aiza no misy...?
1. xxx
(
10/02/2010 11:35)
aiza o aiza kay no misy centre de santé o an'ny fitsaboan IST na TOP RESEAU manodidina ny 67ha na Itaosy? Ts d maalala toeran a mants. t anao consultation any @doc f miahiahy sod marary @le perte mvok.
msaotr melou!
msaotr melou!
novalian'i njiva77 ny 30/03/2017 08:00
2. xxx
(
10/02/2010 12:10)
aiza o aiza kay no misy centre de santé o an'ny fitsaboan IST na TOP RESEAU manodidina ny 67ha na Itaosy? Ts d maalala toeran a mants. t anao consultation any @doc f miahiahy sod marary @le perte mvok.
msaotr melou!
msaotr melou!
3. Djhamhal
(
11/02/2010 10:42)
ra iny toerana iny klou tsy dé haiko loatra é! fa na reny csb reny aza ngeh d'efa mitsabo tsara an'reny é! anontanio olona eo antanàna ny csb fa tsy maintsy misy akaiky anao reny ! dia mirary fahasalamana é!
4. xxx
(
11/02/2010 17:05)
fantatro oe ao @ 67ha sud no misy an'io centre io fa y logt no tsy tadidiko. sady tandremo tsara fa vao omaly tao @ france5(santé) vao nisy resaka momba io! ka raha zà ianao ,tys miandry2 zany,fa zavatra antibiotique mahery be (5jours) eo dia efa mahasitrana an'izany.dia raha ohatra ianao ka manambady ! dia tokony traitena @ io antibiotique io ihanykoa mba ho précautionAza menatra sy tonga dia manimba saina amzany koa fa haotry ny aretina rhetra ihany io.
5. KARELLE
(
11/02/2010 21:35)
eo isotry eo @ marie stop zany hoe eo en face lay station essence io.
6. kwit
(
16/02/2010 08:17)
fa perte otran'ny aona lo no mivoka aminao eh ?
Mis karazany manko izy ireny .
Mis karazany manko izy ireny .