Fahasalamana
kalm
(
26/09/2008 12:09)
Tsy fantako aloha na io tandomerina tokoa no fiantsoana azy, ary ny anarany @teny frantsay koa tsy fanatako. Fa ho hazavaiko le izy.
Rehefa @ fotoana mangatsiaka ny andro iny no matetika mitranga ami...
suite
répondu par niryna le 04/10/2008 01:43
niryna
(
24/09/2008 15:34)
Andraso fa omeko eto ireo karazana zavatra miantra amin'ny fiainantsika ka araka ny maha avo ny scores no maha betsaka ny stress ao amintsika.Ny zavatra tokony atao dia ezahana vahana tsikelikely ny o...
suite
répondu par niryna le 09/10/2008 17:15
myaina
(
24/09/2008 07:58)
salama daholo,
mba maniry ny hahafantatra vaovao momba an'io mpitsabo sinusite any Ambondrona io, azafady?...
suite
répondu par jejojejo le 19/01/2009 14:52
kalm
(
22/09/2008 17:14)
Aiza koa no mety misasa rano mafana ( zay zakan'tena io) ve sa misasa rano mangatsika? Satri betsaka loatra ny milaza fa ratsy hono io rano mafana io, kanefa zah tonga aty andafy de hoe tsara ny misas...
suite
répondu par laris le 19/01/2009 08:51
xxx
(
20/09/2008 06:48)
mila sasana hatrany anatiny ve refa misasa isika vhv sa avela @ zao...
suite
répondu par laris le 19/01/2009 08:58
niryna
(
19/09/2008 23:54)
Zaraiko anareo ity sao dia mba manampy,tsy fantatro ny filaza ny stroke fa toa tononina hoe aretim-po daholo ilay izy rehefa misy aretina mikaska ny fo ,mety ho tapaka lalan-dra ilay olona,mety tsy
...
suite
répondu par niryna le 26/09/2008 09:25
fiary
(
11/09/2008 20:39)
za ry reto nisy infection tsy infection hpv aloha eh! de nasain'y gyneco manao frottis de controle ; misy zavatra mampiahiahy azy ve ao sa juste controlena fotsiny ...
suite
répondu par kalasnou le 18/09/2008 18:18
rurik
(
02/09/2008 07:52)
Manahoana daholo mba misy fanotaniana kely ,
Misy havako any mada tsy salama lava de miha mahia fona de masaka fona koa ny vavany , de ny fanotaniana mba saika apetrako mba aiza no misy dokotera ...
suite
répondu par ni81 le 04/09/2008 16:01
niryna
(
01/09/2008 22:22)
Zaraiko anareo ireto karazana sakafo izay mety manampy ny rehetra mba tsy hiombo na ho fiarovana ny cancer tsy hianaka be loatra.
Maro karazany ny fipoitran'ny cancer ary indraindray tsy fantatra mih...
suite
répondu par niryna le 19/09/2008 23:29
tsidina
(
30/08/2008 20:22)
Tsy fantako re na inona no anarana ilazana ilay izy , fa ny fahafantarako azy dia hodi-potsy ihany koa saingy tsy mitovy @'ilay olana etsy aloha.
Zany hoe zao: ny tonton nay dia lasa fotsy daholo ny ...
suite
répondu par nanahary le 23/09/2008 22:01
niryna
(
30/08/2008 17:24)
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy.
Izay zavatra atao rehetra dia toa ny vehivavy foana no tena mandray anjar...
suite
répondu par niryna le 22/10/2008 04:44
Papoose
(
26/08/2008 10:25)
Sao de mba misy mahalala pommade na fanafody mety hahasitrana an'ireny?...
suite
répondu par lala9 le 13/10/2011 08:59
adidy
(
24/08/2008 11:53)
Faly miarahaba anareo namana rehetra! Ao @ forum wanadoo madagascar rubrique fitiavana, sujet: SOS, dia misy mangataka fanampiana ho @ vadiny any M/kara 40 taona voan'ny tumeur cérébrale!
Inona no ...
suite
répondu par adidy le 29/08/2008 14:57
sitraka1
(
21/08/2008 18:22)
Manahoana,
Za rey olona manana olana: misy tasy amin'ny helika 2, zany hoe main'ny deodorant zany lay izy e, nangidihidy be izy tamin'nahavoa ahy zay ka nohaoriko ary de namela tasy ratsy be. Nisy n...
suite
répondu par rush le 28/08/2008 16:24
ari.malala
(
21/08/2008 07:21)
Miarahaba e
Raha tongotra avy nalàna parasy lafrika, d le lavaka b reny kay d inona ny fiarovana tokony atao ankoatry ny fanaovana kapa foana? ts zany mants fa avy nilasy tany Tamatave ny zanako d...
suite
répondu par niryna le 01/09/2008 21:51
sangeo
(
19/08/2008 14:48)
izahay anisan'ny olona tsy mety matavy ireny, inona kay no tao mba ho ngeza...
suite
répondu par cr carter le 15/02/2018 07:33
endrika01
(
19/08/2008 10:53)
Tsy zany wa fa nisy namana zay ,maty t@io semaine lasa io.Teo am-pangarona ny lafarinina hanaovany mofomamy izy,no nisy anzany fanenitra zany,nanidina tao anaty lafarinina,voatsindrona hono ny lohatan...
suite
répondu par tsiambaratelo le 03/09/2008 16:45
arialy
(
13/08/2008 12:15)
manaona daolo
manotany raha misy namana mipetraka eto france efa nanao circoncision ny zanany lahy kely tany am hopital na clinique, otrinona no vola aloha de firy taona no mapety azy sns... misaotra...
suite
répondu par arialy le 05/09/2008 12:11
tsidina
(
10/08/2008 20:56)
Efa ho 3volana lasa zay mihitsana foana volondohako, tsy hogoana fa de miraraka tsotra zao. Inona re no antony? resaka sakafo sa misy aretina? tena miasa mihitsy ny lohako mandinika azy io, sady tena ...
suite
répondu par Brune le 11/09/2011 15:12
Bola
(
04/08/2008 13:16)
Salama o!
iza no mahay nareo zavatra naturel azo hohanina mba hahitana tory haingana. Tsy pile na fanafody fa karazana ohatra hoe dite na asa sakafo hafa ...
Isan alina aho mila adiny 1 sy sasany va...
suite
répondu par lepa le 08/04/2009 06:23
