Fahasalamana

xxx ( 28/02/2009 14:20)
za mba saika hanontany hoe ,hianareo zay efa nampinono ve t@ nampinono nisy mamatovato eo ambanimbany ny elika ; de mety ho afaka ho azy ve refa tsy mampinono tsony; 6mois zao ny zanako ; de 2moi... tohiny
novalian'i arialy ny 12/03/2009 08:27
flodine ( 15/02/2009 16:59)
Inona daholo no aretina mety hoafak'io rehefa avy nampifangaroina iny? Dia manao ahoana ny fomba fihinana azy? Mety @olona bevoka koa ve ny mihinana azy? Misaotr mialoha @ zay handray anjara tompoko... tohiny
novalian'i niryna ny 24/02/2009 14:52
lionnelia ( 13/02/2009 01:58)
miarahaba daholo! T@ soritr'aretina na symptomes maromaro sy ny echo no nahafantarana fa misy fibrome ineterstitiel 5cm izay tsy fantatro hoe aiza ho aiza eo @ utérus izy io fa de nitarika 2 fa... tohiny
novalian'i Ratoa ny 27/06/2009 21:24
fatritra ( 07/02/2009 18:54)
Salama e, Fa hono wa re olona, inona no tena hevitry ny " garde veine ", zany hoe ny asany am olona tsy salama. Serum izy io. misaotra e... tohiny
novalian'i elyzo ny 06/03/2009 07:14
naritsimba ( 06/02/2009 06:01)
Deux frères siamois séparés à l'hôpital Necker à Paris (05-02-2009) - Deux frères siamois âgés de huit mois, Imahagaga et Imahalatsa, ont été séparés mercredi matin à Paris par l?équip... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 11/02/2009 07:34
ainaheri ( 05/02/2009 16:19)
http://www.lemonde.fr/societe/article/2009/02/05/deux-freres-siamois-separes-a-l-hopital-necker-a-paris_1151285_3224.html Miala tsiny nohon'ny teny vahiny... tohiny
paiso ( 05/02/2009 09:37)
Ahoana kay ny fanalana panda amin'ny laingon-tarehy . Produit naturel le tsy misy effet segondaire reny mba omena raha misy azafady Misaotra tompokou ... tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2009 12:38
ariel ( 04/02/2009 09:18)
hiteraka aminy mois d'avril zao aho ka nisy namako zay efa nanan-janaka 3 nampiasa io produit io ka lazainy fa tsara le izy, mampihena kibo sy mampifitina ono ka sao mba misy efa nampiasa anio ato mba... tohiny
novalian'i ariel ny 25/06/2009 14:41
volazara ( 03/02/2009 15:15)
izaho dia vehivavy 21 taona.Feno mony madinika ny tarehiko ;efa nampiasa fanafody tany @ dokotera aho fa tsy nahomby . Mba mankataka hevitra @ zay manana ; metaoda ara natiora no tedaviko raha misy ma... tohiny
novalian'i vale ny 02/03/2009 10:26
fatritra ( 03/02/2009 11:18)
Manahoana daholo, Mba manana fanontaniana e, fa inona avy kay ny aretina mety tsaboina ao amin'io hopital io. Henonay fa tsara ny fitsaboina ao, ny olona rehetra ve afaka mankao mivantana sa tsy mai... tohiny
ni81 ( 29/01/2009 19:57)
Misy zazakely malagasy, vao 2 taona monja voan'io aretina io. Araka ny voalazan'ny dokotera hono dia misy aretina ao @ lohany ao ka mahatonga io puberté précoce io, ka raha tsy voatsabo izany dia ho... tohiny
novalian'i jasa ny 06/02/2009 08:28
pupuce ( 26/01/2009 15:12)
aty an-dafy aho no mipetraka ka mba mila adiresyna dokotera manapaka zaza sao mba misy manana aty @ faritra avarabaratry frantsa raha misy tsy tiko hatao any dago fa sao lasa tromatisan ho an-janako ... tohiny
novalian'i ni81 ny 30/01/2009 14:24
xxx ( 20/01/2009 16:38)
miarahaba, saika hanontany aho ry zareo hoe manao ahoana, sy rehefa inona no azo atao ny evacuation sanitaire. azo atao ve izy io raha resaka infarctus? satria ilay olona izany voan'io aretina io d... tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 06:38
ARINOFY ( 19/01/2009 12:56)
aona ry reto ny manala lay fofombava fa misy olona akaiky ahy misy an'io probleme io nefa de miborosy nify tsy tapaka izy.... tohiny
novalian'i kamongo ny 16/02/2011 15:57
lionnelia ( 18/01/2009 12:28)
mba toroy hevitra 28ans efa niterak 1 aho tam 2007 saingy ny jour d'accouchement vao fantatra hoe tsy azo. taorian'izay de in-2 hafa-jaza, 1 volana mahery kely ilay afaka voalohany ; 2volana ilay af... tohiny
novalian'i lepa ny 15/04/2009 06:13
lionnelia ( 18/01/2009 11:36)
bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofo... tohiny
novalian'i kamongo ny 16/02/2011 15:54
xxx ( 17/01/2009 04:37)
Slt dôly e! Mba saika hanontany re a, ahoana no anesorana fofona elika zfd? Mampiasa alamo aho fa tsy ataoko continue b d ampifamadibadiako am déodorant, kanefa misy fotoana tena miraikitra be lé ... tohiny
novalian'i kamongo ny 24/02/2011 15:34
gabidemony ( 16/01/2009 17:28)
Efa taona maro za zay mo nifoka sigara , ary roa taona lasa izay no te hiala aho fa tsy mety fa te hifoka fòna. Ao an-trano aho mahavita tsy mifoka mihintsy satry tsy misy mpifoka afatsy izaho i... tohiny
ari.malala ( 15/01/2009 06:40)
Miarahaba ny rehetra indray, Hono hoa e, ohatran'ny ahoana kay ny fisehon'izany farasisa? Dia misy miteny hoe raha mpisotro toaka be lay rangahy dia mety ho voan'ny farasisa ny zanany, mitombina ve... tohiny
niryna ( 15/01/2009 05:55)
Nisy ramatoa izay ,ny vadiny foana no manatitra ny zanany mianatra.Ny antony dia sady mianatra izy no miasa .Indray andro anefa izy dia nasain'ilay rangahy naka ilay zaza ary dia nataony tao anaty fia... tohiny
novalian'i nikah ny 16/01/2009 11:43
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4588