Fahasalamana

boubounezy ( 19/09/2007 10:32)
isakiny inn no tokony manao test sida na hépatite C? d nareo v d tsy mataotra ny anao lé test io?? efa nisy nanao v nareo le test?:°);-)... tohiny
novalian'i fafamimi ny 28/04/2008 21:10
xxx ( 14/09/2007 05:56)
za zany zany vehivavy 21 ans d zao le olana mangidihidy be zay ny zavatro d mamoaka perte be foana d efa kelikely zay lasa mamofona be mintsy le izy, tena midofaka mintsy moa zany e, d ny olana d ... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:44
ikaretsaka ( 12/09/2007 16:04)
Isaky ny manao Transfusion sanguin hono ianoa dia miova ny gene anao satria le ra an'olona miditra aminao iny koa mitondran'ilay genen'ilay tompon'ilay ra?:cry:... tohiny
novalian'i booboo ny 16/09/2007 10:50
rova30 ( 11/09/2007 14:36)
Izaho dia tena mankafy sakay , ary mba tiako ho fantatra ny mety vokany eo amin' ny fahasalamana?!!!Misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i arialy ny 24/09/2007 10:43
notron ( 11/09/2007 10:42)
Taloha ny olona rahefa miteraka dia mamonjy ny toera-piterahana. Angamba 1% raha be indrindra ny misy fahasarotany. Tato ho ato anefa dia hita fa 50% n'ny olona miteraka dia tsy maintsy ho didina dah... tohiny
novalian'i notron ny 13/09/2007 10:47
xxx ( 02/09/2007 11:30)
Manao ahoana daholo ianareo. Saika mba hanontany hoa za hoe efa nisy tratran'izao aretina izao v, dia inn ny fanafodiny : Marary ny loharatsana, tanana sy tongotra. Indraindray ohatran'ny vo... tohiny
novalian'i watafon ny 10/09/2007 15:29
Missie ( 31/08/2007 12:13)
Refa marary moa tenda de inona remede?? :-D... tohiny
novalian'i Missie ny 20/09/2007 12:02
xxx ( 30/08/2007 14:36)
Tanora otran'ny tanora sasany ihany ny tenako taloha.Voan'ny tsy nampoizina aho dia voatery nanala zaza .In-efatra aho tratran'io cas io.ny voalohany aho dia natao aspiration tany @ hopitaly mihitsy a... tohiny
novalian'i radotax ny 26/01/2008 06:06
dadane ( 29/08/2007 15:11)
Faly miarahaba antsika rehetra eto @ forum fahasalamana ny tenako. Izaho izay miresaka aminareo eto dia manambady ary mananjanaka mirahavavy. T@ volana janoary teo no nahafantarana fa voan'ny " insuff... tohiny
xxx ( 28/08/2007 09:29)
hono ho aho ry reto ny hatavezana ve aretina sa tsia? tatoato mantsy dia mahery misakafo be ny tenananay.Ho aniko daholo na dia nisy aza taloha zvt tsy tiako @zao dia lasa tiako.Marary ve za? ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 09/11/2007 11:46
xxx ( 24/08/2007 11:31)
Mpanao asa tanana ny tenako , noho izany noho ny le miondrika dia nisy otrany zavatra mivonto kely izay tao amin'ny lamosiko tao aoriana tao. Tsy maharary mihitsy le izy satria lazain'ny olona fa hoe ... tohiny
novalian'i sympa ny 29/08/2007 17:46
imeva ( 23/08/2007 19:59)
Rehefa ahoana kay ny zaza no atao hoe vaky tratra? Dia ahoana ny fomba fiarovana azy tsy ho voan'izany?... tohiny
novalian'i betty ny 24/08/2007 14:13
xxx ( 23/08/2007 14:20)
Mijaly be @ ity aretina antsoina hoe fistule anale ity ny vadiko efa folo taona izay:(, natao daholo izao fitsabona rehetra izao , nijaly fotsiny izy fa tsy hita izay vokany , taty aorina elabe vao fa... tohiny
xxx ( 15/08/2007 21:26)
Misy porofo (ara tsiantifika) ve ny fiantraikan ny toe tsaina na toe-pon ny reny bevohoka any amin ny zaza entiny ao ambohoka? ohatra hoe raha kizitindoza lé reny io na malahelo sy mitomany lava m... tohiny
novalian'i sarobidy ny 27/10/2007 08:45
sakaizakely ( 14/08/2007 21:08)
Misy lahatsoratra mikasika ity aretina iray ity izay mety mahafaty tanora na mbola zaza raha toa ka tsy fantatra (diagnostiqué à temps) Ny olona mainty (afrikana, antillais, malagasy ...) no mito... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/08/2007 15:00
ari.malala ( 14/08/2007 14:54)
Ialako tsiny aloha raha tsy tokony ho ato ity, fa heveriko misy ifandraisany @ fahasalamana ka dia alefako iany. (Miangavy mba hafindra raha manohintohina azafady) Misy miteny hoe tsy mety ny misik... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 04:23
xxx ( 12/08/2007 14:49)
manaona daholo bevoka 1mois et demi tsy ty fofona ze lalovana ny tena nefa miha-mahia inona ry reto no tokony atao @zany fa tena mijaly ;sady tsy misy appetit ko na mamy na markivy na masira... tohiny
novalian'i xxx ny 24/09/2007 11:06
xxx ( 09/08/2007 15:16)
Iza no efa nanandrana ????? Qu’est-ce que les Bains Dérivatifs ? Il s'agit du rafraîchissement de l'entre jambes à l'eau froide, pendant un certain temps et dans certaines conditions........ tohiny
tezitra ( 02/08/2007 18:17)
3 choses: 1)Les peoples etrangers: -Michel SERRAULT France , Mort à 79 ans -Bergman INGMAR, realisateur, Mort à 89 ans -Mort de Michelangelo ANTONIO à 94 ans 2)Les peoples Malgaches (c'est t... tohiny
novalian'i Rojoukel ny 12/11/2007 21:58
ravakamalala ( 01/08/2007 16:15)
Misy mivarotra aty frantsa hono ny "jus amer de l'aloé vera", lé ranon ny vahona ilay mangidy be iny izany. sao mba misy mahafantatra kay ianareo hoe aiza no mety ahitako an 'io? (efa nanontany fara... tohiny
novalian'i Nickovy ny 24/09/2007 07:24
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0844