mandeha rà refa....

1. xxx ( 11/11/2009 05:38)
inona no mahatonga le mivoka (mikaka) de marary le mamoaka azy na tsy mafy be ary le kka?
Sady mande rà , za anefa efa miezaka ny mihinana fruit sy misotro rano b .
De mataotra fona za refa mikapa ,androany zao tena itako nisy ra b sad marary le vavavodk (azafady am le detail )
Tsy haiko na efa nisy kika mitsy ngamba ny vavavodk de isaky ny ze ivoka d otrizany fona.Aretina v zany sa innn svp?
Anantona doc ve mou tsy atao fa alohan zany a dia mba manontany anareo za ra efa nisy tratra otrahy.
Mba Mivavaha ho ahy .
novalian'i sitlo ny 29/11/2009 20:50
2. jarifa ( 11/11/2009 05:43)
sao dia mihinana sakay be loatra ianao?
3. xxx ( 11/11/2009 07:38)
an an vo nanomboka io de tsy nasah ninana sakay za , ra minana manko de vo may mamay b , de tsy tantiko.
4. ni81 ( 11/11/2009 08:27)
Mety voan'ny hemoroida angamba ianao
5. xxx ( 11/11/2009 08:57)
ni81:

Mety voan'ny hemoroida angamba ianao

de tokony hipotsaka anie ny vavavod eh , fa ny teny niatombohany d izao :nivoka kaka mafy b za sad tsy misotro rano mitsy de nanomboka tam iny iz de marar fona refa mikapa .
Sa zany mitsy ny fisehon 'ny hemoroida , tsy mipotsaka lou le izy eh .

6. ni81 ( 11/11/2009 09:08)
de tokony hipotsaka anie ny vavavod eh , fa ny teny niatombohany d izao :nivoka kaka mafy b za sad tsy misotro rano mitsy de nanomboka tam iny iz de marar fona refa mikapa .
Sa zany mitsy ny fisehon 'ny hemoroida , tsy mipotsaka lou le izy eh .
ka mety tsy mbola mivoaka ety ivelany ilay izy fa mbola any anatiny fotsiny ka! Dia manaintaina be maharary
7. ikaretsaka ( 11/11/2009 16:35)
mamonje doko
8. Ratoa ( 11/11/2009 22:58)
mety ho hémoroïdes mihitsy satria tsy voatery hipotsaka aty ivelany ny tsinay. Fa izao: rovitra satria nitoha-pivalànana ianao dia mbola tsy sitrana ny fery. Misotroa rano betsaka hampalemy ny fivalalanana; Manaraka izany dia mahereza mihinana ravin-tsalady hampamalama azy. tsaingi-tsaigona eny anelanelam-potoana. Mbola vao manomboka ilay izy ka mety tsy haninona.
Fadio ny mipetraka ela be.
9. jarifa ( 12/11/2009 04:10)
na mety hémoroïdes ihany marina aloha raha tsy izany dia mety enao ilay nivoaka voalohany lazainao mafy be dia t@iny no mety nisy rovitra ny lavaB-nao
nefa na izany na tsy izany mamonjea ihany dokotera
10. xxx ( 12/11/2009 05:00)
Za ko nieritreritra oe le za nivoka mafy b tam voloany iny de nisy rovitra ny lavabodko de mbola tsy sitrana le fery !efa miezaka za mihinana vokazo sy misotro rano .
Eny eh , fa ho any amin doc a kah!
Fa zao eh : ny hémoroïde ve azo avy amin'ny faharovitan 'ny lavabod sa zavatra aretina hafa mintsy ?
Misaotra anareo rehetra tompoko.
11. jarifa ( 12/11/2009 05:50)
raha ny fazahoako azy aloha dia toa tsy izay fa ohatrany efo aretina mihintsy izy io, azo avy @ hoe mipetraka foana, na koa hoe mitontotontona, dia toa manaranaka koa hono izy ireny. Tsy dia haiko mazava loatra aloha e!
12. xxx ( 12/11/2009 14:04)
xxx:

