Fahasalamana

xxx ( 20/04/2007 09:10)
Izany ve no atao hoe marary vavony ry reto? Tamin'ny alina aho tsy nahita tory fa nisy zavatra marary be eo @ kiboko mivaly @ lamosina. Tena marary tsy zaka ohatran'ny hidiran'ny rivotra. Ny marai... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 20:31
ravakamalala ( 19/04/2007 22:13)
tena mandaitra ve ny tambavy? iza no mahafantatra ireo karazana tambavy sy ny vokany amin ny fahasalamana d ahoana no fampiasa azy ? ... (fanontaniana re izao!!!!...) ohatra izao misy an ilay hoe ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 11:32
xxx ( 14/04/2007 09:17)
bjr raha bevoka ve de efa fantatra na mbola tsy tsy tonga ary ny fotoanan'ny regle de misy perte ihany ko ve... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 09:42
sitlo ( 12/04/2007 16:56)
kay
http://www.dailymotion.com/related/1779041/video/x15kg2_incroyable-mais-vrai-worm-in-head any Toliary moa sa any Toamasina koa ilay misy parasy kakana? Fa ilay izy karazana parasy miditra amin'ny t... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 09:44
soanja ( 10/04/2007 14:13)
Nivoaka indray ny fikarohana iray fa mampihena ny be tosi-dra ny sokola mainty indrindra fa tsy ilay be siramamy sy ronono iny akory. Yam yam. Miakatra indray koa zany ny toekarena Malagasy fa mba m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:07
xxx ( 31/03/2007 19:40)
bjr hono hoa possible ve fa ny olona mitovy ra tsy miteraka... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2007 19:29
soanja ( 31/03/2007 02:35)
Misy an'ity fanafody vita gasy sady efa ao anaty boaty tsara tarehy antsoina hoe "Mahalia". Fanafody inona kay izy io azafady sao misy mahalala? Efa nisy nampiasa ve ary mandaitra tokoa ve?... tohiny
novalian'i soanja ny 31/03/2007 20:45
meva2 ( 30/03/2007 09:52)
Bjr daholo, Efa akaiky indray ity ny été dia hanomboka ny fitadiavana régime surtout hoantsika vehivavy. Ity ny expérience hitako:Nisy régime narahako izay t@ izaho avy teraka kelikely, nisy gÃ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 06:55
xxx ( 27/03/2007 18:16)
bjr daholo ny injection le atao kay fahafiry @ cycle sa vao miandoha ny regle de atao... tohiny
novalian'i meva2 ny 30/03/2007 09:18
boubounezy ( 27/03/2007 11:44)
tonga ndray ny pôlèm ka betsaka ny ho voany allergie, hikosoka maso sy ievonevona, ary mikoakoaka.:roll:... tohiny
xxx ( 25/03/2007 19:29)
mba misy fanontaniana kely , sao misy mahafantatra kay hoe ahoana ny hanaovana ny didi-poitra eto frantsa raha teraka lahy, mety ve ny hanaovana aza @ izy vao teraka iny ( io no fanirianay), misaotra... tohiny
xxx ( 23/03/2007 14:29)
bjr tena mila vonjy raha azo atao; hono hoa sao de misy namana mitovy cas amiko afaka manazava io zavtra io azafady! de ny momba azy sy ny riskany... tohiny
novalian'i xxx ny 03/04/2007 17:28
xxx ( 23/03/2007 14:26)
bjr ny insemination ve tena mipetrka tokoa de inona no risque aminy de zaza firy no azo atao misaotra de mba valio re... tohiny
novalian'i xxx ny 26/03/2007 11:34
rurik ( 20/03/2007 16:15)
Manahoana daholo, saika mba hanotany izay mahalala rehefa feno viry volana angaha ny zaza vao afaka mihinana tsaramaso . Maro manko ny milaza fa mankaharary kibonjaza hono ny tsaramaso. Misao... tohiny
novalian'i rurik ny 26/03/2007 09:59
niryna ( 20/03/2007 05:25)
Rehefa natao ny fandinihina dia mahatratra hatramin'ny efa-jato isa hono ny zaza no mihomehy ao anaty indray andro ary ny lehibe kosa dia manao tsiki-vendrana eo amin'ny dimy ambin'ny folo eo ho eo.Ts... tohiny
novalian'i niryna ny 23/03/2007 15:23
niryna ( 19/03/2007 14:40)
Misy zavatra maro tsy dia andaniana vola akory kanefa manampy ny fahasalamana. [u]Isan'andro no atao raha mazoto sy misy fotoana[/u] -Ny fisotroana rano matimaty vao maraina isan'andro arahina vin... tohiny
novalian'i meva2 ny 27/03/2007 07:48
niryna ( 16/03/2007 04:51)
Ny fahatezerana hono dia misy antony maro no mety mahatonga izany.Raha tena zohina anefa dia anisany iray,tsy manao izay tian'io olona tezitra ny olona hafa ka io no mahatonga ny fahatezerana. Mety n... tohiny
novalian'i tolona ny 10/04/2007 01:05
nikopol ( 15/03/2007 15:50)
Misy olona hono rehefa milelaka atoditariana dia lasa miova toerana ilay izy? mety marina ve izany ?... tohiny
novalian'i niryna ny 19/03/2007 04:51
xxx ( 13/03/2007 14:26)
Hono hoa, ra bevoka v no minana stediril d misy fiantraikany ve? misaotra tompoko!... tohiny
novalian'i xxx ny 20/03/2007 07:14
mbolasoa ( 11/03/2007 12:54)
salama e!! ono oa, mampifindra aretina ve ra mifampikasoka fotsiny fa tsisy pénetration?... tohiny
novalian'i mbolasoa ny 18/03/2007 04:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.065