Fahasalamana

xxx ( 02/02/2007 13:05)
fecondation in vitro ; mety aharitra aman-taona ve sa aman-bolana vao mety ; tsy manina @ fahasalamana ve ? ... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:38
LazaDaddy ( 02/02/2007 02:08)
aiza no misy sakafo matavy fa toa tsy ahavoazana ity sakafo mahia isaky ny mandeha ity e? Sady ny sakafo matavy mora kokoa =))... tohiny
novalian'i pissoa ny 13/02/2007 09:11
sitlo ( 01/02/2007 01:59)
oups... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:41
pirinakely ( 31/01/2007 14:24)
slt,daoly Efa ela za no naniry zaza,vao 6mois zay no nahavita ny mariaziko,marihako aloha fa efa nisy taminy olona niaraka tamiko taloha dia nesorina Zao mijaly mitady,nisy olona nanoro hevitra ihan... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2007 06:09
tafita ( 28/01/2007 16:41)
Misy zavatra hitako tamin'ny vacances teo tany aminay any Ambositra noho ny fikarohan'ny olona maro izay mahatsapa ny fahasarotan'ny vidim-panafody amin'izao fotoana , dia nahita ny 22 4 4 ,mora ta... tohiny
novalian'i watafon ny 02/02/2007 15:36
cutie ( 25/01/2007 22:53)
http://www.nytimes.com/2006/12/01/world/africa/01madagascar.html?ex=1322629200&en=e843509adee56ec2&ei=5088&partner=rssnyt&emc=rss... tohiny
novalian'i cutie ny 02/02/2007 21:19
nenipita ( 22/01/2007 09:51)
salut nareo , teoroy hevitra fa tena ampijalian'ny areti-nify mihisy aho nefa tsy hitako izay hatao , misy trobaka (loaka) ilay nify de asa na azoko esorina nefa aho izao dia bevoka vao 1 mois , inon... tohiny
novalian'i nirynah ny 17/10/2018 06:52
niryna ( 20/01/2007 01:34)
Ny zaza gasy izay teraka any ivelany dia saika mivadika mavo ny lokony ka tsy alefan'ny any amin'ny hopitaly mody fa mbola tsaboana ary saiky voan'io daholo ny zaza matetika.Mba fantatrareo ve ny anto... tohiny
novalian'i 2gasy ny 07/03/2007 16:28
xxx ( 15/01/2007 20:19)
CPK
Nasaina nanao analyse aho, dia ny CPK izany hono no ambony (300 UI eo ho eo). Inona kay no dikan'izany ? Inona no mety ho vokany . Ny olako dia manao crampes matetika be aho dia nsain'ny Dr nanao anal... tohiny
novalian'i robin ny 04/02/2007 16:52
xxx ( 14/01/2007 15:49)
Izaho wa tena tsy mahita tory mihitsy raha tsy ela be rehefa andeha hatory iny. Nefa avy eo rehefa maraina dia tsy tafatsangana mihitsy fa ohatra ny reraka be izany.... tohiny
novalian'i lila ny 31/01/2007 10:40
LazaDaddy ( 12/01/2007 01:58)
Tandremo! Miteraka "dissolved gas liberation & expansion (*)" toy ny baomba ny Coca sy mentos, ary manempotra sy mamono ny vavony ao anaty fotoana fohy dia fohy. Andramo sokafana ny Coca cola di... tohiny
novalian'i Zina ny 19/01/2007 00:22
niryna ( 11/01/2007 18:14)
Misy fomba mety mahavonjy ve hanalana ireo ketrona amin\'ny tava sy tanana ireo? Aiza dia anao gants foana ve ny tena:cry:sy hanosotra izao tenenin\'ny olona izao:roll:... tohiny
novalian'i niryna ny 19/01/2007 19:48
nenipita ( 06/01/2007 09:20)
salut nareo, hono oa efa hitako ilay forum main'ny menaka fa ity indray ny ahy: t@ alina de mlai'nny rano ny tongotro te nangirifiry be tonga dia nosorako colgate, de nony maraina de mibotsina ilay ... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 20:24
barry ( 06/01/2007 08:57)
iza nareo no mahay an'ireo ;fa aretina ilay izy ;ary ny zazakely matetika no voany ;ka tsy haiko hoe avy @ inona no mahatonga azy? dia ahona no hamantarana azy:?dia ahona ny hitsabona azy:?:... tohiny
novalian'i niryna ny 20/01/2007 01:28
niryna ( 06/01/2007 02:43)
Zavatra tena mampalahelo fa na ankizy mbola tanora aza dia toa sainga banga daholo.Manontany tena aho mba fantatrareo ve ny antony sao misy vahaolana tokony hatao :cry::cry:... tohiny
novalian'i niryna ny 14/01/2007 20:05
xxx ( 04/01/2007 12:45)
slt daolo azafady fa mba mila vonjy za aminareo , tena mijaly sy sahirana be za refa ataon'ny "fadimbolana" ireny isambolana nanomboka za 14 jusque maintenant , tena tsy afa-mihetsika za rehefa tonga... tohiny
novalian'i hantakely ny 31/01/2007 20:54
niryna ( 03/01/2007 18:08)
Tena feno hipoka ny mpivaro-tsakafo eny amoron-dalana.Matsiro tanteraka ilay izy,saingy vao tonga any an-trano ny tena dia mivala mipiriritra. Moa ve azo antoka ny dihon\'ireny?Ny tena tsy zakako dia... tohiny
novalian'i fijo ny 30/01/2007 23:31
robin ( 31/12/2006 14:55)
Ho anao ramatoa,fa indrindra hoanao ramatoakely : asa raha mba efa renao io anarrana io na tsia ; raha efa renao io de faly aho ary raha sendra tsy mbola renao de faly ihany koa aho satria holazaiko a... tohiny
novalian'i robin ny 13/02/2007 16:16
niryna ( 25/12/2006 03:27)
Manana fahalalana ireo zoky antitra ka na misy aza ny fanafody dia mahita zavatra ainga eo an-tanana eo izy kanefa mahaomby.Mba mahafantatra ve ianareo.Santionany aretina vavony, aty, maso, fo, votsy,... tohiny
novalian'i mamiel ny 07/08/2017 05:26
niryna ( 25/12/2006 01:18)
Misy hevitra mety mahasoa ny namana ve mikasika ny fikolokoloana ny vatana,saina,tarehy,maso, nify, tanana,fo, kibo, fanahy sns... Efa nahita soritra ve ianao ka nahatsara anao? Izay zavatra efa net... tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2007 03:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1289