Fahasalamana

niryna ( 01/12/2007 07:21)
Efa nahita ankizy ve hianao na lehibe matory izy a,tonga dia mitsangana ary mivoaka ny trano,midina ny totohotra fiakara-mideza ilay toerana kanefa dia tsy mianjera.Mikipy anefa ny masony amin'io an. ... tohiny
novalian'i niryna ny 05/12/2007 05:15
bazylou ( 30/11/2007 23:14)
tamin'ny ity semaine ity dia nanome chiffre fa 50%n'ny gasy hono tsy manana WC..:wink::wink: Misy fandrosoana ve izany ??:-/:-/... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 11:53
niryna ( 30/11/2007 15:03)
Marobe ny aretina izay mahazo antsika olombelona,ankehitriny dia hisaorana an'Atra fa maro ireo mpitsabo izay nahazo hery hanadihady ny aretina maro samy hafa.Vitsy ihany ny hoe maty tampoka.Taloha to... tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2007 07:34
saho ( 30/11/2007 07:15)
Ciao daholo, hono oan! Ny vary rehetra manerana ny asie eto aminay dia tena tsy misy pitika izany hoe aom-bary izany. Nahazo vary gasy mena avy any mada aho ary dia nataoko tao anatin'ny fitoerambary... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 12:34
nirinkosoa ( 29/11/2007 13:11)
raha misy lehilahy marary lamosina fôna mety ho voan'ny calcul rénal ve izy sa inona no fahalalanareo izany?:roll::lol:8O... tohiny
novalian'i anidi ny 05/02/2008 20:01
xxx ( 29/11/2007 07:25)
Izaho dia olona efa nodidina (nisy tumeur tato anatiko). Voalazan'ny dokotera fa efa tamin'za mbola kely dia efa nitsiry izy ity, ka izao hita tety ivelany izao. Nisy vongakena ngeza be tato anatiko... tohiny
novalian'i niryna ny 05/12/2007 05:37
xxx ( 28/11/2007 15:29)
mba ombay mitady, tena mila fanampiana fa mijaly efa nanao kiné, fanafody marobe, fa mbola miverina foana ity aretiko ity mba mangataka amin'ireo izay mahafantatra hoe inona no mety ahafaka azy tan... tohiny
novalian'i xxx ny 01/12/2007 09:21
xxx ( 27/11/2007 21:36)
Manahoana daholo mba mitady temoignage zay efa nanao anireo zavatra anakiroa reo misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i xxx ny 30/11/2007 20:06
niryna ( 27/11/2007 18:14)
Raha azo atao angamba ny mampiasa ny tongotra dia aleo io no atao.Ny tanana dia miasa tsy mitsahatra ka na dia ny manasa vilia lava fotsiny aza dia mety manimba azy. Mahita toro-hevitra ve hianao hia... tohiny
novalian'i niryna ny 02/12/2007 06:49
ikaretsaka ( 27/11/2007 17:52)
fa maninona tokoa kay (inona ny antony) mahatonga ilay heo tsy hazo raisina 2 tanana ireny granules ireny?... tohiny
xxx ( 25/11/2007 13:40)
Manaona dôly! raha misy probléme volo ianao toy ny hoe tapatapaka, miongotra be sy be angadrano dia manorata @ ty adresse ko ity fa misy produit mandatitra be! n.miarina@yahoo.fr ... tohiny
novalian'i rialy18 ny 29/01/2018 08:03
volanaza ( 23/11/2007 17:01)
Manahoana doly Aiza ny toerana mety ahitana chaise roulante amidy aty mada? Mila adresse mazava raha azo atao, marihina fa za dia olona mipetraka fianarantsoa. Mety ohatrinona eo ny vidiny, raha misy... tohiny
niryna ( 23/11/2007 05:56)
Rehefa mafana ny andro dia toa tsy mety maina ny elakelakin'ny tongotra ary indraindray dia tena mm ilay fofona.Inona hono no hevitra mety manasitrana an'io? Misy fanafody aloha io fa ilay sery vita ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 06:32
valahara ( 22/11/2007 16:45)
Antennes relais GSM : DANGERS !!! Il est ahurissant de voir les antennes relais de téléphonie mobile (Celtel, Orange, Telma) implantées par-ci par-là en pleine ville d’Antananarivo (sur les t... tohiny
novalian'i valahara ny 15/11/2010 15:48
Mandefitra ( 22/11/2007 07:10)
Miala tsiny @ nareo dr gasy aloha, fa tsy mety afa-po za @ ilay antsoina hoe secret médical. 1/Vo tsy ela,nitondra marary hotsaboina teto maorisy,nihena tsy ankijanona hono ny plaquette de sang,tsy ... tohiny
fantsika ( 21/11/2007 05:43)
Miarahaba, Mitombona ve fa tena tsy fahatomombanana ara-tsaina ny maha homo sa ahoana? Raha izany marina no izy, mety hisy ihany ve ny fanafody? Efa mba ela ihany koa manko no narenesako an'io teny ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 03/12/2007 13:29
ari.malala ( 20/11/2007 13:42)
Manahoana daolo ndray e! Inona ry zareo no mahatonga ny cheville mivadika fona? tam za classe de seconde nanao volley, d nitsambikina hikapoka bol d ts nahatombina tsara ny tongotro fa ny cheville ... tohiny
novalian'i niryna ny 24/11/2007 05:22
endrika01 ( 20/11/2007 11:51)
Salut dôly e,mba mila fanampiana kely raha misy mba afaka manome vahaolana,tena vakivaky be ny vodin-tongotro,nefa za tsy eny Ambanivohitra,mikiraro sy kapakapa,tsy haiko hoe inona ... tohiny
novalian'i honacisse ny 18/12/2016 03:52
niryna ( 19/11/2007 05:17)
Efa ela izay notenenan'ny olona hoe mihinana karoty fa maha-tsara maso .Dia misy koa miteny hoe asiana citron kelllly hono dia mampadio ny maso ary tsy mila manao solomaso raha tsy ela ! Izaho alo... tohiny
novalian'i niryna ny 25/11/2007 05:52
xxx ( 18/11/2007 18:44)
manaona dôly e! vevavy 30 taona aho tena mahatsiaro reradava tena tsy haiko ny antony tsy de misy hery ka inona no mba torohevitra omenareo ahy tokony hataoko. misaotra ... tohiny
novalian'i soanja ny 20/11/2007 20:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3914