Fahasalamana

niryna ( 10/06/2007 23:10)
Efa fotoana mangatsiaka izao any dago ka mitaraina ny olona.Mibonoka bodofotsy sy manidy trano hoy ry zareo. Nahatsiaro ity tovolahy niasa tany ambanivohitra aho noho ny fahanginany dia noentiny ity... tohiny
novalian'i niryna ny 20/06/2007 04:49
xxx ( 09/06/2007 12:45)
azo sokajiana ho "maladie nosocomiale" ve ny "staphylocoque doré"? raha eny, dia inona no tokony ho ataoko, satria voa io karazana microbe io aho izao. il y a 3 mois exactement no nivoahako ny hôpit... tohiny
novalian'i watafon ny 11/06/2007 15:41
boga ( 08/06/2007 07:57)
Inona kay no atao fa itanareo ny tongon'ny zanako kely izay 7ans misy fotoana lazainy fa marary ny ranjony; ka inona no mahatonga izany .Lazao reto zay azo atao fa mampalahelo izy refa mihetsika lay i... tohiny
novalian'i boga ny 13/06/2007 13:13
falihaja ( 07/06/2007 12:17)
Raha mikasa hanao famorana ny zanakao ianao, aza misalasala ny manao ny fomba à l'Americaine satria io no fomba tsara sy mahomby tsy mitera-doza ho an'ny zanakao (tsy mandeha rà, mora sitrana, tsy m... tohiny
novalian'i DRZK ny 23/06/2007 14:53
MTN ( 06/06/2007 19:16)
Ahoana kay ny hevitra fa tena te hatory be foana aho isaky ny mijery ecran ordinatera? Nefa izaho tsy maintsy mampiasa ordinatera foana isan'andro. ps: za amle olona tsy mahazo misotro kafe matetik... tohiny
xxx ( 05/06/2007 11:53)
...no mahasamy hafa ny schyzophrenie sy ny mythomanie?... tohiny
xxx ( 04/06/2007 13:01)
mba toroy hevitra ry reto hanalana mony a, efa mba miezaka fa tsy misy fiovana e,... tohiny
niryna ( 03/06/2007 06:07)
Mitombona ve izany hoe ireny olona fohy kely ireny hono dia mora tezi-dava,tsy mba manana fo faly ?Fohizina be hoy ilay olona.Nampiany indray hoe mifanakaiky ny tsinainy sy ny ati-dohany.Tsy misy hifa... tohiny
minouminou ( 31/05/2007 13:29)
Mba mila torohevitra avy aminareo namana fa mijaly tratr'ity éczéma ity efa 10 taona izao. Misy plaque daholo ny lamosina, ny hodi-doha, ny tratra, ny tarehy, ... ary nanomboka volana vitsivitsy iza... tohiny
novalian'i lila ny 14/06/2007 09:25
ftma ( 31/05/2007 07:56)
Mba saika anontany aho sao mba mahita fomba na toerana azo hitsaboana an'io arentina io ianareo any Madagascar? zaza no voan'izy io, efa nentina tany @ dokotera fa toa mbola mihetsika foana na dia mih... tohiny
novalian'i endriny ny 07/05/2018 12:25
niryna ( 30/05/2007 05:23)
Toa mahavariana indraindray ny fandrosoana sy ny fahaizan'ny dokotera,misy olona tsy miteraka dia vitany ny hananan'iny olona iny zaza.Misy fomba ataony ary dia matetika teraka kambana ka hatramin'ny ... tohiny
novalian'i niryna ny 03/06/2007 06:02
xxx ( 26/05/2007 10:13)
bjr efa nisy nanao traitement ne clomid ve nareo de nanao ahona kay : indrindra zay nanao traitement miaraka @iac... tohiny
novalian'i indra ny 11/06/2007 04:43
tamberina ( 25/05/2007 12:07)
90°/° ny gasy maty dia tapaka lalandrà no antony!inona loatra ry doc isany io arentina io fa toa mahalasa saina tanteraka!inona ny fisorohana azo atao?nisy "tsaho" hoe ny sira eto amintsika hono ts... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/06/2007 08:21
xxx ( 25/05/2007 09:44)
slt doly inona aky zany glaire epais na acide zany de mety miterka ihany ve ... tohiny
niryna ( 22/05/2007 06:24)
Samy mitady izay mahasoa azy ny olona.Ny fitadiavana an-drafifaliana dia sarotsarotra ihany.Indrindra raha tsy mba manana fo falifaly ianao.Mahatanora lalandava hono ny: mitsikitsiky lava,ny manana fi... tohiny
LazaDaddy ( 22/05/2007 04:33)
mba misy "psy" mikarakara azy iny ve sa tsia? Sao dia mba tokony dinihina akaiky ihany mba tsy ho tara loatra?... tohiny
novalian'i Imahaka ny 25/05/2007 12:55
salmo1 ( 21/05/2007 13:21)
Rehefa mahita inn, de torana wazy ny olona:?::D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/05/2007 06:05
xxx ( 20/05/2007 17:30)
mba tiako fantatra we tena efficace v ireny psy ireny sa ahoana? sao mba nisy namana efa nandalo t@ ireny? ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/05/2007 12:25
lapino ( 14/05/2007 15:14)
Tenin'i Sarkozy talohan'ny propagandy io, hoe efa any amin'ny gene-n'ny olona hono no maha pedophile azy. Izany hoe efa toe-batana. Marina ve izany ? Voizina matetika koa hoe ny homosexuels efa toe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2007 19:51
bazylou ( 13/05/2007 11:45)
firy ao Madagasikara ??hopitaly tena izy fa tsy hoe hopitaly tsy misy seza na fandriana notiako lazaina an!!... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2007 12:39
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1642