Za ko nieritreritra oe le za nivoka mafy b tam voloany iny de nisy rovitra ny lavabodko de mbola tsy sitrana le fery !efa miezaka za mihinana vokazo sy misotro rano .
Eny eh , fa ho any amin doc a kah!
Fa zao eh : ny hémoroïde ve azo avy amin'ny faharovitan 'ny lavabod sa zavatra aretina hafa mintsy ?
Misaotra anareo rehetra tompoko.


ny tsinainao no te hivoaka kah! mipotsaka tsinay e!
13. xxx ( 13/11/2009 04:07)
xxx:

xxx:

Za ko nieritreritra oe le za nivoka mafy b tam voloany iny de nisy rovitra ny lavabodko de mbola tsy sitrana le fery !efa miezaka za mihinana vokazo sy misotro rano .
Eny eh , fa ho any amin doc a kah!
Fa zao eh : ny hémoroïde ve azo avy amin'ny faharovitan 'ny lavabod sa zavatra aretina hafa mintsy ?
Misaotra anareo rehetra tompoko.


ny tsinainao no te hivoaka kah! mipotsaka tsinay e!


tsy azoko lotra ny tinao lazaina ry xxx2

14. Ratoa ( 13/11/2009 22:39)
misy fifandraisan'ny hémoroïdes sy ny constipation matetika sy ny mipetraka ela be. Fa tsy raha hoe rovitra indray mandeha akory dia hoe ho voan'ny hémoroïdes
15. tywa68 ( 14/11/2009 13:24)
eeeee, mandehàna haingana mitaraina any @ dokotera fa aza miaritra an'zany. :wink:
16. diamondra27 ( 17/11/2009 19:05)
efa tany am dokotera ve e?

raha mafy kka zany aloha dia mazava ho azy fa constipation izany, dia mila mihinana fanafody toy ny forlax ohatra mba hampandeha azy

raha misy rà ndray de mety hemoroida ihany izany, mila manantona dr ihany koa. Araka ny voalazan'ny namana hoe misy mivoaka aty ivelany ilay izy ary misy any anantiny.
Rraha mbola tsy grave le izy de azo atao ny manosika azy am dobera raha tsy misy pommade pour io hemorroide io, raha mivoaka matetika de mila entina haingana any am dokotera.

Ny mahatonga ilay hemorroide de mipetraka elabe loatra ianao na koa misy veine mivongana , tsy mikoriana tsara ny rà, misy varice ihany koa na le veine madinika kely mipoitra am fe ireny na am ranjo
17. sakamalao ( 23/11/2009 03:17)
Mety misy antony telo
-na hemoroida: fivontosan'ny veine ao @ lavaka fivalanana, hoatran' varice,
misy tsy fihetezana eo @ fikorinan'ny lalan-drà miverina any @ fo(rétour veineux) de miangona ao le rà, ka rehefa mikaka teritery de maharary, na koa misy rà mivaingana ao de tena maharary be andehanana hopitaly mitsy
matetika triatra le izy de iny mande rà iny refa mivalana
azo tsaboina tsara io, manala ny fanaintainana sy manalemy ny fivalanana no atao ra mbola tsy de gravy, de misy fanafody hoanina ampilamina ny fikorianan'ny rà
refa tena ngeza moa de tsy maintsy fandidiana no fanafodiny

-na koa misy tàtaka ao @ lavaka fivalanana (fissure anale) io indray misy antony maro lohan'aretina ka ilaina ny andehanana dokotera

-na masaka koa ny tsinay (recto-colite ulcéro-hemorragique) de mahatonga mande rà refa mivoaka, fa io indray matetika any @ kibo no maharary mangotika ka mety tsy izay no mahazo anao

fa mety hemoroida ihany ka tsara foana ny andehanana dokotera
Mahereza e


18. jarifa ( 23/11/2009 04:30)
tsy efa tany @ dokotera ve ianao e?
inoako fae fa sitrana kosa, sa mbola mandeha foana?
19. kotobekibo ( 28/11/2009 12:59)
ny zvt otran'izany kosa tokony tonga anatonana mpitsabo haingana fa sao mitatra klé !
raha resaka eto tsy hanatsara azy velively . Tsy misy tsara tahaka ny analyse mivantana . mazotoa e!
20. kelly13 ( 29/11/2009 08:40)
mihinana pruneaux bdb kou
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2348