Coca + Mentos = Bomb = Fahafatesana vokatry ny fahasemporana

1. LazaDaddy ( 12/01/2007 01:58)
Tandremo!

Miteraka "dissolved gas liberation & expansion (*)" toy ny baomba ny Coca sy mentos, ary manempotra sy mamono ny vavony ao anaty fotoana fohy dia fohy.

Andramo sokafana ny Coca cola dia androtsahy mentos ao anatiny dia ho hitanao. Mila toerana voafehy tsara sy manao solomaso fiarovana vao manao an'io hisorohana ny loza.

TRY AT YOUR OWN RISK (*)!

Miala tsiny @ fampiasana voambolana @ fiteny tsy fantatra.
novalian'i Zina ny 19/01/2007 00:22
2. Papoose ( 12/01/2007 07:05)
oops zah manana vidakan'io:o
3. Fiffi ( 12/01/2007 07:27)
hummmm.....tandremo hiany zany klé ! grave indray zany an !
4. HESHA ( 12/01/2007 12:14)
Le mentos eto tsy azoko, sigara mentola ve sa bonbon menthe de efa mampisy io reaction io sa inn ?
5. nikopol ( 12/01/2007 15:39)
testameta voalohany ve no misy an'io ry LD?
6. cutie ( 12/01/2007 21:57)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. hesham ( 12/01/2007 22:09)
cutie tandremo zany menth zany hihihi
8. cutie ( 12/01/2007 22:28)
:-D:-D:-D:-D hesham
9. ivolana ( 13/01/2007 09:09)
HESHA:

Le mentos eto tsy azoko, sigara mentola ve sa bonbon menthe de efa mampisy io reaction io sa inn ?


ilay bonbon mentos ireny io ka, efa enoko koa io fa mbola tsy nanamporofo azy aho......


10. xxx ( 13/01/2007 18:21)
=D aloha fa hotandremana, raha mbola misy hafa dia alefaso ihany fa mahaliana
11. pissoa ( 13/01/2007 18:32)
niko :-D:-D:-D:-D:-D
12. watafon ( 13/01/2007 19:47)
anandrana za rahapitso d tantaraiko eto e!
13. titimms ( 15/01/2007 18:10)
misy fichier tiako alefa fa tsy mety ry reto an.(en diapo lay izy). FA tena dangereux mihitsy io coca+mentos io.
14. Zina ( 19/01/2007 00:22)
efa le 18 janvier zao i watafon mbola tsy niveran niteny izay nandraminy hahahha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2408