Fahasalamana

pisopounn ( 28/09/2009 12:38)
Miarahaba antsika rht, saika mba hanotany reto za oe bevohoka ve ra 7 jour avant n ovulation no nanao RS za, izany oe le 23 na 24 sept ny jours d'ovulat° d t@ 17 sept no nanao RS, mba ampio reto z... tohiny
novalian'i Lejoba ny 01/10/2009 21:46
flodine ( 17/09/2009 12:17)
Miarahaba antsika rehetra é! Izaho de hiteraka afaka 2mois, zaza voalohany, matahotra ihany aho ka manana eritreritra @ ilay péridurale. Ka mba manontany anareo maman efa nanao izany. Misy milaza ... tohiny
novalian'i dailynews ny 28/12/2009 00:17
marimarina ( 15/09/2009 08:21)
sao mba misy mahafantatra kay ny dose mena-boay raha hitsaboana aty, tsy atahorana mahavoa ny asthme ve ?... tohiny
novalian'i bobone ny 25/02/2010 05:12
roxanaha ( 25/08/2009 10:45)
sao dia misy mahafantatra ny fanafody na zay tokony atao @ tànana tsemboka be kay nareo? Misy fotoana ny tànako tena tsemboka be mitete rano mihitsy. Hany ka raha mandray taratasy dia sahirana. Ny m... tohiny
novalian'i kamongo ny 05/05/2011 12:57
niryna ( 24/08/2009 03:54)
Mba mizara izay kely fantatro aho fa mbola tsy any aloha fa na dia izany aza mba tsara ihany ny mahalala zavatra kely e. Ny lehilahy ve mety ho tonga izany koa ? yep retour d'age ohatra ,hi,hi ... tohiny
novalian'i niryna ny 03/09/2009 04:30
niryna ( 21/08/2009 14:50)
Mba misy mahalala sakafo na zavatra tokony atao ve isika ka mahasoa ny maso ,sofina sy ny sens rehetra? ity ary misy mahasoa antsika sady mino aho fa misy any amintsika: ny apongambeandanitra na po... tohiny
novalian'i niryna ny 02/09/2009 04:11
xxx ( 18/08/2009 14:47)
Arahaba, Tsy izany fa olona tena tsembo-tanana sy tongotra sy helika lava ny tenako, eny fa na dia mangatsiaka aza ny andro, rehefa mafana moa dia tsy lazaiko intsony. Ka rehefa mankany amin'ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 06/04/2010 08:08
Raleta ( 11/08/2009 12:52)
Inona no fanafody tena mahomby manala aretinkoditra izay niatomboka teo @ loha (Angadrao tena madevina be ary) ary nifindra amin'ny volomaso tarehy sy eny, sofina @ filahiana. Efa betsaka ny traitemen... tohiny
xxx ( 11/08/2009 04:35)
za manana probleme b , sao mba efa nisy nahazo antsika vehivavy kay ty :mivoaka creme blanche na jaunatre ny vagin,marary v za sa inn no mahatonga izany . Za manko le woe te hiteraka de nomen'ny doc ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/08/2009 02:52
bobone ( 10/08/2009 14:26)
sendra niresadresaka izahay mpinamana maromaro , samy nilaza izay aretina manjo azy izahay fa ny nahavariana ahy dia ity! namana iray niteny hoe asa akia na maninoa fa ny tongotro an! tsy mandre na in... tohiny
novalian'i niryna ny 21/08/2009 14:40
elodie2 ( 03/08/2009 10:51)
RAHA MIKOHOKA NY ZANAKAO DE SIRA HAZO IN-3 MITSONGO SY TANTELY 1/2 SOTROKELY OMENA AZY FA TONGA DE AFAKA TANTERAKA INDRAY MANDEHA ISANKARIVA MANDRITRY NY 3ANDRO AORIANY SAKAFO... tohiny
rtcflora ( 19/07/2009 15:43)
salut daholo ! mba hanotany le reny efa niteraka sy zay mahalala. inona kay no tokony ho fipetraky ny zaza ao ankibo misy monko (exp fm(+) de inn no tokony ho normal ... tohiny
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:01
xxx ( 16/07/2009 21:07)
Za mihinana pille tsy mampiteraka ireny fa tonga foana ihany ny ovulationko de normale ihany koa ny regleko nefa misy miteny hoe maty ny ovulation rhf mihinana pille .Marina ve io :roll: ... tohiny
novalian'i fafinou ny 11/03/2010 12:09
ndotofetsy ( 16/07/2009 07:55)
http://www.youtube.com/watch?v=zQ4HPB0DxyU... tohiny
novalian'i niryna ny 24/08/2009 03:37
rtcflora ( 11/07/2009 19:51)
marina ve fa mahamainty zaza ny misotro coca,de fady manao colier koa hono de inona koa ny mbola mety ho fady ny olona bevoka fa za nilazanolona ireo de lasa somary nataotra kely .mba lazao zay mbo... tohiny
novalian'i mirana5 ny 25/07/2009 19:38
roxanaha ( 11/07/2009 09:12)
novalian'i rhina ny 24/09/2009 14:36
Papiso77 ( 09/07/2009 07:25)
Mety hisy ve izany hoe olona bovohoka telo volana nefa mandeha fadimbolana izany?Fa ny mampiahiahy dia mandeha amin'ny fotoana tokony ahatongavany ihany izany nefa toa indray andro latsaka fotsiny rah... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:06
xxx ( 06/07/2009 07:48)
Hono ho aho, sao mba misy mahalala hoe inona no antony mampandeha rà n'orona matetika ny zaza sasany ? Ny zanako lahy izao mantsy manao an'io (6 taona), @ izao andro mafàna izao, dia mila mandeha an... tohiny
novalian'i do68 ny 14/08/2009 06:21
xxx ( 02/07/2009 13:38)
Otrn mis manaiktra kel zany any amin vônininy any (lehilahy) surtout après 1 rapport mety maninona??? efa nanao ny fitilina reetr fa tsmis aretina.... tohiny
novalian'i arialy ny 08/08/2009 09:51
xxx ( 30/06/2009 05:51)
firy taona no atao woe taraiky ny vehivavy (resaka fananana anaka io resahiko io ). 30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ?... tohiny
novalian'i xxx ny 25/09/2009 04:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1464