Fahasalamana

bida ( 14/04/2008 19:18)
Misy vehivavy vitsivitsy @ faritra vitsivitsy any dago mampiasa ilay lubrifiant @ kapôty iny hosorana @ volo fa hoe mahatsara volo ilay izy, mandrovitra kapôty maromaro amin'izay fotoana izay vao ma... tohiny
RAKVOL ( 09/04/2008 20:25)
mba manotany olona zay mahalala ny tokony hatao fa tena tsy mahatanty taninandro mihitsy aho; mangidihidy ka rehefa haorina d maratra d ohatry lasa eczéma , efa nandrama daholo ny lotion; créme... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 17/08/2008 19:41
ni81 ( 09/04/2008 19:48)
Nisy mpiray tanàna taminay tany dago, noresahin'ny olona fa hoe tsy misy lalan-jaza (vagin). Tsy ninoako io fisian-javatra io t@ zany fotoana izany, fa noheveriko fa resa-be ataon'ny sasany fotsiny, ... tohiny
xxx ( 09/04/2008 16:37)
mitondra vohoka eo amin'ny 2 volana mahery aho izao, tsy mety mahazo aina fa reraka lava, matory foana no tiako atao, ny vavony mamely mafy dia mafy, nefa rehefa mihinan-kanina dia maloiloy. Tsy mahav... tohiny
novalian'i ni81 ny 19/11/2008 11:49
ari.malala ( 07/04/2008 10:38)
Miarahaba eee Izaho mba te hahalala raha misy mahafantatra hoe efa misy manao ilay corconcisoin lazer ve eto MAda? misy milaza ohe ao am HJRA manao, nefa vao avy niantso tany mintsy aho fa tsy mana... tohiny
xxx ( 28/03/2008 15:14)
Bnj daholo Tsy haiko hoe ahoana, asa na efa aretina fa izaho dia olona mora malahelo izany amin'ny zavatra rehetra,eo anivon'ny zahay mivady , fiarahamonina, any ampiasana ,ohatra misy manabedy ind... tohiny
novalian'i bichette ny 10/04/2008 11:32
niryna ( 23/03/2008 14:21)
Misy teny raha adika ilay izy dia hoe "Humiliation" na zavatra mampietry tena na mety manalabaraka ka ny fianarana na ny ezaka atao mba hampietry tena dia mitaky finiavantena lehibe ,fanarahana lalana... tohiny
novalian'i niryna ny 26/03/2008 17:24
Mandefitra ( 20/03/2008 06:14)
Raha toa enao vizana na reradreraka: - tena ilaina ve ny miotra? - maha-afabizana ve ny otra? - mila specialiste ve ny manotra sa ra mba rerak i madama ohatra de manotra ramose? - mety ve ra miotr... tohiny
xxx ( 15/03/2008 17:50)
Miarahaba ny rehetra. Raha sendra mba misy manana solution nareo oe aona ny miala sigara zafad fa tena tsy mety mits fa efa accro loatra. Tsy aiko oe inona no azo atao raha eto am dago. Misy mahita c... tohiny
havanan ( 11/03/2008 09:16)
Manahoana, Mitady dokotera specialiste tsinay, na koa hopitaly azo anaovana radio tsinay. Misaotra betsaka.... tohiny
Rakotofaly ( 10/03/2008 08:44)
Manahoana daholo ny mpiserasera, Mba saika hanontany aho, ny tena marina mila fanampim-panazavana amin'ilay hoe tena tsara isika raha mihinana Vitamine E isan'andro (raha maharaka ny vola hoy ianao... tohiny
novalian'i niryna ny 15/03/2008 02:32
tess ( 06/03/2008 21:21)
Hono ho aho????? ny kambo-tenda ve misy hamantarana azy???ohatra hoe marary manaintaina be ny ati-tenda , rehefa mitelindrora, dia maheno zavtr lavalava any am lanilanitenda any rehefa manelindrora??... tohiny
novalian'i kalasnou ny 16/04/2008 11:40
xxx ( 03/03/2008 07:02)
Tena tapaka ny hevitro ry namana isany fa aretina tsy afa-miaraka mihitsy ny gripa (sery mampievina) sy ny hemorroïde. Aza mba voany e!... tohiny
novalian'i kelly13 ny 08/03/2008 14:23
ari.malala ( 29/02/2008 08:07)
[quote] Nouveau type de cancer du sein Prière de transmettre ce message à toutes les femmes de votre entourage ( À votre mère, à vos filles, à vos soeurs, à vos tantes, à vos amies, etc... tohiny
novalian'i mmmhh ny 01/03/2008 08:50
LazaDaddy ( 28/02/2008 01:01)
raha mirotsaka ho azy ve ny ranomaso dia mety hoe malahelo an'i cutie? =))=))=))=))... tohiny
novalian'i cutie ny 07/03/2008 20:52
kelly13 ( 27/02/2008 19:08)
makaleo b, inn no azo atao?... tohiny
novalian'i om974 ny 05/12/2008 14:54
niryna ( 24/02/2008 01:38)
TENA POSSIBLE VE ZAO ??????????? Soyez très prudents en achetant des produits importés Chinois. Ceux-ci utilisent des produits chimiques dans la fabrication des vêtements, des chaussures, de ... tohiny
novalian'i niryna ny 29/02/2008 06:41
niryna ( 17/02/2008 07:21)
Toa tsy misy teny azo hilazana io teny io. Raha ilay teny hoe bitter mantsy dia mangidy no hilazana azy fa raha ny toetra hilazana azy dia ireny olona lozabe na masika be ireny angamba e? Inona ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 13/05/2008 14:11
tess ( 10/02/2008 18:28)
Sao mba misy olona hoatra ahy ... tsy ahoan-tsy ahoana eo dia maloiloy te handoha ho azy.....tsy hay hoe inona no mankaloiloy.....tonga tampoka izany ilay izy.... raha misy olona efa tratran'io mate... tohiny
novalian'i bida ny 14/04/2008 19:01
pissoa ( 10/02/2008 18:03)
hono hoa :-D:-D:-D refa mba mahandro vary za dia tonga dia betsaka no andrahoiko (koa za kamo hahandro isan-andro koa, hi hi) ! dia ataoko ao amin'ny congelateur ny ambiny, alaiko fotsiny refa te h... tohiny
novalian'i niryna ny 17/02/2008 07:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0962