Bevohoka ve za
![](https://avatar.serasera.org/f5828612ffa547cbfd73ff7d943a07a7.jpg)
1. pisopounn
(
28/09/2009 12:38)
Miarahaba antsika rht,
saika mba hanotany reto za oe bevohoka ve ra 7 jour avant n ovulation no nanao RS za, izany oe le 23 na 24 sept ny jours d'ovulat° d t@ 17 sept no nanao RS, mba ampio reto za a, d misaotra mialoha e
saika mba hanotany reto za oe bevohoka ve ra 7 jour avant n ovulation no nanao RS za, izany oe le 23 na 24 sept ny jours d'ovulat° d t@ 17 sept no nanao RS, mba ampio reto za a, d misaotra mialoha e
novalian'i Lejoba ny 01/10/2009 21:46
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
2. xxx
(
28/09/2009 12:58)
Test test test hatrany ... Tsy misy mahalala afa-tsy ny test, na io date d'ovulation io aza probable fa tsy réélle ka aleo ianao manao test
![](https://avatar.serasera.org/f4777ec43ff4d700574f5ed01956afc0.jpg)
3. sylvain
(
28/09/2009 13:43)
mety tsy ho bevohoka ihany enao raha dinihana satria ny spermatozoÃde d 72h no velona ka raha 17 ny RS d any @ 21 zany efa maty izy ka raha 23 ny ovulation d mety tsy ho tratra!
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
4. booboo
(
28/09/2009 14:02)
test test test sady marina hatrany an-dreniny voalazan'i xxx ireo.
Pisopoun > ny vhv fécondable foana à n'importe moment du cycle. tadidio foana hoe rehefa misy zizi miditra any anaty vagin dia efa mivonona ny ho bevohoka koa zay. tsy fantatro ianao ianao na maniry ny hi-toejaza na tsia, fa raha eny, dia mangalà t° isa-maraina fa tsisy afa tsy io no ahitana ny date d'ovulation, raha tsia dia mandraisa fepetra @ manaraka ( mahaiza manisa andron'ny cycle fara-faha ratsiny ).
Pisopoun > ny vhv fécondable foana à n'importe moment du cycle. tadidio foana hoe rehefa misy zizi miditra any anaty vagin dia efa mivonona ny ho bevohoka koa zay. tsy fantatro ianao ianao na maniry ny hi-toejaza na tsia, fa raha eny, dia mangalà t° isa-maraina fa tsisy afa tsy io no ahitana ny date d'ovulation, raha tsia dia mandraisa fepetra @ manaraka ( mahaiza manisa andron'ny cycle fara-faha ratsiny ).
![](https://avatar.serasera.org/f5828612ffa547cbfd73ff7d943a07a7.jpg)
5. pisopounn
(
28/09/2009 14:44)
misaotra @ valiny ry zareo a, maniry ny ho bevohoka fa mis olana kel eo @ fiasana astria vo niditra 1 mois d otran sadaikatra iteny @ lehibe. Azonareo ve le izi?
![](https://avatar.serasera.org/9fe17acc9b67959967cd0c034fd468a1.jpg)
7. Lejoba
(
01/10/2009 21:46)
raha ny lalàna dia tsy voatery ianao hampandre ny ao am-piasàna hoe bevohoka. Ny mety hanahirana fotsiny dia rehefa hiera ho any @ dokotera sns. Misy aza fiaraha-monina tsy miteny raha tsy efa-bolana ilay kibo. Ny congé de maternité no tsy maintsy ampandrenesana ny ao am-piasàna. Ny hoe bevohoka tsy atony azo androahana mpiasa, sauf faute grave