
inona no mahatonga le mivoka (mikaka) de marary le mamoaka azy na tsy mafy be ary le kka? Sady mande rà , za anefa efa miezaka ny mihinana fruit sy misotro rano b . De mataotra fona za refa mikapa ... tohiny
novalian'i sitlo ny 29/11/2009 20:50
jarifa ( 11/11/2009 05:26)
Manahoana daholo iananareo Marina fa tena ratsy ny Toaka sy sigara nefa ho an'izay efa tafiditra dia sarotra aminy ny miala @ azy io. toro hevitra ny ahy fa mba andramo Raha manana Mandehana mivoa... tohiny
anhyams ( 10/11/2009 06:02)
Manahona nareo?!!!!! za ry r'reto mba toroy hevitra fa tiko hihena ny kiboko a!!!! vao avy niteraka za de efa nanao gaine fona fa tsy misy fihovana mitsy, nefa manimba be ny vatako lay be kibo. Miand... tohiny
novalian'i booboo ny 02/12/2009 19:25
niryna ( 02/11/2009 04:59)
Mba misy afaka anazava ahy ve nareo mikasika ireo fiteny hoe zaza soso-koditra sy zaza voaloboka? Misy mantsy ny aretina mety mahazo ny vehivavy ary mety hoe eritreretiny fa bevohoka izy kanefa dia ... tohiny
novalian'i tiavanafi ny 20/11/2012 14:34
vvgasy ( 26/10/2009 05:51)
mety mbola afaka mitoejaza ve aoriany nanesorana fibrome, misy manko olona miteny fa impossible hono, dokotera nefa miteny fa possible. Mba misy olona fantatrareo ve nodidina fibrome nefa mbola nitera... tohiny
novalian'i jarifa ny 11/11/2009 05:41
rtcflora ( 20/10/2009 17:53)
za vo teraka herinandro de manasa lamba sy mahandro sakafo, mamafa trano marina ve fa misy fiatrakany le miasa sahady fa tokony ho ray(1) moi hono . le piaramonina mamendrofendro manko no miteny an... tohiny
mmmhh ( 20/10/2009 11:51)
Miarahaba o, Misy olona akaiky be n'ny fianakaviana voan'ny cancer de la gorge, (efa confirmer), de nilaza ilay dokotera nandidy we, ny cancer @ tenda hono azo sitranina fa somary lafolafo ny fanafod... tohiny
novalian'i niryna ny 27/10/2009 05:11
arialy ( 19/10/2009 15:12)
ony oà ry ireto , iza aminareo izay efa naharary vavony , na efa nahalala olona voan'izany? inona ny vahaolana azo raisina amin'izany? sns... misaotra :) ... tohiny
novalian'i arialy ny 22/10/2009 13:53
roxanaha ( 16/10/2009 19:39)
Misy ny hoe gynécologue accoucheur dia misy ny gynécologue obstétricien. Samy gynéco aloha zareo, le accoucheur azoko ihany hoe mpampiteraka fa lay obstétricien no tsy azoko. Inona no mampiavaka... tohiny
Ratoa ( 30/09/2009 17:39)
Ahoana no fanalàna na fiadiana amin'ny kankana atao hoe kakan-pisaka? Izy dia manadady ao ambany hoditra ao. Misy dessin miolokolika eto ielany sady mangidihidy be. I Taomasina sy ny morontsiraka man... tohiny
lako ( 30/09/2009 10:43)
Tena sahirana mitsy @ tension ko satria misy tension 17/14 za zay refa vizana na tsy ampy torimaso!!de nande tany @ Dr za de tonga de nomeny captopril!! Nefa na le Dr aza niteny fa tsy te hanome anà... tohiny
novalian'i lako ny 12/10/2009 10:14
arialy ( 29/09/2009 04:28)
saliii daolo e hono oa ze mahalala , mampiakatra tension ve ny raisin fa tsapako fa in 2 zay za no nihinana raisin de nitovy ny zavatra nahazo ana otry ny lasa henjana ny nuque, vizana hafahafa iza... tohiny
novalian'i arialy ny 19/10/2009 15:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2624