hepatite B

1. xxx ( 26/01/2010 20:13)
betsaka hono ny gasy no voan'ny hepatite B!nefa ny ankamaroany toa tsy mbola nanao dépistage! ka sao mba misy dokotera gasy afaka manazava be2 kokoa ny signe n'io aretina io!sy mety miafara @ inona raha tsy mitsabo tena?
novalian'i farihy ny 27/01/2010 18:59
2. ANARIM ( 27/01/2010 08:19)
ny zanako mianadahy natao vaccin hepatite B tam 0 à 3 mois!!!
3. farihy ( 27/01/2010 18:59)
Izaho koa efa vita vakisiny @ io efa t@ 10 taona lasa! milamina avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.525