Fahasalamana

xxx ( 30/04/2010 06:20)
Inona no mahatonga ny olona ho voan'ny cancer fa be dia be ankehitriny no voa an'io aretina io ? Ary inona no fiarovana sy fanafodiny ?... tohiny
novalian'i niryna ny 04/05/2010 19:50
ursullas6 ( 29/04/2010 14:03)
hono ho aho ry reto an ,saode mba misy olona afaka mahita na manana moyens @ireny centre any ivelany ireny na association afaka manampy @ fanafody ho an'ireny havantsika marary saina na mahakasika ny ... tohiny
novalian'i ursullas6 ny 01/10/2012 16:53
xxx ( 28/04/2010 09:07)
MBA ILAZAO KARAZANTSAKAFO MAHA ELA VELONA REOLONA RAHA MISY MAHAFANTATRA ? TOA NY VEGETARIEN HONO NO MARO SALAMA TOMADY MATANJAKA INDRINDRA , ARY ANY ASIE NO MISY OLONA ELA VELONA INDRINDRA. KOA RAHA... tohiny
novalian'i niryna ny 28/05/2010 03:55
xxx ( 27/04/2010 09:27)
MBA MANGATAKA FANAMPIANA AMINAREO FA MORA VERY TADIDY KA RAHA MBA MISY FANAFODY NA TAMBAVY NA TORO-HEVITRA HAFA DIA MBA VONJEO E !... tohiny
novalian'i soanja ny 28/04/2010 05:07
xxx ( 13/04/2010 07:41)
in no mba fanafody na tambavy gasy mety ahafaka tanteraka anio na olona mety manasitrana azy tanteraka mba ampio e... tohiny
novalian'i rdskol ny 08/04/2015 08:30
arialy ( 12/04/2010 10:22)
ony oà ianareo zay mahalala, rehefa inona no marary ilay toerana nanaovana péridural? refa reraka aho de marary ny lamosiko de ozy ny dokotera oe ny péridural io, dia mila minana anti douleur ony, ... tohiny
niryna ( 07/04/2010 04:53)
Misy fiteny hoe antitra mampiady karajia ka ny antitra antitra ihany.Misy zavatra maro koa indraindray mba tsara ho fantatra fa ilay izy araka ny hinoana na tsia.Raha resaka sakafo no asiako te... tohiny
novalian'i niryna ny 18/04/2010 22:02
peta83 ( 02/04/2010 13:47)
Za d olona voan'ny sery fona,tsy atoandro, tsy alina, tsy maraina, tsy mangatsiaka, tsy mafana.... fa de voan'ny sery fona.ary refa tena mietsika le izy dia, mangididy be ny orona, mievina fona,mirara... tohiny
xxx ( 01/04/2010 11:06)
SAO MBA MISY FANAFODY METY MAHASITRANA HAINGANA NY JAUNISSE NA NGORONGOSY FANTATRAREO NAMANA ,FA TENA ELE BE VAO AFAKA ILAY ARETINA ,ARY METY MAMONO MIHINTSY HONO ?... tohiny
novalian'i bobone ny 09/06/2010 07:26
xxx ( 30/03/2010 09:58)
ARKA NY HENOKO DIA TOA MAHASITRANA ARETINA MARO BE HONO IZANY "YOGA" IZANY KOA RAHA MISY NAMANA AFAKA MANORO HEVITRA NA MAMPIANATRA IZANY DIA MBA TANTARAO ETO FA TENA LINA IZAHAY. MISAOTRA NDRINDRA E... tohiny
novalian'i soanja ny 07/05/2010 16:37
mibalika ( 29/03/2010 14:52)
:roll: Asa raha mba nanaitra anareo fa izaho aloha dia gaga sy lasa saina ihany satria:ry zareo vazaha aza niverina amin'ny fomba "bio"(zezika naturelle),dia ny Mpamboly Malagasy indray no hezahan'ny... tohiny
novalian'i soanja ny 02/04/2010 04:57
Solo2 ( 02/03/2010 06:14)
Salama daholo, Mba saika hila hevitra aminareo fa mitohana MATETIKA ilay zazakeliko 3 volana. Efa nandramana nasiana goute voasary makirana ihany indraindray fa tsy nety; voatery naampiasa ilay kar... tohiny
novalian'i mabloo ny 17/05/2010 14:02
arialy ( 25/02/2010 10:33)
ony oà mba manotany zay efa nanana traikefa am ny zaza nasiana diabolo zà oe, inona no natao (protection) amny sofina tsy hidiran'ny rano refa ampandroina ny zaza ? nijery tany am pharmacie zay ... tohiny
novalian'i hery ny 13/03/2010 07:05
bobone ( 19/02/2010 06:30)
Misy toro-hevitra omeko anareo voan'ny apandesita ! maka haranan'akoho gasy ! dia esorina na endahana ilay haranany misy malotoloto iny ! sasana tsara ! ary ilay haranany avy nendahana iny no hamain... tohiny
novalian'i bobone ny 25/03/2010 07:47
xxx ( 10/02/2010 11:35)
aiza o aiza kay no misy centre de santé o an'ny fitsaboan IST na TOP RESEAU manodidina ny 67ha na Itaosy? Ts d maalala toeran a mants. t anao consultation any @doc f miahiahy sod marary @le perte mvo... tohiny
novalian'i njiva77 ny 30/03/2017 08:00
vvgasy ( 07/02/2010 09:16)
Inona kay no tena fanafody colique mahomby? fa efa very hevitra aho . Na tambavy na fanafody tsy mila ordonnance. Misaotra... tohiny
novalian'i hery ny 13/03/2010 07:07
xxx ( 29/01/2010 07:36)
INONA NO ANAFODY MAHASITRANA GROS COEUR ?... tohiny
novalian'i fitia2006 ny 27/04/2010 16:14
xxx ( 28/01/2010 13:14)
INONA NO FANAFODY GOUTTE FA TENA SAHIRANA AHO ?... tohiny
novalian'i Ratoa ny 14/03/2010 05:23
badanne ( 27/01/2010 16:13)
manana cerveur MOTOROLA iridium MXU 2000 aho ka sao dia mba mahafantatra olona interessé amin'io ianareo MISAOTRA MIALOHA ... tohiny
xxx ( 26/01/2010 20:13)
betsaka hono ny gasy no voan'ny hepatite B!nefa ny ankamaroany toa tsy mbola nanao dépistage! ka sao mba misy dokotera gasy afaka manazava be2 kokoa ny signe n'io aretina io!sy mety miafara @ inona r... tohiny
novalian'i farihy ny 27/01/2010 18:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2867